Cosmétiques Naturels

Cosmétiques Naturels

Share

Avance en silence, construis en secret, brille en plein jour�

Photos from Cosmétiques Naturels's post 19/01/2026

💆‍♀️✨ CRÈME COIFFANTE RÉPARATRICE BY MIORA ✨💆‍♀️
🌿 Vahaolana tokana ho an’ny karazambolo REHETRA 🌿
👉 Na volo curly, frisé, bouclé, lisse, na volo simba dia mety aminao ity crème coiffante ity 💖

✅ ASAN’ILAY CRÈME COIFFANTE

✔️ Manome hamandoana lalina ny volo
✔️ Manamboatra sy manatanjaka ny volo simba
✔️ Manamora ny coiffage (tsy mikitroka, tsy mafy)
✔️ Manome endrika tsara sy voajanahary ny volo
✔️ Manafaingana ny fanirian'ny volo

✨ Mety amin’ny karazambolo rehetra
✨ Azo ampiasaina isan’andro
✨ Tsy mahatonga ny volo ho mavesatra ( volo gras)
✨ Manome curl défini tsara ho an’ny volo curly & frisé
✨ Miaro ny volo amin’ny hafanana sy ny masoandro
✨ Mahatonga ny volo ho mamiratra, malefaka ary salama

🔹 Rehefa avy manasa volo (na amin’ny volo maina kely)
🔹 Maka crème kely amin’ny tanana
🔹 Hosory moramora manomboka amin’ny faka hatrany amin’ny tendrony
🔹 Ataovy coiffage araka izay itiavanao azy
👉 Azo ampiasaina: ✔️ Alohan’ny coiffage
✔️ Rehefa hanao boucles
✔️ Rehefa hanalefaka volo maina

✨ Karakarao tsara isan’andro ny volonao miaraka amin’ny
Crème Coiffante Réparatrice by Miora❤️
📩 Mandefasa message ianao raha te hanjifa ary
🚚 Livraison misy
💯 Qualité garantie
+261 33 44 143 20
Manao livraison, ary mandefa @ faritra 💫

Photos from Cosmétiques Naturels's post 17/01/2026

🌸 Avy nandoko volo ve ianao ka simba tanteraka ilay volo? 🌸
Efa nahatsapa ve ianao fa rehefa avy nandoko volo:
Maina tanteraka ny volo
Potika sy lasa vakivaky

Vahaolana ho anao ary ity :Crème Coiffante Réparatrice by Miora!

Ity crème ity dia natao koa ho an’ny volo simba, maina, ary potika rehefa avy nandoko volo .
Koa ampiasao ny crèmecoiffante mba hanananao :

✨ Volo malefaka sy mamirapiratra
✨ Fikarakarana lalina izay manome hamafin’ny volo
✨ Fiarovana amin’ny fahasimbana ary mitazona ny loko ho maharitra

💡 Fomba fampiasana mora foana:

1️⃣ Sasao ny volo amin’ny shampoo mahazatra.
2️⃣ Ataovy amin’ny volo mbola mando ilay crème.
3️⃣ Atosio tsara manerana ny volo amin’ny rantsan-tanana.
4️⃣ Afaka avela tsy hosasana ,, na hosasana aorian’ny 10–15 minitra ho an’ny fikarakarana lalina ( bain d'huile)

Koa ho anao izay avy nandoko volo ka manana volo maina , simba , potika , ary miongotra foana , dia ampiasao ny crème coiffante Réparatrice ❤️✅️
📦 Aza misalasala!
Commandez maintenant ary ho hitanao ny fahasamihafana amin’ny volonao avy hatrany!

17/01/2026

💆‍♀️✨ CRÈME COIFFANTE – Hatsaran’ny volonao isan’andro ! ✨💆‍♀️
🌟 Vokatsoa ho an’ny volonao :
✅ Manalefaka ny volo – tsy maina intsony, mora hosorana.
✅ Mamaritra ny boucles – curly, wavy na crépu voafaritra tsara.
✅ Mampihena ny frisottis – volo mirindra sy tsy mikorontana.
✅ Mamirapiratra sy salama – volo tsara sy mahasarika.
✅ Mora ampiasaina isan’andro.
🧴 Fomba fampiasana :
Makà kely amin’ny rantsan-tanana.
Ampiharo amin’ny volo madio sy mando na maina.
Afindra tsara amin’ny rantsan-tanana manerana ny volo.
Ahodino na ahitsy ny boucles araka ny tianao.
Ampiasao isan’andro raha ilaina.
📦 100 ml
💰 Vidiny : 10 000 Ar
💬 Efa betsaka no nampiasa ka afa-po daholoo , ka ho anao koa , aza misalasala 🫶🏻
📩 Mp raha hanao commande
📍 Disponible avy hatrany

Photos from Cosmétiques Naturels's post 15/01/2026

🌸 CRÈME COIFFANTE RÉPARATRICE 🌸
Te hanana volo malefaka, mamirapiratra ary salama tsara ve ianao?
Ity crème coiffante ity no vahaolana 🤍
✅ Mahasoa azy :
✨ Manalefaka sy manome hamandoana ny volo
✨ Manarina volo simba sy maina
✨ Mampihena ny cassure sy ny frisottis
✨ Manamora ny coiffage (tresses, brushing, naturel…)
✨ Mety amin’ny karazana volo rehetra
📦 Contenance : 100 ml
💰 Vidiny : 10 000 Ar

📩 Soraty hoe MP raha te hanjifa izany ianao
📞 Na antsoy +261 33 44 143 20
🚚 Manao livraison ary mandefa any amin'ny faritra !
✨ Ataovy tsara tarehy sy salama ny volonao isan’andro miaraka amin’ny crème Coiffante Réparatrice by Miora ✨
📩 Commandez maintenant !
Stock Limité ✅️

14/01/2026

📢 MITADY VAHAOLANA AMIN’NY VOLO VE IANAO?

👉 Ity natao hanatsarana:
- Volo tsy mety maniry mihitsy
- Manify foana, tsy mety matevina
- Volo potika, simba, miongotra rehefa avy nandoko volo
- Manana volo sola
- Niteraka ka te hampaniry sy hanamafy volo

🎯 NATAO HO ANAREO ITY !
Crème Coiffante Réparatrice by Miora – 10 000Ar fotsiny!

✅ Mety amin’ny karazana volo rehetra:
— Zazakely
— Olon-dehibe
— Lahy sy vavy

✅ Mampaniry volo haingana
✅ Manamafy volo
✅ Mitsabo volo simba

📞 Stock limité fa ataovy haingana ny commande !
Mp raha hanao commande na mitady fanazavana fanampiny!
+261 33 44 143 20
Mandefa @ faritra rehetra !
Manao livraison ho an’ny eto an-toerana koaa

Photos from Cosmétiques Naturels's post 07/01/2026

🌸 CRÈME COIFFANTE RÉPARATRICE BY MIORA 🌸
Mitaraina ve ianao fa : 🗣 Miongotra sy maina ny volonao ?
🗣 Tsy mety maniry, tsy matevina ?
🗣Simban’ny fer à lisser, brushing, na loko volo ?
🗣Tsy miverina intsony ny boucles ?
✨ Vahaolana tokana : Crème Coiffante Réparatrice by Miora ✨
💗 Manasitrana sy manamboatra volo simba
💗 Manampy amin’ny fitomboan’ny volo haingana
💗 Mamerina ny hamandoana sy ny fahalemilemeny
💗 Manamafy ny fakàn-volo, mampihena ny fianjerany
💗 Mamerina ny boucles voajanahary
💗 Mety amin’ny karazana volo rehetra (naturel, bouclé, lissé, coloré)
🌿 Vita amin’ny akora voajanahary voafantina tsara
👌 Azo ampiasaina isan’andro, tsy mampiraikitra
📦 Azo vidiana izao
📞 Contact : +261 33 44 143 20
💬 Safidio ny fikarakarana tena izy, safidio ny hatsaran’ny volonao miaraka amin’i Crème coiffante réparatrice by Miora 💖

06/01/2026

🧴 Crème Coiffante Réparatrice by Miora

Misy manontany foana hoe:
➡️ Mety amin'ny lehilahy ve ilay crème coiffante ?
➡️ Mety amin'ny zazakely ve ?

Dia valinay mazava tsara: ENY✅
✔️ Mety amin'ny lehilahy
✔️ Mety amin'ny zazakely
✔️ Mety amin’ny karazana volo rehetra izay tiana ho salama, ho tsara endrika, ary ho voaaro!

Crème Coiffante Réparatrice by Miora ✨️🐝
— Sakaiza maharitra ho an’ny volonao 💆‍♀️💆‍♂️
➡️ 100ml • 10 000 Ar
📍 Livraison Antananarivo & faritra
📞 +261 33 44 143 20
📄 Page : Miora Juvenal

%

06/01/2026

🔔 De retour 2026 🔔
Crème Coiffante Réparatrice by Miora 💛

Tonga indray ilay vokatra tianareo rehetra !
Ity crème coiffante réparatrice ity dia:

✨ Mitsabo volo simba na avy nolokoina na natao fer à lisser
✨ Mampijanona ny volo miongotra lava
✨ Mampaniry volo haingana sy matanjaka
✨ Miaro volo amin’ny hafanana sy ny masoandro

Betsaka ny vokatra vaovao ho avy, fa ity aloha no top model ho an’ny volonao!

➡️ Araho hatrany ny pejy Cosmétiques Naturels

Photos from Cosmétiques Naturels's post 16/11/2025

Crème Coiffante Réparatrice by Miora
Mitady ho sola ve ny volonao?
Manify , miongotra, tapatapaka, tsy mety ho matevina?
Tsy miverina ho boucles (curly) intsony?
Na volo maina, na vakivaky,
Crème Coiffante Réparatrice by Miora no vahaolana voajanahary ho anao!

Manan-karena amin'ny akora toy ny :
- Huile de coco
- Beurre de karité
- Cire d’abeille
- Vitamine E
- Huile essentielle lavande

Tombontsoa :
✔ Manampy hanamafy sy hampitombo ny volo
✔ Manome fiarovana amin’ny hafanana sy fahasimbana
✔ Mamerina ny curl naturel sy ny hamandoana
✔ Manatsara sy mampamirapiratra ny volo

Fomba fampiasana :
1. Sasao sy avela ho lena kely ny volo.
2. Makà kely amin’ilay crème eo an-tanana.
3. Atao amin’ny tendron’ny volo sy afangaro manontolo amin’ny volo.
4. Afaka atao leave-in na atao brushing rehefa avy eo.
5. Ampiasao 3 à 5 fois par semaine ho an’ny vokatra tsara kokoa.

Crème Coiffante Réparatrice by Miora –
Natoraly. Mahomby. Malagasy.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Antananarivo
101