Fahasalaman'aina

Fahasalaman'aina

Share

fahasalamana ho anao 🩺 (Gynécologue 🥼💉)
Tel: +261 389174420
+261 378558018

Photos from Fahasalaman'aina's post 20/06/2026

Herpès génital féminin / masculin

Izy io dia bouton kely no hiadohany dia betsaka isika no mihevitra fa mony na tsy mahazaka hanasorana volo, Ny tsy mahazaka hanasoarana volo dia 3 jours dia afaka fa raha miotra izany dia mila manantona Docteur...

Fisehony aminy vehivavy :

Misy perte sady mangididy, misy perte sady misy fofona, marary vao manao Rs, mangirifiry vao mipipy, mandeha rà na nana, mangididy lava ny vagin, maina lava ny vagin, feno n'a misy bouton ny vagin sns....( Raha misy bouton na mony ny nono dia aza potserina na vakina fa miteraka cancer du sein)

Fisehony aminy lehilahy

Mangididy lava ny pénis, mangirifiry vao mipipy, mandeha rà na nana, marary vao manao Rs,tsy mety velona ny pénis,misy fofona ny spermatozoïdes, feno na misy bouton ny pénis, sns ...

Nahazona azy :

Nisolo partenaire foana, nihinana vagin na pénis, nisikotra vagin ( doitena) , nanisy rora ( maina ny vagin), nanao rs tany aminy vody, rano nisasana, silipo, fifampikasohany oditra, fifanorohana, sns...

Toerana ahitana azy :

Vagin ( ivelany na anatiny) , pénis, vody , vava différents aminy afte,...

Effet secondaire :

Sarotra vao mahazo zaza na miteraka fa mifindra aminy zaza, mitarika lefak'ozatra, mitarika cancer, maina lava ny vagin, sns...

Herpès génital dia aretina sarotra tsaboina satria afaka dia miverina otran'izany foana raha tsy voatsabo tsara. Raha sanatria misy an'io aretina io ianao dia aza misalasala mandefa message privé, na miantso avy hatrany.

0389174420
0388558018

Fahasalaman'aina

Photos from Fahasalaman'aina's post 06/06/2026

Perte vaginale...

Betsaka ny vehivavy no mijaly amin'izy ity. Ety ampiandohana anefa dia tiako ny mampafantatra anao fa ny perte dia natoraly aminy vehivavy rehetra.

Tsy salama ny vehivavy iray :

Misy perte sady mangididy
Misy perte sady misy fofona
Perte couleur jaune ou vert
Perte miaraka aminy ra ( règle)
Be dia be ilay perte , sns...

Nahazona azy :

Fanaovana Fisa ( fanabehazanaizana)
Avortement
Sakafo
Nisolo partenaire foana
Nihinana pile 72 h natetika
Nisikotra vagin ( doitena )
Nanisy rora ( maina ny vagin)
Kyste ou Fibrome, sns ...

Effet secondaire :

Sarotra vao mahazo zaza
Tsy mety mahatazona zaza
Misy fofona lava
Mangididy rehefa manao firaisana ara nofo, sns ...

Solution : miaraka manao traitement nareo roa satria efa nisy Rs

Fahasalaman'aina 🥼

contacter+261 0389174420

04/06/2026

Ndao ho resahatsika ndray ny Herpès génital !

🦠 Herpès génital dia matetika dia azo avy aminy firaisana ara-nofo ( IST ) , aterakin'ny virus Herpes Simplex ( HSV ) , matetika HSV-2 fa indrindray koa HSV-1 .

🧟 Ny zava miseo :

🦠 Io virus io dia miteraka :

- Fery na fivontosana misy rano ( Vésicule) aminy faritra fivaviana na filahina , sns ...

- Mety ho marary , mangididy na mamaivavay

- Rehefa mipoaka ilay bouton kely mitangorina misy rano dia lasa fery misokatra kely, ka raha amin'iny vaky iny izy no voakitikao dia mifindra aminy toerana izay hipetrahan'ny tananao ( Vava ; ravim-body, kibo , tanana , ect ...)

🐒 Nahazona azy sy ny fomba fifindrany :

- Firaisana ara-nofo
- Fifanorohana
- Finonona fivaviana na filahina
- Fifampikasohana
- Firaisana ara-nofo any aminy vody , ect ...

👨‍⚕️ Na dia efa tsy hita maso na koa hoe mamela olatra aza ilay oditra nihalan'ilay herpès dia mety mbola hifindra ihany ka mitandrema aminy olona hiarahana ...

🦠 Ny Herpès génital dia miverimberina matetika vao tsy voatsabo ka tsy afaka hatramin'ny fototrany! indrindra raha vao mihinana sakay ; misotro toaka, vizaka lava , stress lava , manao firaisana ara-nofo maharitra ( mihaotra ny 20 minutes) , vao ambany ny hery fiharovana, sns ... Hafa ny aphtes sy ny Herpès

🙏 Rehefa Voan'ny herpès génital tompoko dia tsy maintsy miaraka mitsabo ianareo roa satria efa nisy firaisana ara-nofo !

🔴 Mila mitsabo vatana ianao raha te ho afaka satria ny herpès génital dia tsy voaharony kapoty.

Contact: +261 38 91 744 20
Whatsap : 0346735113

Photos from Fahasalaman'aina's post 04/06/2026

07/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Falisoa Andrianarivolala, José Stéphane, Wina Alphonsine, Lalaina Lalaina, Hajaina Tinah, Patrick Itiana, Rayée Eloette, Joslin Depte, Manonga Vintana, Rasoa Brigitte, Styves Stones, Nambintsoa Lisianah, Christina Juvancia, NY Mora Hatrany Antsirabe, Nomena Fitiavana Laylah, Rah Harivo Lalaina, Kanto Niaina, Daniel Eric, KE Vin, Lala Tatie, Fanomezantsoa Ralay

28/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lalitah Rasolofoarilala, Nivy Tsakoka Rabety, Charlie Puth, Fæyänē Tômmÿ, Santatra Santatra, Kouz Panamboatra Telephone Ambalavao, Tafita Rkt, Rakotoaritiana Claudio Jr Walter, Bravo Bara, Aubrue Jho Anne, Aristide Nando, Maroke Zoemanintsy Samuël, Tolotra Be Rakoto, Jean Claudiø, Nilanto Tahirinirina

27/01/2026

Maro ny olona no mijaly aminy Herpès génial..

🚨 Ny atao hoe herpès génital dia bouton kely misy rano ao anatiny . Aretina somary sarotra tsaboina izy ity satria afaka dia miverina raha tsy manao traitement tsara .

🔴 HSV types 2 ( HSV-2 ) : izy ity matetika dia miseo aminy taovam-pananahana

🔴 HSV type 1 ( HSV-1 ) : izy ity ndray matetika miseo aminy molotra .

❌ Nahazona azy :

💉 Firaisana ara-nofo
💉 Fifampikasohan'ny oditra
💉 Fifampindramana ankajo
💉 Rano nisasa
💉 Fifanorohana
💉 Finonona filahiny na fivaviana
💉 Fanaovana firaisana ara-nofo any aminy vody, sns ...

❌ Toerana ahitana azy :

💉 Eo aminy vava ( herpès labial) hafa ny aphtes
💉 Ravim-body na fehy
💉 Eo aminy filahina na fivaviana,ect ...

❌ Effet secondaire :

💉 Mangididy lava
💉 Lasa maina lava ny fivaviana
💉 Misy perte sady misy fofona
💉 Mora maty ny filahiny ( impuissance sexuelle)
💉 Stress
💉 Mifindra aminy zaza , sns ...

🔴 Mila mitsabo vatana ianao raha te ho afaka satria ny herpès génital dia tsy voaharony kapoty.

Contact: +261 38 91 744 20

Fahasalaman'aina

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo