Atsikana kely

Atsikana kely

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Atsikana kely, Health/Beauty, IIJ 69H bus, Antananarivo.

06/12/2025
11/11/2025

Mba mizara sao misy liana
Offre d'emploi

11/10/2025

🟨 Ravin-goavy : Tsiambaratelon’ny nify fotsy sy tsiky mamirapiratra!

Fantatrao ve fa ny ravin-goavy dia manala tartre sy tasy, manamafy nify sy gencive, ary manadio ny vava tsy mila produit chimique akory?

Fikarakarana :
🟢 Teteho ravin-goavy 5–6, afangaro amin’ny rano mafana 1 vera sy sira kely.
🟢 Afangaro ho lasa pâte dia ampiasao toy ny dentifrice.

Fampiasana :
Borosio ny nify indroa isan’andro, avela 2–3 minitra, dia sasao.

Vokatra :
🟢 Nify fotsy sy mamirapiratra
🟢 Gencive salama, tsy misy fofona ratsy
🟢 100 % voajanahary, mora atao ao an-trano

Zarao amin’ny namanao ity tsiambaratelo voajanahary mahafinaritra ity!

➡️ Andramo Io Fa Raha Tsy Efficace Aminao Dia Ity Misy "Produit Fini" ( efa tonga dia mampiasa) afaka vidina ato aminay ( miditra MP)

Longrich Dentifrice ( fanta-daza sy laharana voalohany manerantany)– Tsy dentifrice tsotra akory!

Vita amin’ny Aloe vera, Thé blanc, Menthe, Xylitol, Calcium naturel
🟢 Manafotsy nify aingana: Manala tasy sy fofona ratsy
🟢 Manamafy nify & gencives
🟢 Mampamendrika sy manadio tsara
🟢 Tsy misy fluor, tsy manimba!

Vava madio, tsiky mamirapiratra, Longrich no valiny!

➡️ Mifampizaraha hatrany 🙏🏻

22/09/2025

😂😂😂😂

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

IIJ 69H Bus
Antananarivo