Aurum
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aurum, Health/Beauty, Antananarivo, Antananarivo.
18/12/2025
Abonnez-vous s'il vous plaît❤️ Merciii
Renimpianakaviana ve ianao na Mpikarakara sakafo sy lanonana?
Natao ho anao inty -
🍋CITRON PRESSE 🍋 TONGA DIA VONONA
👉 Manatsotra ny fiainana ary mitsitsy fotoana ny fampiasana citron pressé 🍋✨
💧 Ranomboasarimakirana efa voakarakara, azo ampiasaina avy hatrany araka izay ilainao :
Jus 🥤
Vinaigrette 🥗
Fanadiovana 🧼
Sakafo isan-karazany 🍽️
💰 Vidiny mora :
✅3 000 Ar ➝ 250 ml
✅5 000 Ar ➝ 500 ml
✅10 000 Ar ➝ 1 L
👉 Ianao no misafidy izay mety aminao indrindra 😊
📞 038 45 619 85
📩 Antsoy na alefaso MP avy hatrany ❤️🍋
✨ Citron pressé : mora, haingana, ary tena ilaina isan’andro !
Chères mamans, traiteurs, organisateurs d’événements et tout le monde 🤍,
👉 l’utilisation du citron pressé vous facilite la vie et vous fait gagner du temps ⏱️.
💧 Jus de citron déjà pressé, prêt à l’emploi selon vos besoins :
Jus 🥤
Vinaigrette 🥗
Nettoyage 🧼
Cuisine en général 🍽️
💰 Tarifs :
✅3 000 Ar ➝ 250 ml
✅5 000 Ar ➝ 500 ml
✅10 000 Ar ➝ 1 L
👉 À vous de choisir le format qui vous convient le mieux 😊
📞 Contact : 038 45 619 85
📩 Appelez ou envoyez un message privé dès maintenant ❤️🍋
✨ Citron pressé : pratique, rapide et indispensable au quotidien !
14/12/2025
Bonjour 💗 ito aloha ny lamina kely izay fotona tsy hafahako mandray commande sy andefasako livraison
merci de votre compréhension ☺️💗
10/12/2025
coucouuuu!!! maika maika vola kely ty publication ity
Frip lay marron pt 37 (oditra) alefa 20.000Ar 🌸
Une fois mise kosa ilay escarpins en daim pt 36, 8cm alefa 20.000Ar koa🌸
09/12/2025
Coucouuu à tous mes abonné(e)s❤️🥰
Gaga angamba ianareo hoe naninona tsy namoaka entana mihintsy aho😕 Dia izao!!!MISY VAOVAO MILAY BE
Manao Tee-shirt personnalisé (sary A4)
tsy voatery sary fa mety soratra ihany koa araka izay tianareo ihany izahay amin'ny vidiny tena Mirary
satria ny 01: 25.000Ar🌸
02 mihaotra :23.000Ar 🌸
ary 05 mihaotra : 20.000Ar🌸
Afaka mbola misafidy koa ianareo sois polo sois tee-shirt fa mitovy daholo ny vidiny❤️Misy couleur azo isafidianana
Ao fa ampiako ianareo itady modèle miavaka amin'ny any hafa (gratuitement)
Tandis que le client est roi dia ataoko ho anareo amin'ny fo manontolo mihintsy🥰
Manao PVC à partir du format A4 koa izahay🌸 izany hoe à partir de 13.000Ar ny vidiny
Mbola ho ampiako ko ianareo amin'izay afa-po tsara🥰
Manao Polaroid ihany koa 🌸
Si 08 photos de taille (10cm/photo)
Si 10 photos de taille (06 ou 07cm/photo)
amin'ny vidiny 2.000Ar🥰
Afaka mi personnalisé izay tianareo personnaliséna ihany koa toy ny housse téléphone/PVC marbré déco sns fa amin'ny MP indray no miresaka momba an'izay🌸🥰
Misokatra ihany koa ny fiaraha miasa amin'ny page raha misy tia hiara-hiasa🌸❤️
Ialako tsiny raha somary lava🌸 Araraoty fa prix promotions be ireo amin'izao lancement izao😁
28/11/2025
Hello les filles 🌸🥰
BLACK FRIDAY.... 15.000ar au lieu de 20.000Ar
Destockage manja be🤗
kapa importé daholoooo🌸, alefaso ny commande fa so de tara eo indray
21/11/2025
Amalfi gel do**he chocolat
unité 23.000Ar 🌸
et+3 pièces 20.000Ar🌸
Sur commande 🌸
21/11/2025
Era Car ou parfum voiture🌸
Parfum : Bleu (Marine)
: Jaune (Pina colada)
: Rose (Bubble gum)
Unité 12.000Ar
+3 pièces : 10.000Ar
+5 pièces : 8.000Ar
Sur commande 🌸🥰
21/11/2025
Gloss effet mouillé transparent 🌸🥰
Seulement en Gros pour le moment
Gloss de 24 pièces à 55.000Ar ❤️
Et Sous commande ihany koa hatreto🌸
21/11/2025
Hello girls ❤️🥰
Lots Bracelet inséparables🌸
Lot à 30.000Ar
et +3 lots 25.000Ar
une avance de 20.000Ar si Lot 1 acheté 🌸
et une avance de 60.000Ar si lots de 03 achetés🌸
Sous commande (Fa lany teny andalana)
20/11/2025
Rebonsoir 🌸 Ity ilay fampahafantarana ny taille de main chinois na asiatique (ex : taille 17...)
ato amin'ny page aloha dia entana avy ao chine sy pays Asiatiques daholo, noho izany Taille Asie sy chine no ampiasaintsika ato🥰,
Raha toa ianao ka misalasala, efa nahazatra anao ny taille Francais kanefa ianao ividy ato aminay dia indro ny Equivalent amin'ny mahazatra anareo🌸
Ho épingleko izy ity amin'izay ianareo tsy sahirana be intsony😘
Bonne nuit daholooo🌸🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antananarivo
