Ahia Shop

Ahia Shop

Share

Vente en ligne uniquement

Photos from Ahia Shop 's post 25/10/2025

✨ AMPOULES PROTÉINE BOTOX ✨

Aza mitady lavitra intsony fa ny Ampoule protéine botox dia Sady mitsabo no mampalefaka Ary mampaniry ny volonao😘

✔️10 pièces ( 1 flacon de 13ml)
✔️ Authentique
✔️Mampijanona ny fihintsanan'ny volo
✔️Mampaniry ny volo
✔️ Mampalefaka ny volo

Prix mora bé ato aminay satria dia
❌17 oooAr ❌

Aza misalasala Ary mandefa Mp✉️
na miantso mivantana n'y
📞0348402882
0336043090

21/10/2025

❌️CRÈME AMINCISSANTE❌
à base de PIMENT ROUGE
🌶️🌶️🌶️
✔️ Spécial VENTRE PLAT et perte de poids
✔️Mandoro tavy
✔️Mampitsonika ny TAVY rehetra @ Vatana indrindra ny faritry ny kibo
✔️Mora ampiasaina , haingampiasa ary tsy misy effet secondaire
✔️Na lahy na vavy na avy niteraka , mampinono , te hihena na kibo fotsiny ihany aza
✔️ Efficace 💯% produits tena azo antoka.
📞: 0348402882/0336043090

Manao livraison

21/10/2025

📢Ho antsika Ilay te hampaniry volo haingana

Mety ho anareo ity SERUM ity
tena efficace bé, ahosotra @ faritra izay Tiana haniry fotsiny 🤗🤗

✔️Méty @ lehilahy afaka ampanirina volombava ho anao izay te ho bebe volombava
✔️Mampaniry Ilay sola @ sisin'ny tampikandrina iny
✔️Mety amin'ny volo rehetra Ary zakan'ny hodi-doha tsara

Mora bé ato aminay ❌1o oooAr ❌

Manasa anao ary handefa Mp na hiantso n'y
📞0348402882
0336043090

Livraison partout

21/10/2025

📢Mahasoa anao ity🤗

✨✨SAVON ECZEMA✨✨
manasitrana aretikoditra isankarazany toy ny:
👉🏻Aretin'aty
👉🏻Farasisa
👉🏻Angadrano
👉🏻Hodipotsy
👉🏻Allergies
👉🏻Tasy panda na tasy navelan'ny mony
👉🏻Mangidihidy, sns...

Azo antoka 100%,

☎0348402882/0336043090
Manao livraison n'aiza n'aiza

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo
101