Éclat Aisha
du miel pur récolter avec soin🐝
pour votre santé, votre cuisine et votre beauté ❤️
24/05/2026
✨ Miel pur et naturel ✨
Directement de la ruche, sans mélange, sans sucre ajouté 🍯
Une seule cuillère et tu sens la différence 🤍
20.000ar litre
09/05/2026
🍯 Fanazavana kely momba ny tantely tsika tompoko 😊
Misy clients mety mitady anity fanazavako ity raha mbola tsy mahalala tantely ianao manasa anao hamaky hatraminy farany.
Ny tantely Mokarana dia mora mivaingana (cristallisé) satria misy “sucre naturel” sasany ao aminy betsaka kokoa, indrindra ny glucose. Izany no mahatonga azy hiova texture haingana rehefa mangatsiaka ny andro.
Fa ny tantely Niaouli kosa dia misy fructose betsaka kokoa, ka izany no mahatonga azy hijanona ranony ela kokoa ary tsy mora mivaingana 🌿🐝
👉Midika izany fa samy tantely voajanahary izy roa fa samy manana ny toetrany arakaraka ny voninkazo niavian’ny nectar.
❤️ka hoan'ny ireo izay mbola manana tantely mokarana aminy zao andro mangatsiaka izao dia aza gaga fa 100% naturel ts mifangaro ny tantely nay..atao bain-marie kely dia miverina ny texture ny.
🌿 Amin’izao fotoana izao dia fotoanan’ny Niaouli, tena tsara ary ilaina aminy zao fidirany ririnina izao.
💫disponible ato aminay 18.000ar ny litre😊
05/05/2026
🍯 TOMBOTSOA AZO AVY AMINY TANTELY- HARENA VOAJANAHARY 😍
Tsy mamy fotsiny ny tantely; fanafody natoraly mitsinjo ny fahasalamanao 💫
🌸 Manatsara ny hery fiarovana
Miaro ny vatana amin'ny antioxidant mahery.
🤧 mampitony ny kohaka sy ny aretin-tenda.
Ny sotro iray monja dia ampy hanamaivanana ny soritr'aretinao.
💆♀️ Hatsarana sy fikarakarana hoditra
Mampitony, manatsara ary mampamirapiratra ny loko.
👍 Manatsara ny fandevonan-kanina.
💪 Angovo voajanahary
Mety amin'ny sakafo maraina na rehefa reraka.
👉 Antibaktera voajanahary
Manampy amin'ny fiarovana amin'ny aretina sasany.
❤️❤️ Raha mitady tantely madio sy tsara kalitao ianao dia jereo eto aminay .
Manao livraison par tout à Madagascar
Afaka ataonao andrana any antrano
27/04/2026
Tantely pur à 100%
Une cuillère de douceur dans votre routine 🍯✨
Naturel, sain et délicieux…
Le miel qui fait du bien au corps et au cœur ❤️
Disponible maintenant 🥰"
18.000ar Litre
📩 Commande en message
07/04/2026
🍯 Miel sauvage 100% naturel, na tantely avy an'ala
Récolté directement dans la nature 🌿
Sans sucre ajouté, sans transformation
👉Bon pour la santé
👉 Renforce l’immunité
👉Goût authentique
Tena tsara tsiro be ty ry reto fa aza misalasala mandefa commande
Prix : 18.000ar litre
Disponible maintenant
Contactez-nous en privé 📩
037 75 668 85, 038 48 269 03
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
