Recycl'palette MADA

Recycl'palette MADA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Recycl'palette MADA, Ampatsy Soamanandrariny, Antananarivo.

Manamboatra fanaka amin’ny hazo palette efa nampiasaina
Manao fandriana, table, chaise, canapé, sns
Style rustique sy moderne
Manao commande araka ny safidin’ny mpanjifa.

Photos from Recycl'palette MADA's post 10/07/2026

🪵 PALETTE AVY ANY IVELANY, EFA TRAITER
✅ Kalitao avo sy matanjaka
✅ Efa voatsabo amin’ny hafanana (HT) hiarovana amin’ny bibikely sy ny fahasimban’ny hazo
✅ Maharitra ary azo ampiasaina indray
✅ Mety amin’ny fitaterana entana, fitahirizana ary fanamboarana fanaka
✅ Misy amidy ambongadiny sy antsinjarany
🚚 Misy livraison
📍 RECYCL’PALETTE MADA
📞 034 51 773 40
Manao livraison hatrany.

Photos from Recycl'palette MADA's post 09/07/2026

Afaka hoe tonga dia miaraka amin’ny kidoro mihitsy anie ilay lit en palette no aterinay any e 😍.
Jereo izay mety aminao.
Une place- deux places- trois places.
Afaka manao livraison hatrany izahay.
Contact 0345177340.

Photos from Recycl'palette MADA's post 09/07/2026

Mitady etagere tsara tarehy, matanjaka ary maharitra ve ianao?
Ao amin'ny Recycl'Palette Mada, dia manamboatra talantalana isan-karazany mifanaraka amin'ny filànao izahay:
✅ Etagere an-dakozia
✅ Etagere ho an'ny efitra fandraisam-bahiny
✅ Etagere ho an'ny efitra fatoriana
✅ Etagere birao
✅ Etagere fivarotana
✅ Etagere fitahirizana boky sy entana
✅ Fanamboarana araka izay habe sy endrika tianao
🌿 Vita amin'ny hazo palette voahodina indray, ka sady manara-penitra no manampy amin'ny fiarovana ny tontolo iainana.
Contact 0345177340.

09/07/2026

Lit une place
disponible tout suite
250.000Ar miloko fotsy 🧡🧡
JP eo commentaire Zay Haka azy

Photos from Recycl'palette MADA's post 09/07/2026

💥 CANAPÉ EN PALLETTE 💥
Mahafinaritra sy mampite impetraka ao antrano réhefa misy canapé .
Ho anareo te hanolo fanaka ao antrano na koa Zay mihintsy vao ividy .
izahay ato aminRecycl'palette MADADA dia manamboatra vitæ en pallette 😊🎉🎉
Misy efa Tonga dia disponible ato ary afaka manao sur commande sur mesure ihany koa ianareoa 😘😊
Aza misalasala mifandray anay fa vonona hamaly ampitiavana anareo zahay tompoko 😚
Tsy canapé lit ihany fa misy ihany koa étagères ,lit ,seza sns
Aza misalasala miditra message privé na Miantso 📞 wattsapp 034.51.773.40

Photos from Recycl'palette MADA's post 08/07/2026

Misy mety aminao vé ireto 🥰🎉

08/07/2026

Ho anao Zay tia couleur marron bé 🤎🤎
lit 2place
Tonga Dia manao JP Zay Haka azy ✅
prix 350.000Ar
Contact et lieu raha livrena ✅
lieu Ampatsy soamandrariny
mp ou 0348118618

08/07/2026

caisson 30.000Ar
jp eo commentaire Zay anaterana ✅
Contact et lieu en mp

08/07/2026

lit une place🥰😍
couleur fotsy manja bé ah ❤️
disponible tout suite Zay Haka azy
mandefa contact et lieu en mp

Prix 250.000Ar

07/07/2026

Soava ny alina o 🥰.
Dispo ireto, ho an’izay haka azy.
Manao livraison hatrany izahay.
Contact 0345177340.
Boutique Ampatsy Soamanandrariny.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ampatsy Soamanandrariny
Antananarivo