NAZLI Karasoa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from NAZLI Karasoa, Lot II K 15 HDA SOAVIMASOANDRO, Antananarivo.
╭━━━━━━━━━━━━━━━━╮
♕︎ 𝙁𝙍𝙊𝙈 𝙏𝙃𝙀 𝘾𝙍𝙐𝙀𝙇𝙏𝙔 𝙊𝙁 𝙏𝙃𝙀 𝙀𝙉𝘿𝙄𝙉𝙂𝙎 𝙒𝙀 𝙇𝙄𝙑𝙀𝘿 🦋🥥
𝙒𝙀 𝘽𝙀𝘾𝘼𝙈𝙀 💔 𝘼𝙁𝙍𝘼𝙄𝘿 𝙊𝙁 𝘼𝙉𝙔 𝙉𝙀𝙒 𝘽𝙀𝙂𝙄𝙉𝙄𝙉𝙂 🎼👻
#𝘽𝙮_𝙉𝘼𝙕♡
╰━━━━━━━━━━━━━━━━╯
13/07/2026
Hey! 👋
Ndao ndray SUR MP tsika 🫣
Aza adino mi-abonner ny page an 🥰
👇👇👇
NAZLI Karasoa
13/07/2026
Fa ny fikatsahana ny tena fahendrena dia sarotra lavitra mihoatra ny fitadiavana volamena sy volafotsy 🤗
Mirary herinadro feno fahombiazana ho anao 🥰
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
11/07/2026
Sary vé no publieko eto isanandro de milaza fa tia anah enao? 🥱
Anga tsy fantatrao hoe mamitaka ty facebook ty ? 🤗
✍️. NAZLI Karasoa
11/07/2026
MANARARAOTRA MAMALY MP VITSIVITSY AH IO SAO TARA ENAO. 🥰
Satria izay eo amin'ny farany ambony eo ihany no valiko. 😚
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa de midira mp fa MBA malalaka Kely ah zao. 🤗
11/07/2026
𝗔𝗞𝗔𝗡𝗝𝗢 𝗙𝗜𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗭𝗔𝗢 🥶
Aza mandainga an 🤣🤣🤣
11/07/2026
Coucou mes fans 👋
NDAO HITSIKITSIKY amty andro Asabotsy mavesatra ty 😁😁😁
𝗟𝗲𝗵𝗶𝗹𝗮𝗵𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗼 𝘃𝗮𝘃𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗲 𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗮 𝗱𝗶𝘁... 🤧🤧🤧
,
👉 NAZLI Karasoa
10/07/2026
Any Manandona mihaona 🤧
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
10/07/2026
Basy atifi-kavana 🙈🙈🙈
10/07/2026
Ny an'ny olona, mariky ny fitiavana ny Laoka be sira 🤗
Bé fitiavana 🤩
Ny anah kosa mariky ny tsy fahaizana mahandro sakafo 🤧
Si non, manasa hisakafo 🍽️ 😋
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
10/07/2026
ADINOKO NY NANAO FITAFY Gasigasy 🙊😁
Samy tsisy nahatadidy tsika 🥱
Abonnéo 👉 NAZLI Karasoa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Address
Antananarivo
101
