Tsena kely
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena kely, Health/Beauty, Isotry, Antananarivo.
17/06/2026
Oay oa ry maman🥰🥰,iza no tia couleur doré ato ??reto misy santionany kely ary oe,jp 6.000ar fotsiny ny 3pcs,miaraka am boite annn😘,aiza ndray nareo no ahita zvt morabe sady tsara toy izao🥵,,2 ihany lou no disponible, izay tonga voaloha indray ary eh😊😊
Mirary Alahady mahafinaritra ho anareo ooh😍🥳🙏
12/06/2026
Bonbon morabe ooh🥰
Efa hoavy zao ny ririnina fa araraoty,Coffy,Menthol,U-bon,Coco😍
Tel: 0331764545
Livraison partout🥰
11/06/2026
Tonga ndray ny bonbons🥰,,ny prix mihena hatrany😌,tena oe mora🤗,2.500ar ny 50pcs ,,misy karazany maro beu😘....
Manao livraison hatrany ooh😊
Mp aingana ary,,araraoty zareo ann🥰🥰
Téléphone :033 17 645 45😌
08/06/2026
😅😅
16/05/2026
🥳🥳
15/05/2026
Arrivage🥰
27/04/2026
Prix bomba bee fa araraoty🥰🥰
👉🏻20.000ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
