Ny Aina Miray
💐Massage pour femme et enfants💐
🥰Bien être pour tout le monde 🥰
25/02/2026
💊 Mirongatra tokoa ny aretina MANGA MASO ho any ireo zaza madinika aminy izao fotoana izao.
Ahoana no hafantarana azy ?
Ny afantarana fa voa ny zaza
1▫️Matetika mikohaka kely ny zaza.
2▫️Milentika ny loha maleminy sy ny ao amin'ny fara atoka.
3▫️Milentika miakatra ny lanilany.
4▫️Misy rivotra ao anaty kibo.
5▫️Mikaka maintso madity sahala ny misy lelo.
6▫️Miakatra ny hafanana ary malain-komana ilay zaza mety mandoa fona vao minono na misakafo ary tsy mahazaka ny lohany.
7▫️Rehefa jerena ny masony ilay zaza dia somary manompo manga ary somary milentika kely.
🔴 Tandremo!
Mety ho sempotra sy hifanintona ny zaza vokatriny hafanana sy ny tsy fahampiana rano ao anatiny.
Mahafaty ny aretina raha toa ka tara na ratsy ny fitsaboana .
💊Mba hisorohana ny aretina Mangamaso dia ataovy mafana fona ny zaza, aza atao tratriny rivotra matetika ny loha maleminy,ary ny tena zava-dehibe indrindra ny Rano, ataovy ampy ny rano ny zaza .
🌿 Zavatra natoraly avokoa no entina itsabona azy
🎁Raha mila toro-hevitra na fanampiana aza misalasala miantso
tel:0343920039
0344955260
-maso
-Loa
na koa
-hevo
23/02/2026
Tsara ho fantatra ny aretina mangamaso dia tena mahafaty. Tsy azo tsindromina fa mahafaty
Fisehony:
👉Zaza mena atramin'ny 5taona eo no mety tratrany "mangamaso"na koa "Hevo"
*Malaikomana be ny zaza
*Mamay be ny vatany(omena fampididinana hafa ana fa tsy miafana)
*Mivalana(maitso lomotra ny tainy)sady maimbo be, tena ratsy fofona
*Malemilemy reradavan
*Raha zaza mena dia malemy ny loha maleminy mitatra zany
*Miha milentika ny lanilaniny
*Mavomavo ny maso sy pipy manao endrika tazo vony
👉Mapalemy ny zaza ny mangamaso ka aza mangatakandro ny fitsabona azy
👉Rehefa ireo fambara ireo no miseho anatin'ny 2andro dia ento aingana eny amin'ny mpitsabo mangamaso ny zanakao
🥰Izahay dia mitsabo " na koa "
Betsaka no efa naita vokatso aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina
Toerana Ambohijafy Itaosy
Tel: 0344955260
0343920039
0380677032
-mangamaso
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
