Ando shop

Ando shop

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ando shop, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from Ando shop's post 02/02/2026

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃNew arrival
PORTEFEUILLE DE MARQUE

Arrivage vao mafana be
Portefeuille multi-poche
Misy poche maro be azonao hasiana n'y volanao, carte bancaire, permis de conduire sy izay rehetra momba mombanao

Photos from Ando shop's post 14/11/2025

๐Ÿ˜ŠAstuce du jour๐Ÿ™‚
Misy fotoana isika vehivavy sahirana mieritreritr oe iza re no akanjo miaraka Amin'ity poketrako ity e๐Ÿ™„๐Ÿ‘œ
Na koa oe iza ary no akanjo anaovako fa Tia Hirondra ity poketra ity Izaho androany

Tsotra ny valiny:
Misafidiana poketra miloko neutre (noir โ€“ beige โ€“ brown) raha tianao hifanaraka aminโ€™ny akanjo rehetra ๐Ÿ˜‰๐Ÿ‘œ.โ€

Ireto izao Misy model tsara kely

Aza adino fa manao livraison Izahay an

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo