TSARA Print & Design

TSARA Print & Design

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TSARA Print & Design, Antananarivo.

Tsara Print & Design 🖨️✨
Impression professionnelle :
📇 Cartes
🎟️ Billets numérotés
🏷️ Hang tags
📦 Bordereaux de livraison autocollants
🔖 Autocollants
✔️ Kalitao tsara
✔️ Asa madio sy matihanina

15/05/2026

🚨😳 NY COLIS-NAO NO METY HANDROAKA CLIENT… NEFA TSY FANTATRAO AKORY

Misy différence be mihitsy ny colis:
👉 rehefa propre
👉 rehefa milamina
👉 rehefa hita hoe professionnel ✨

Ary zavatra iray tena manova an’izany ny :
✨ ÉTIQUETTES DE LIVRAISON AUTO-ADHÉSIVES ✨

😮 Tsy vitan’ny hoe manamora ny asa…
Fa manome image “business sérieux” avy hatrany koa 🔥

✔️ Adresse mazava tsara
✔️ Colis madio kokoa
✔️ Gain de temps
✔️ Livraison milamina kokoa
✔️ Client matoky kokoa 😏

🎯 Mora ampiasaina be:
✍️ Soraty ny coordonnées
➡️ Esory ilay sosony
➡️ Apetaka
✔️ Vita avy hatrany

💣 Indraindray packaging tsara fotsiny…
dia efa mampiavaka anao amin’ny concurrent 😮‍💨📦

📦 50 pièces / paquet
📐 7,25 × 5 cm

💸 Prix accessible be
Fa rendu tena PRO 🔥

⚠️ STOCK VOAFETRA
🚚 Livraison rapide disponible izao

📩 Alefaso en MP ny commande-nao na 👇
📲 WhatsApp : 032 82 093 10
📞 038 43 825 69

Photos from TSARA Print & Design's post 03/05/2026

🔴 1) MIKASIKA ILAY “AZO TORIANA”
Te hanazava mazava izahay: fa tsy manaiky fandrahonana na filazana hoe “azo toriana” tsy misy fototra ara-dalàna mazava.

Ny publication nataonay dia fampitahana ankapobeny amin’ny fomba fanao amin’ny packaging eny an-tsena (comparaison marketing), natao ho fanampiana sy fanatsarana ho an’ny mpivarotra.
Ny publication resahina dia hita eto 👇
👉 https://www.facebook.com/share/p/1a6BzSbqEA/⁠�
Io dia publication tsy nasiam-panovana na kely aza

👉 Tsy misy olona voatonona
👉 Tsy misy orinasa voatondro
👉 Tsy misy fanaratsiana na diso fanambarana
Izany hoe: azo atao ara-barotra tanteraka ny contenu nataonay.

🔴 2) MIKASIKA NY COMMENTAIRE MIVAROTRA PRODUIT HAFA
Tsy ekena mihitsy ny fampiasana ny commentaire amin’ity pejy ity ho:
❌ Fivarotana produit hafa
❌ Fanaovana publicité ivelany
❌ Spam na détournement de publication
Ny commentaire eto dia natao ho an’ny fifanakalozan-kevitra mifandraika amin’ny publication ihany.

💡 FEHINY TSOTRA:
👉 Tsy miady amin’olona izahay
👉 Tsy manaratsy olona na business
👉 Fa mitazona fitsipika mazava sy discipline amin’ny pejy
👉 Ary manolotra vahaolana matihanina ho an’ny mpivarotra

29/04/2026

🚨 STOP. Raha mbola manoratra adresse amin’ny papier + scotch ianao…
👉 Very temps + very crédibilité ianao.
Tena mbola izany ve no ampiasainao amin’ny colis-nao? 😅

⚡ EFA FOTOANA FANOVANA IZAO ⚡
✨ ÉTIQUETTES DE LIVRAISON AUTO-ADHÉSIVES PRO 📦
🔥 Resultat avy hatrany: ✔️ Colis = madio + matihanina
✔️ Tsy misy erreur adresse intsony
✔️ Livraison lasa haingana kokoa
✔️ Client mahita anao ho “business sérieux”

💣 Ny marina:
👉 Packaging no zavatra voalohany tsapan’ny client
👉 Io no mampiavaka anao amin’ny “petit vendeur”

🎯 ULTRA SIMPLE: Soraty ➡️ Esory sosony➡️ Apetaka ➡️ Vita ✔️
(Tsy misy stress, tsy mandany fotoana)

📐 Dimensions : 7,25×5cm
📦 50 pièces / paquet

💸 Vidiny mora be (qualité pro)
👉Tsy mampino anao ny vidiny… 😏

⚠️ STOCK TENA VOAFETRA
🚨 Raha tara ianao = very opportunité

📩 Te hahazo? Mifandraisa aminay 👇
✉️ Mp na 👇👇👇
📲 WhatsApp: 032 82 093 10
📞 038 43 825 69
🚚 Livraison rapide | Disponible izao

Photos from TSARA Print & Design's post 29/04/2026

🔥 Te hanaraka tendance nefa tsy mandany vola? 😏👕💸
🚨 STOP SCROLL 😳🔥
Tsy mila mividy t-shirt lafo intsony vao ho stylé ianao…
👕 MOTIF DTF no secret vaovao 🤫

👉 Mora, stylé, ary tena tendance !
✨ Collection disponible:
🍒 Cherry tendance
🎤 Anime stylé
💙 Cartoon mignon 😍

💎 TOMBONY AZONAO :
👉 Ianao no misafidy couleur t-shirt tianao ametahana anazy
👉 Safidy taille malalaka (S, M, L, XL, sns)
👉 Afaka misafidy toerana
ametahana anazy (devant, dos, manche…)
👉 Compatible amin’ny lamba rehetra (coton, polyester, sns)
👉 Mora apetraka (presse na fer à repasser fotsiny)
👉 Misy motif ho an'ny rehetra (ankizy, tanora, olon-dehibe)
👉 Idéal ho an’ny business (afaka mivarotra t-shirt mora sy mahazo bénéfice)

📐 DIMENSIONS PARFAITES HO AN’NY T-SHIRT REHETRA!
👉 Format pratique & idéal
💥 Tsy lehibe loatra, tsy kely loatra
💥 Tena juste parfait ho an’ny rendu pro 👌

📹 Misy vidéo de A à Z 💥 (hitanao ao ato amin'ny page) mampiseho tsikelikely ny fomba fametahana azy amin’ny fer à repasser 👕🔥
👉 Na dia tsy mbola mahay aza ianao dia mora arahina tsara
✨ Simple, rapide, ary résultat pro avy hatrany!

🚨 AZA TARA 🔥 STOCK LIMITÉ BE!
📲 MIFANDRAISA AMINAY AVY HATRANY!
✉️ Mp na
📲 WhatsApp: 032 82 093 10
📞 Contact: 038 43 825 69

29/04/2026

📹 TSY NINO VE IANAO? 😳🔥
👕 T-shirt stylé amin’ny fer à repasser fotsiny… ENY, TENA AZO ATAO 💥
👉 Jereo amin’ity vidéo ity ny dingana A à Z
👉 Tsotra, haingana, ary mora arahina
👉 Ao an-trano ihany dia mahavita tee-shirt stylé 😎

🚨 AZA ADINO FA MIVAROTRA MOTIF DTF IZAHAY 🔥👕

17/04/2026

🚨 STOP. Raha mbola manoratra adresse amin’ny taratasy sy mametaka izany amin'ny scotch ianao… dia efa very temps sy image pro 😏
Tena mbola io fomba io ve isaky ny colis ? 😅
👉 Mampiadana business + tsy dia matihanina
⚡ EFA ANDRON'NY FANOVANA ZAO ⚡
✨ ÉTIQUETTES DE LIVRAISON AUTO-ADHÉSIVES PRO 📦

🔥 IZAO NO MIOVA AVY HATRANY:
✔️ Colis lasa matihanina avy hatrany
✔️ Coordonnées mazava + tsy misy erreur
✔️ Livraison haingana sy milamina kokoa
✔️ Image business miakatra avy hatrany

💣 Tadidio fa ny client dia mitsara anao amin’ny packaging aloha vao ny vokatra

📌 Fampiasana:
Manoratra➡️ Esorina ny sosony ➡️ Apetaka ➡️ Vita ✔️
(tsotra, haingana, tsy misy stress)

📐 Dimensions : 7,25×5cm
✅ 50 pièces be izao ny paquet iray 🤗

💡 Vidiny tena mora lavitra raha oharina amin’ny vokatra mitovy eny an-tsena, nefa kalitao pro 👌

⚠️ STOCK TENA VOAFETRA BE
🚨 Raha miandry ianao dia mety ho lany

📩 Raha mahaliana anao dia 👇
Soraty hoe “ÉTIQUETTES” ao commentaire fa ho tonga tsy nantsoina toy ny orana any aminao any ny infos rehetra 😉

🚚 Livraison rapide | 📦 Disponible maintenant

📲 WhatsApp : 032 82 093 10
📞 Contact : 038 43 825 69

Photos from Rituel Mode's post 15/04/2026

Preuve de satisfaction client ✅✨

Merci pour votre confiance et ce retour positif 🙏
Chez TSARA Print & Design, chaque détail est travaillé avec soin afin de garantir un rendu propre et professionnel 🎯🖨️

Votre satisfaction reste notre priorité 🤝📦

👉 Besoin d’autocollants ou de supports d’impression de qualité ? Nous sommes à votre service !

20/03/2026

🔥Maro be ianare no mikarakara opération (cake, œufs de Pâques, sns…) indrindra amin'izao akaiky fety izao
👉 fa izay voalamina tsara ihany no tena mahazo vokatra

❌ Natao ho anareo indrindra ity
🎟️ Billet misy numéro
✔️ Milamina ny organisation
✔️ Mazava sy mora ny fanaraha-maso
🎨 Impression en couleur

🚀 + Service en plus:
→ Design personnalisé
→ Numérotation automatique
→ Fikarakarana rapide

📢Tena mora be
💰 100 Ar / billet
📦 Minimum: 100 billets

🖨️ Ary tsy izay ihany…
Izahay koa manampy anao amin’ny impression rehetra ilainao:
✅ Cartes (visite, fidélité, remerciement…)
✅ Billets numérotés
✅ Hang tags (étiquette vêtements)
✅ Étiquettes de livraison autocollantes
✅ Autocollants

📞 038 42 825 69
💬 WhatsApp: 032 82 092 10

18/03/2026

📦 Vendeurs en ligne, asio signature ny colis-nao !

❌ Aza avela ho tsotra sy tsy misy identité intsony ny livraison-nao…
👉 Ataovy MIAVAKA sy MATIHANINA 💼✨

💖 Étiquettes de livraison autocollantes 100% personnalisées

🎨 Design-nao manokana:
✔️ Anarana
✔️ Logo
✔️ Contact
✔️ Style tianao
🎁 Personnalisation GRATUIT
➡️ Izahay no manamboatra azy ho pro & manintona 😍

⚡ Mora ampiasaina:
Manoratra → Apetaka → Alefa 🚀

🔥 Tombony ho anao:
➡️ Colis madio sy moderne
➡️ Image de marque miakatra 📈
➡️ Mampitombo fitokisan’ny mpanjifa 💯

📏 Format: 10 × 7,25 cm (na araka izay ilainao)

💥💥 VIDINY TENA MORA BE 💥💥
❌ Tsy hita hafa tsy ato aminay ‼️

⏱️ Fabrication haingana arakaraka ny commande

📲 Alefaso MP aminay dieny izao ny commande-nao
👉 Lazao fotsiny izay tianao na alefaso ny design-nao, izahay no hikarakara azy manontolo ✨

💬 Raha te hijery ny santionany tamin’ny asa efa vitanay ianao dia afaka mijery ao amin'ny commentaires✨

🖨️ Izahay ihany kosa dia manao ireto Services d’impression manaraka ireto :
📇 Cartes (visite, fidélité…)
🎟️ Billets numérotés
🏷️ Hang tags
🔖 Autocollants

📞 038 43 825 69
💬 WhatsApp: 032 82 093 10

17/03/2026

✨ Colis Milamina = Business Matanjaka! ✨

📦 Étiquette de livraison autocollante : mora apetaka, tsy mila scotch intsony !
✔️ Manoratra fotsiny, apetaka dia vonona halefa avy hatrany 🚀

➡️ Madio, pro, mampitombo fitokisan’ny mpanjifa 📈

📏 Dimensions 10 × 7,25 cm
👉 Lehibe tsara, mora ampiasaina 👌

💥 Vidiny tena mirary + personnalisation 100% gratuite!

Contact :
📞 : 038 43 825 69 WhatsApp : 032 82 093 10

16/03/2026

💰 KELY VIDY, FA LEHIBE NY IMPACT AMIN’NY IMAGE-N’NY BUSINESS-NAO! 🚀

🔥 HANG TAG PERSONNALISÉ – EFA MIARAKA AMIN’NY CORDON! 🔥

🏷️ (Étiquette pour vêtements & accessoires)

👕 Raha mivarotra akanjo na accessoires ianao dia misy detail kely iray afaka manova tanteraka ny image-n’ny vokatrao ity:
👉 Hang Tag personnalisé
Izy io ilay étiquette apetaka amin’ny akanjo na sac, mampiseho ny marikao ary manome présentation matihanina ny vokatrao 😍

💡 Rehefa tsara ny présentation :
✨ Mihabetsaka ny fitokisan’ny mpanjifa
✨ Mihatsara ny image-n’ny marikao
✨ Mampiakatra ny valeur-n’ny vokatrao

📄 Papier glacé 250g – Kalitao tsara
📏 Dimensions : 8 x 5 cm – Habe tena mety
📍Trou (lavaka) : 3mm ou 6mm de diamètre
🧵 Efa miaraka amin’ny cordon (tady) – vonona hapetraka avy hatrany

👕 Mety amin’ny :
T-shirt • Sweat • Robe • Sac • Bijoux • Accessoires sy maro hafa

💥 VIDINY TENA MORAAA LOTRA… BONBON SUCETTE AZA MBOLA LAFO! 🍬✨🤣🚀

🚀 Ataovy matihanina sy miavaka ny vokatrao miaraka amin’ny Hang Tag personnalisé!

🖨️ Izahay ihany koa dia manolotra services d’impression isan-karazany ho an’ny business-nao, amin’ny vidiny tena mirary, toy ny :
📇 Cartes (visite, fidélité, remerciement…)
🎟️ Billets numérotés
🏷️ Hang tags (étiquette pour vêtements)
📦 Bordereaux de livraison autocollants
🔖 Autocollants

📩 Mila design na hanao commande ve ianao ?
📞 Afaka miantso na mandefasa MP avy hatrany :
☎️ 038 43 825 69
📱 WhatsApp : 032 82 093 10

✨ TSARA PRINT & DESIGN – IMPRESSION MATIHANINA HO AN’NY BUSINESS-NAO!

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 21:00
Tuesday 06:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 06:00 - 21:00
Friday 06:00 - 21:00
Saturday 06:00 - 21:00
Sunday 06:00 - 21:00