Lylu'tresse
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lylu'tresse, Health/Beauty, Antananarivo.
❤️Tresse africaine💇
❤️Onglerie(soins, pose capsule, nail art, dépose)💅
❤️ Make-up 💄
❤️ Décoration intérieure (rideau, moustiquaire, drap)
+261 34 55 961 00
+261 33 34 718 63
02/12/2025
Ity drap ity disponible de suite alefako morabe
Jp ho an'izay haka azy
30/11/2025
Araraoty hatrany fa akaiky ny fety oh
Rideau 3 pièces
2 semi lourds et une voile
Mesure : 2m20/1m50
Mp ho an'izay Liana tompoko
30/11/2025
Ho an'izay Tia tsotsotra ihany koa an
Misy couleur
Sur commande hatrany
29/11/2025
Akaiky ny fety ry zareo a,
Mila manaingo trano, andro iray toa zato e!
midira MP na 034 55 961 00 ho an'izay liana an
Eto Tana ary amndefa any am province
Photo réelle daholo ireo
28/11/2025
Tongava ihany koa raha te hatao manjamanja ny tongotra an
Tena hoe prix morabe Dia efa mahavita tsara be ohatra Zao
Maharitra elabe
Vernis semi-permanent
MP ou 0345596100
28/11/2025
Manao onglerie ihany koa an
MP ou 034 55 961 00
28/11/2025
Mbola mandray rendez-vous randrana hatrany an
Mp ou 034 55 961 00
Lieu Tana
22/11/2025
Mandray rendez-vous hatrany
Eto tana
22/11/2025
Mandray rendez-vous eto Tana ndray an
20/11/2025
Cliente satisfaite
16/11/2025
Mp hatrany izay hirandrana
Click here to claim your Sponsored Listing.
