Bell'Hair
❤️Une touche de douceur et d’élégance pour vos cheveux. Nos produits hydrate, protège et sublime votre chevelure au quotidien🥰
13/06/2026
❌Ela2 tsy hita tato fa ny résultat manambara eny foana❌
❤️ Mankasitraka bedebe foana manome toky anay🥰❤️
☘️Volo bien défini ➿ malefaka sy mangirana tsara😍
💖 Leavin 250ml 20.000ar💖
09/06/2026
‼️‼️ Mankasitraka bedebe anareo nametraka fahatokisana🙏‼️‼️
❌Lany tanteraka ny leavin curly sy masque Tanjaka antsika❌
☘️Mbola misy ny crème coiffante 🥰☘️
❤️❤️❤️
08/06/2026
💖💖 Retour mamikely 💖💖
08/06/2026
💞Mirary herinandro mahafinaritra sy feno fitahiana ho antsika rehetra🙏💞
07/06/2026
‼️Efa mahafantatra ny porosité ny volony avy ve tsika ato⁉️
05/06/2026
‼️Efa manana anito ve nareo⁉️
🥹Raha volo miongotra sy tsy mety maniry dia ito ny vahaolana malaky🥰❤️
💖Volo salama,maniry,matevina zay no tanjona🥰
❌Sans huile de ricin et huile de coco❌
💸100ml 10.000AR💸
05/06/2026
❤️Rehefa tsara ny produit ampiasainao dia vety2 ny volo dia salama sy maniry be🥰❤️
🍀Tsy diso safidy ianao raha mampiasa produit ato aminay💖
❤️Mety ho an'ny karazambolo rehetra ny produit ato aminay🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
