Beautissima
Sublimez-vous, rayonnez sans limites. ✨
Émission de beauté sur Kultura TV tous les samedis de 18h à 18h30. Canal + chaînes 210.
Coucou ry manjakely anh 🥰
Nisy fotoana isika efa nitondra any Asma Mamiratra niresaka momba ny Henné tato anatin'ny fandaharana. 😍
Ity indray ary misy fanazavana fohy ny voka-tsoa azo avy amin'ny fampiasana Henné. 👌
Coucou ry manja ah 🥰
Ho an'izay tia parfum, tia produits cosmétiques ireny dia mety aminao ity fandaharana handeha amin'ny sabotsy ity 👌😍
Occasion d'Europe à petit prix no hivahiny ato amin'ny fandaharana Beautissima ny sabotsy ho avy izao 🌺
Araho ary 😘
27/05/2026
Tarika ✨Kiaka ✨
Anisan'ny nahafinaritra ny tafatafa niarahana tamin'ny zoky Nini Kiaka sy ireo ekipany ihany koa. 🤟
Arahinao tsy ho ela ao amin'ny Kultura TV-FM ny fandaharana manokana émission spéciale "Kiaka"
🥰 ahitanao karazana torohevitra momba ny fitaizana vatana sy ny feo indrindra indrindra 👌😀
Araho ary 😘
Salama daholo eh! 🥰
Androany, hiarahantsika mijery indray ny tontolon'ny tombokavatsa na ny tatouage.👌😊
Manana peau sensible ve ianao?
Aza manahy fa misy vahaolana ho anao ity ! ✒️
Ndao ary araho! ✨✨
Salama daholo e! 🥰
Ho an'izay tia tombokavatsa (tatouage) indray no homen-tsika vahana amin'ity indray mitoraka ity. 😁 Izay mihitsy no horesahintsika ato anatin'ny fandaharana Beautissima ny sabotsy ho avy izao 😉
Araho ary e! 😘
Coucou ry manja ah! 🥰Matetika isika vehivavy, rehefa manao maquillage indrindra fa traçage sourcil, dia sahirana kely foana sao tsy hitovy na lasa matevina be loatra. 😩
Ity ary misy torohevitra kely avy amin'ny BEI UNS 😍 mba hahafahanao mamoaka tsara an'izay traçage sourcil izay! 👌
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra! 🌺
Salama daholo eh 😘
Ny fomba fiankanjo nentim-paharazana malagasy dia anisan’ny mampiavaka antsika amin’ny kolontsaina hafa✨, ary mampiseho ny hakanton'izany kolontsaintsika ihany koa 🥰.
Ndao ary hozaraina sy hampahafantarina antsika indray izany fomba fiankanjo izany, satria tokoa anisan’ny efa tafiditra tanteraka ao anatin’ny tontolon’ny lamaody ihany koa izany ."
Manaraha finaritra ary oh 😘
Sary fanehoana
Salama daholo eh 🥰
Ity indray misy torohevitra Kely ho an'ny lehilahy 💇 resaka coupe izy io an
Araho ary aloha eh 😘
15/05/2026
Sublimez-vous rayonnez sans limites ✨
15/05/2026
I A.M Henné na Asma Mamiratra Henné dia vehivavy iray misehatra @ tontolon'ny fanaovana Henné izay azo lazaina hoe haingom-batana manokana 🥰 marihina fa tsy misy effet secondaire ny fanaovana Henné 😊
Asaiko ianao anaraka ny fandaharana rahampitso amin'ny 6 ora ariva ao @ Kultura TV 😉
Aza tara an 🫶
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
101
