Arima Joh

Arima Joh

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Arima Joh, Health/Beauty, Ambohipo, Antananarivo.

26/08/2025

Ity ihany koa dia natao tamin'ilay tsy nisy hatao.

26/08/2025

Rehefa ilay tsy misy hatao iny dia mba mamorina zavatra hatao

13/08/2025

Ny loko natao hanome voninahitry ny hazavana.

Photos from Arima Joh's post 07/08/2025

Iza ilay tia misakafo be ireny.
Ilaina ihany koa ny mahay misakafo

07/08/2025

Ilaina foana ny mianatra

Photos from Arima Joh's post 07/08/2025

Ianareo koa ve misy fotoana mahatsiaro hoe ilay fotoana sy ilay zavatra mitranga eo dia efa niainana sy azonao nofy izany.

Photos from Arima Joh's post 04/08/2025

Ireto ary ilay arrivage manitra be eee.
Sac à main ilay afaka entina miasa, mianatra, mamonjy lanonana, sns...

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambohipo
Antananarivo