Taratra Boutique

Taratra Boutique

Share

� LA MODE QUI FAIT LA DIFFÉRENCE �

Photos from Taratra Boutique's post 11/06/2026

❌En promotio fa araraoty❌❌❤️18.000Ar monja ity mini mixeur multifonction ity🥰mety tsara amin'ny maman manana zazah

😍Anaovana sakafon'ny zazah
😍Afaka anaovana jus
😍 350ml be zao nefa
😍Tombony sady chargeable izy no portable
😍Mcharge fotsiny ianao dia afaka manao jus n'aiza n'aza
😍Mora entina kely no sady maivana no mahavonjy
Alefaso dieny izo ary ny commande a
🚴🛵🚙Manao livraison partout mada

Photos from Taratra Boutique's post 03/06/2026

En promotion ihany koa ity ah😍😍
Gourde tomobile kely😍😻
22.000Ar monja anoe oah ehh,,nefa 1.500ml be zao😱😱
Araraoty ary fa stock limité ❌ an

Photos from Taratra Boutique's post 02/06/2026

Promotion be🥳🥳🥰vidio sahady ho an'i zazah an
10.000Ar monja izy rehetra
gourde +fitondrana sakafo + sotro na fourchette🍜❤️
araraoty fa ❌❌stock limité ❌❌
mp ary ehh

22/05/2026

Coucou👋👋efa misy numero io amin'ny mur io tompoko ho an'izay mila maika fa indraindray ny mp misy olana kely🥺❤️ mankasitraka

Photos from Taratra Boutique's post 10/05/2026

Coucouuuu👋👋❤️bonne journée daholo naleo ooohh❤️❤️

Photos from Taratra Boutique's post 08/05/2026

Coucouuu👋👋bisous kely daholo aloha nareo ozy beloha kelyy😘😘bonne journée à tous ❤️

Photos from Taratra Boutique's post 30/04/2026

22.000Ar fotsiny 5 series be zao 😋❤️

Photos from Taratra Boutique's post 29/04/2026

Mety be ho anao tia mikarakara sakafo😋😋sady mora be anie e🥳😍
32.000Ar fotsiny prix 🤑♥️
Louche 12 pièces 🍝🍜en silicone fa ny tahony en bois amlay tianareo be😋😍
Koa inona no andrasana fa ataovy ary ny commande eh💃🥳

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Antananarivo