Beauty GASY
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty GASY, Health/Beauty, Antananarivo.
18/02/2026
Félicitations aki aaaa🥰🥰*
Vodiondry sy soratra
Makeup et coiffure by Tsila kate (Beauty GASY)
Tel:0349145382
05/02/2026
Mba atsoy mialoha za ry zareo rehefa hanao brushing na ongles sns... Ianareo fa Mbola tsy tena Salama loatra za de Tsy afaka miasa maharitra bé aa*
Mba miantso mialoha ianareo mora andaminako ny rendez vous
Tel 034 91 453 82
22/01/2026
Hafaliana ny azy vao vita Ilay volo sy Ilay makeup natao simple 🥰🥰🥰
14/01/2026
Ataotsika ❌10 000ar ❌daholo ny manao ireto model ireny rahampitso "jeudi jusqu'à samedi""
Tena Tsy misy toy ity 🥰🥰🥰
soratra sy mariage 27 décembre 2026 ��
10/01/2026
Alefako eto ny firariantsoa ho an'ireto Client natao mariage sy fisorata-panambadiana rehetra ireto 🥰
Mirary tokantrano sambatra ho anareo
Bisous mamy bé daholo ,🥰🥰🥰
07/01/2026
Maneho ny fiarahabana antsika client izay mpanaraka sy izay vao hanaraka ny page ❌Beauty GASY ❌ 🥰🥰🥰
MIRARY taona 2026 feno fahombiazana ho anao 🎉🎉🎉
Ahatanteraka ny nofinao anie ianao amin'ity taona ity 🥰🥰🎉🎉🎊🙏
29/12/2025
FALY AHO MAMPAHAFANTATRA ANAREO ITY PAGE VAOVAO ITY
FA Beauty GASY FOANA IHANY NO ANARANY ANEFA FA TSY MIOVA
manentana anao anaraka izany foana fa hisy ny mety ho fanomezana momban'ny prestations misy ato aminay 🥰🥰
Tel: 0349145382
Toerana : ILAFY (akaikin'ny mpivarotra hena sy légumes)
Click here to claim your Sponsored Listing.
