La Grinta Gym
Salle de musculation, fitness, arts martiaux, sport de combat et articles de sports đČđŹ
26/06/2026
Miarahaba ny Malagasy rehetra tsy vaky volo nahatratra izao fankalazana ny fahaleovantena izao đČđŹâš
Teto aminâny , efa nanomboka ny fankalazana izahay taminâny Talata lasa teo taminâny alalanâny Indepen.DANCE party! đ„đ
â ïž Fampahatsiahivana:
TSY MISOKATRA ny salle ANDROANY fa manome toerana ho anâny fankalazana.
Rahampitso dia miverina indray isika, mavitrika kokoa! đ
Asaramanitra 2026 - Indepen.Dance day â€ïžâđ„
Aminâny 3ora tolakandro ny fotoanantsika androany đ Hisalotra ny lokonâny sainam-pirenena malagasy isika, hiaraka handihy, hiaraka hifety, hiaraka hanala azy đČđŹđ
Efa vonona Coach Safidy hanafana ny fotoana sady hanao live â€ïžâđ„đ„
22/06/2026
Manasa antsika rehetra ny La Grinta Gym hiaraka hankalaza ny Fahaleovantena aminâny Ă©quipe mpanao Zumba đđ Ho anâity erinandro ity manokana dia ho atao ny Talata 23jona aminâny 3ora tolakandro ny cardio dance antsika.
Rehefa avy manala azy amin'ny Zumba isika, dia mitohy ny fety aminâny 4 hatraminâny 5 ora ariva: miresadresaka, maka sary, mifaly, miara-mizara izay voatsirambinâny tanantsika sy manome voninahitra ny lokon'ny tanindrazantsika. âïžđČđŹ
đ DRESS CODE : misafidiana aminâireo loko mandrafitra ny sainam-pirenena malagasy ho anâny akanjo ambony (Miakanjo Fotsy na Maitso na Mena) ary mainty kosa ny ambany đ
đ Toerana: Rond Point Rocade Andohatapenaka Maki
đ Daty sy Ora: talata 23 Jona - 15h
đ« Fandraisana anjara / PAF: Tarif unique 5.000ariary ny Zumba đ Samy mitondra ny tsakitsaky na zava-pisotro hifampizarana izay tiany
Rapitso indray ny fotoanantsika aminâity revy ity miaraka aminâi Coach Safidy đđ„
Toy ny mahazatra dia 5.000ar ny sarany ho anâizay misoratra anarana mialoha ary 7.000ar kosa ho anâny rehetra.
đ€đ Fanontaniana ilĂ na ny hevitrareo : Mety ve raha arosontsika 16h ny fotoana manomboka aminâny herinandro ambony sa aleo tazomina 17h ihany ?
15/06/2026
Ho atomboka aminâny kotrana ity herinandro ity sa akory ?
â° Aminâny 06:30 maraina hatraminâny 19:30 hariva hatrany no misokatra ny ny alatsinainy hatraminâny zoma ary aminâny 06:30 maraina hatraminâny 15:30 kosa ny asabotsy đ€
đHo anâizay tsy mbola mahita ny misy ny salle dia afaka mampiasa ilay code QR io ambany io ianareo đ
Commencez votre journĂ©e par un boost d'Ă©nergie Ă la salle ! Rien de tel pour libĂ©rer les endorphines, aiguiser votre concentration et attaquer les prochains jours avec une confiance en bĂ©ton. đ
La Grinta Gym vous ouvre ses portes dĂšs 06h30. On vous attend pour donner le meilleur de vous-mĂȘmes ! đ
Croyez-nous, vous ne voulez surtout pas rater notre rendez-vous Zumba de ce jeudi Ă 17h ! đ„đ¶
Au programme : beaucoup de cardio, des chorĂ©s qui donnent la pĂȘche et, surtout, une ambiance de folie garantie. Câest le meilleur moyen de se dĂ©fouler et de brĂ»ler des calories dans la bonne humeur.
âš Infos pratiques :
â
Tarif réduit : 5.000 Ar (si inscription avant jeudi midi)
â
Tarif hors résa : 7.000 Ar
â
Abonnés : Le cours est déjà inclus dans votre tarif d'abonnement !
Ne tardez plus, rejoignez-nous pour une session inoubliable ! Qui sera prĂ©sent ? đ
03/06/2026
âŒïž Aza adino ny misotro rano o! Na mikotrana na tsia dia ilainâny vatana foana ny rano. đŠ
đ Aza adino ihany koa ny Zumba/cardio dance antsika rahampitso ariva, 17h đ€
đ Rond point rocade Andohatapenaka Maki
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 19:30 |
| Tuesday | 06:00 - 19:30 |
| Wednesday | 06:00 - 19:30 |
| Thursday | 06:00 - 19:30 |
| Friday | 06:00 - 19:30 |
| Saturday | 06:00 - 19:30 |
