Lalou Beauté
Belle par l’âme, lumineuse par le sourire, forte par l’esprit💕💐🥰❤️
24/03/2026
✨ VAOVAO ✨
🌿 Savon Shampooing Naturel – Ginger & Honey 🌿
Mitady volo madio, malefaka ary mamirapiratra ve ianao?
Ity savon shampooing ity no vahaolana 😍
✔ Manadio lalina ny loha
✔ Manamafy ny fakany volo
✔ Manampy mampihena ny dandruff
✔ Mahatonga ny volo ho malefaka sy mamirapiratra
✔ Manampy amin’ny fitomboan’ny volo
✔ Mampaniry volo haingana
✔️Manala angandrano
✔️Mampaniry volo solo
➡️ Prix 15000ar
❤️ Une semaine defa misy fokatra tsara
💛 Ahitana akora voajanahary : gingembre & tantely
💛 Mety amin’ny karazan-volo rehetra
📦 Efa misy izao
📩 Alefaso message privé raha hanafatra
👉 Misy livraison (taxi-brousse na colis express)
☎️0388264247
23/03/2026
🌿 Menaka Mampaniry Volo Naturel 🌿
Te hanana volo lava, matevina ary salama ve ianao?
Ity menaka naturel ity no vahaolana ho anao ✨
✅ Mampaniry volo haingana
✅ Mampatevina volo manify
✅ Manala angadrano
✅ Mampihena ny volo mihintsana
✅ Manampy amin’ny fitomboan’ny volo amin’ny faritra sola
💚 Vita amin’ny akora naturel
💚 Tsy misy produit chimique mahery
📌 Fampiasana :
Asio kely amin’ny loha, kosehina moramora, 2-3 isan-kerinandro
➡️ Prix 15000ar.
📦 100 ml
📞 Antsoy 0388264247
👉 Vokatra mety miovaova arakaraka ny olona
👉 Ataovy tsara sy lava ny volonao dieny izao 😍 livraison tana Ville mandefa faritra
23/03/2026
✨ PRODUITS BEAUTÉ VAOVAO ✨
Mitady savon hanadiovana sy hampamirapiratra ny hoditrao ve ianao? 😍
Ireto misy safidy tsara ho anao:
🖤 Bamboo Charcoal Soap
➡️ Manala loto lalina
➡️ Manampy amin’ny akne sy menaka be
🌿 Aloe Vera Soap
➡️ Mampitony sy manalefaka hoditra
➡️ Mety amin’ny hoditra mora marefo
🤍 Medical Collagen Soap
➡️ Manampy hampamirapiratra sy hanalefaka ny hoditra
➡️ Manome endrika tanora kokoa
💯 Produit tsara kalitao
Prix 12000ar
📩 DM raha hanafatra na mila fanazavana
Ataovy mamirapiratra sy salama ny hoditrao!
Manao livraison mandefa faritra Zay ✨
Contacter 0388264247
23/03/2026
"CORANET"
Mitondra zava-baovao ho anareo indray izahay ""DENTIFRICE CORANET""
👉Te ho afaka sigara sy taoka ary paraky ve ianao?
👉Mitsabo ny nify mitady ho simba.
👉Manome hanitra hoan'ny ati-vava.
👉Manafotsy tanteraka ny nify.
👉Manala tarte
💥5 andro dia mahita vokatra
🎈Produit vita avy any Amérique
Prix 15000ar
Contact;0388264247
Manao livraison partout à Madagascar.
09/02/2026
🟦VELOMA HATREO RY PANDA SY NY RIDE
🟦 CRÈME FACIAL & SÉRUM : 🩵RETINOL🩵
➡️Manala panda sy tâche sarotra hesorina( mangana)
➡️Manala ride
➡️Manadio tanteraka ny tarehy
➡️Manala menamena
➡️Manazava ny lokon' ny hoditra
➡️Miaro amin' ny fahateranan' ny hoditra
➡️Manamandina lalandava ny hoditava
🟦 Prix : 35.000ar izy 2
🟦 Livraison :
TANA ET PROVINCE
🟦Mp aviatrany hoan' izay manao commande
24/01/2026
Lissage dark and lovely ❤️❤️
Ho anireo te anatsotra volo 🥰
tsy mila manao fer sy brushing intsony de efa malama sady mangirana volo 😍🚫🚫
Disponible en carton ....50000ar,
en boîte pm 25000ar, mm 30000ar,gm 40000ar.
livraison tana ville mandefa faritra
Contact 0388264247
24/01/2026
Efa Tonga ho any Zay mbola tsy nahazo
👉 Crème diprozoni
👍Manala panda
👍Manala magidihidy
👍Manala Mony
👍Manala ireo tasy @ tarehy sy vatana.
👍Manala farasisa
👍Manala hodipotsy
👍Manala Eczéma
Prix 12000ar seulement
Produits tena ary aingampiasa
Tsy misy effet secondaire
Mety @ ankizy sy olona lehibe
Livraison tana ville mandefa faritra
Contact 0388264247
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
