๐— .๐—› ๐— ๐—ผ๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป - sens de la vie

๐— .๐—› ๐— ๐—ผ๐˜๐—ถ๐˜ƒ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป - sens de la vie

Share

๐Ÿ‘‰Abonnez-vousโ˜๏ธ

๐Ÿง "ร‰tablir des liens intimes avec soi-mรชme, les autres, la nature ou une rรฉalitรฉ supรฉrieure" ๐Ÿง ๐Ÿซ€

๐Ÿง˜๐Ÿ‚๐Ÿง ๐Ÿซ€

16/06/2026

Any ann ๐Ÿ™๐Ÿ€โœŠ

15/06/2026

๐ŸŒ™ Nouvelle Lune isika izao๐Ÿฅฐ

๐ŸŒŒNy Nouvelle Lune dia fotoana mangina

Nefa misy hafatra mahery๐Ÿ€
Tsy voatery hitondra ny vesatry ny omaly ianao mba hahatongavana amin'ny ampitso. ๐Ÿ™

๐Ÿฅ€Raha nisy nofinofy tsy tanteraka...
๐Ÿฅ€Tsarovy fa indraindray ny fiainana Manidy varavarana iray ๐Ÿš๏ธsatria misy varavarana tsara kokoa miandry hisokatra.๐Ÿ 

๐ŸŒ‘ Anio, manorata tanjona vaovao. ๐ŸŒ‘ Minoa indray ny tenanao. ๐ŸŒ‘ Ary aza adino:

Ny volana aza mila mandalo haizina vao mamirapiratra indray.

Koa nahoana ianao no hihevitra fa tapitra ny dianao satria nandalo fotoan-tsarotra?

โœจ Mety ho ity no fiandohan'ilay toko tsara indrindra amin'ny fiainanao.

๐ŸŒ‘โœจ๐Ÿ’ซ

11/06/2026

๐ŸฅนTsy tokony hanery olona aminy safidiny izany isika....๐Ÿ™โ˜บ๏ธ

11/06/2026

โ˜บ๏ธNiverina nandalo izy nijery ny fivoaranao fotsiny fa tsy hoe ijanona eo aminao ka!!!! ๐Ÿ˜Š

๐Ÿ‘Œrehefa itany fa mbola eo aminy toerana nametrahany anao ianao dia lasa indray aloha izy satria fantany fa mbola afaka ivezivezena eo aminao ๐Ÿ‘€

๐Ÿ‘Œ Ka noho izany ann...

๐Ÿฅ€Aza mifantoka amin'ilay olona nandao dia niverina nijery anao indray aty aorina .

๐Ÿฅ€Fa mifantoha amin'ilay olona hitanao eo amin'ny fitaratra isan'andro. ๐Ÿฅฐ

Anontanio ilay olona itanao ao hoe: "Inona no dingana iray azoko atao anio mba hahatonga ahy ho tsara kokoa noho ny omaly?" ๐Ÿ’–

Kouny ann ๐Ÿ˜˜

11/06/2026

โœจ "Mety tsy ho hitanao anio ny valin'ny ranomasonao izay nilatsaka mangingina isaky ny alina.
Mety tsy ho hitan'olona ny ady mafy lalovanao isan'andro io.

๐ŸฅนNy alahelo afeninao ao ambadik'ilay tsiky...

ary ny havizanana entinao nefa mbola miezaka hatrany ianao๐Ÿฅฐ

๐Ÿ”ธindraindray ianao

๐Ÿ‘Œleo miandry
๐Ÿ‘Œleo manantena.

Manontany tena hoe: 'Rahoviana ihany vao hiova ny fiainako

Kanefa:

๐ŸƒNa dia Mbola ankamantatra aza ny valiny ankehitriny,

๐Ÿ’ฅAza mieritreritra hoe hadino ny ranomasonao.

โœŠNy ratra rehetra niainanao, ny fahoriana rehetra niaretanao, dia misy antony avokoa ireny .

๐Ÿฅฐ Ary indray andro any, rehefa mitodika any aoriana ianao, dia ho tsapanao fa ireo andro sarotra ireo no nampatanjaka anao sy nitondra anao teo amin'ilay toerana nirinaoโœŠ๐Ÿฅฐ



@๐™ผ.๐™ท ๐š–๐š˜๐š๐š’๐šŸ๐šŠ๐š๐š’๐š˜๐š— -๐šœ๐šŽ๐š‹๐šœ ๐š๐šŽ ๐š•๐šŠ ๐šŸ๐š’๐šŽ

09/06/2026

๐Ÿƒ Aza Mitady Olona Hanasitrana ny Ratram-ponao.

๐Ÿ‘ŒAza maika hiditra amin'ny fiainam-pitiavana vaovao raha mbola mitondra ratra tsy voatsabo.

๐Ÿ‘ŒSatria matetika ny ratra tsy sitrana dia miteraka ratra vaovao, ho anao sy ho an'ilay olona tonga eo amin'ny fiainanao.

๐ŸŒฑ Tsarovy:

๐Ÿ‘ŒTsy mila olona hameno anao ianao, fa mila mianatra ho feno aloha.

๐Ÿ‘ŒRehefa milamina ny ao anatinao dia tsy hitady olona hanavotra anao intsony ianao, fa hisafidy olona hiara-dia aminao. โค๏ธ๐Ÿค

โœจ Ny fanasitranana tena izy dia manomboka amin'ny fitiavana ny tena, amin'ny fanekena ny lasa, ary amin'ny fanomezana fotoana ny fo hamerina ny heriny. ๐Ÿ’š
#๐™ฒ๐š˜๐šŠ๐šŒ๐š‘๐š’๐š—๐š #๐™ต๐šŠ๐š‘๐šŠ๐šœ๐š’๐š๐š›๐šŠ๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ
#๐š๐š’๐šŠ๐šŸ๐š˜๐š—๐šข๐š๐šŽ๐š—๐šŠ๐š—๐šŠ๐š˜

@๐™ผ.๐™ท ๐™ผ๐š˜๐š๐š’๐šŸ๐šŠ๐š๐š’๐š˜๐š—-๐š‚๐šŽ๐š—๐šœ ๐š๐šŽ ๐š•๐šŠ ๐šŸ๐š’๐šŽ

09/06/2026

โœจ Misy fotoana isika mijery ny hafa dia mahatsapa hoe toa tara?

Kanefa ny marina, tsy mitovy ny dianโ€™ny tsirairay.

Misy ny mahatratra haingana ny tanjony!
Misy kosa mandroso tsikelikely.

Tsy midika anefa izany fa Tsy afaka intsony ianao..

Fa ny dingana rehetra ataonao
Na dia kely sy mangina aza.
Dia hahatonga anao anakaiky hatrany aminโ€™izay nofinofisinao.

๐ŸŒฑ Aza kivy raha mbola tsy hitanao eo no eo ny vokatra. Ny voa nambolena androany dia mila fotoana vao mitsiry sy mamokatra....

Motivation sens de la vie

08/06/2026

....Nisy lehilahy iray saika kivy taminโ€™ny fiainany noho ny olana nisesy teo aminy ๐Ÿ˜”.
Indray andro anefa..๐Ÿฅน
Nahita mpamboly nanondraka hazo efa maina tanteraka izy ๐ŸŒณ

Tsy ariny dia nanontany izy!!!

โ€” "Fa maninona ianao no mbola manondraka an'io hazo io kanefa hazo efa maina anie io e! ๐Ÿค”

Namaly ilay mpamboly:

โ€” "Satria tsy mbola hitako ny fiafaranโ€™ny tantarany.๐Ÿƒ๐Ÿฅน

Mety mbola misy aina ao anatin'ny fakany ao ka hamoa indray izy any aoriana any raha karakaraiko๐ŸŒฑ

Taminโ€™izay ilay lehilahy no nahatsapa fa toy izany koa ny fiainana ๐Ÿ˜Š

tsy voatery ho ahita vaha-olana eo noho eo ianao.
fa mila maharitra, ary mila mahatsapa hoe miady aloha vao mivoaka ho mpandresy ๐Ÿ’ชโœŠ

Ny tsy fahitana vokatra anio dia tsy midika hoe tapitra ny fanantenana โœจ.
Aza kivy.๐Ÿ™

Tohizo ny ezaka sy ny finoana, satria mbola tsy tonga aminโ€™ny faranโ€™ny tantaranao ianao ๐Ÿ’ช.

H Motivation-sens de la vie

04/06/2026

๐Ÿ’–Minoa ny tenanao, na dia tsy mino aza ny hafaโ˜บ๏ธ
- Ny fiovana lehibe dia manomboka aminโ€™ny eritreritra kely tsara iray.๐Ÿ’ฅ

02/06/2026

๐ŸŒฟIndraindray๐ŸŒฟ
ireo fotoana izay nampitomany anao indrindra no nampianatra anao lesona sarobidy indrindra.๐Ÿช„

โ€ข Aza mankahala ny lasa.
โ€ขEkeo izy.
โ€ขIanaro ny lesona ao anatiny.
โ€ขAry avelao izy hampatanjaka anao fa tsy hanimba anao.

๐ŸŒˆ Satria tsy voafatotry ny zavatra niainanao ianao.

โœจ Tsy ny lasa no mamaritra ny hoavinao
โœจFa ny safidy ataonao anio.

๐Ÿค Mandehana miadana...
๐ŸคMamelร  ny tenanao...
๐ŸคAry minoa fa mbola misy pejy tsara tarehy maro miandry hosoratanao eo amin'ny fiainana.

๐Ÿง ๐ŸŒฟ๐Ÿ’–

@๐Œ.๐‡ ๐Œ๐จ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง-๐ฌ๐ž๐ง๐ฌ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐ฏ๐ข๐ž

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo