Anja'Choua Beauté
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anja'Choua Beauté, Wig shop, Antananarivo.
✨𝗧𝗢𝗨𝗧 𝗣𝗢𝗨𝗥 𝗩𝗢𝗦 𝗖𝗛𝗘𝗩𝗘𝗨𝗫 𝗘𝗧 𝗩𝗢𝗧𝗥𝗘 𝗕𝗘𝗔𝗨𝗧É✨
• Nos offres : Vente de perruques, tissages, extensions, tresses & postiches, accessoires cheveux, maquillage et onglerie, mode féminine Tendance.
📍 Antananarivo | 📞 034 72 876 11
20/07/2026
COLIS FIANARANTSOA📦
COLIS TAMATAVE📦
COLIS BEFANDRIANA NORD📦
COLIS MAEVATANANA📦
COLIS FENERIVE EST📦
COLIS MANANJARY📦
📩 Ho anareo izay any te hanao commande na perruque/tissage/extension....
Rehefa resaka momba ny volo😍😍 aza misalasala mandefa hafatra ato aminay na miantso 034 72 876 11📞
🚐 Livraison manerana ny Madagasikara
Mankasitraka @ fahatokisana Tompoko❤🙏
20/07/2026
Cliente BEFANDRINA NORD (cliente satisfaite)❤🥰🥰
Merci beaucoup Marie Annette Ravadelisoa 🙏🙏
19/07/2026
Mankasitraka Tompoko🙏❤
Tsy ho hay ny tsy hankasitraka anareo rehetra t@ fahatokisana hatramizay🥰❣️❣️🙏🙏
Mankasitraka ihany koa an📞🤣🤣(vazivazy retsy zany an)
📩 Ho anareo izay mbola tsy nanjifa ny article nay de aza misalasala miditra mp
📞 Numero tsy miova fa 034 72 876 11(Anjaniaina Princia Razafindrakoto) nenarany mvola hoanizay handefa vola😊😊💰💰
Bisous daholo😘😘
Bonjour daholo🥰🥰
Elaela zay, commande nanomboka t@ 27 Juin
Androany daholo livraison
Efa paré daholo colis tsika
14/07/2026
❗❗Iza ilay tia crochet iny??❗❗
🥰🥰 Sady manao pose ihany koa izahay na demi-tête na tête entière🥰🥰
14/07/2026
✨TISSAGE✨
😍😍Tonga arrivage tissage manjakely tinareo iny😍😍
📩 Mp ary ohh🥰🥰
07/07/2026
🚫 Ry Ray amandreny, aza havela handeha irery ny zaza 🚫🚫
🚫 Na isika lehibe ihany koa mila mitandrina fa efa tsy mifidy na kely na lehibe ireo olondratsy🥺😭
🚫 Aza mety apiresahanolona tsy fantatra eny andalana
Samia mivavaka aloha ny hivoaka ny trano🙏🙏
03/07/2026
❤️🔥❤️🔥Ny eo tsy lany ny eo tonga ihany, perruque lace wig indétectable manjakely❤️🔥❤️🔥
03/07/2026
😍😍 Tena afa-po, mankasitraka hatrany o❤🙏🙏🙏
Click here to claim your Sponsored Listing.
