Shop Nÿ aïna
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop Nÿ aïna, Health/Beauty, Nÿ aïna Ântsa, Antananarivo.
23/05/2026
✨Gamme Moluogeyoil
🤑 46.000ar
Tonga dia 3en1 izy ito
🔥Réparateur
🔥Nourrissant
🔥Hydratant
🌸Mampaniry tsara ny volo
🌸Mampalefaka sy mampangirana volo be ihany koa izy
🌸Raha volo miloko dia mitazona sy mamoka tsara an’ilay couleur
🌸Tsy mifidy karazam-bolo
Livraison Tana&Provinces
☎038 75 081 75
23/05/2026
✨Lissage brésilien Dr Enzo
🌸Lissage sans formaldéhyde izy ity izany hoe sans produits chimiques nocifs nefa résultat tena tsara 🥰
500ml avy(1,2,3)
💰45.000ar🤑
Shampooing clarifiant + Masque de lissage brésilien + Masque reconstructeur et réparateur
🌸A la kératine izy
🌸Mangirana sy malefaka ery ny volo rehefa mahazo azy
🌸100% compatible avec tout type de cheveux
NB:Durée aloha tsy 6mois amin'ny maha lissage sans formaldéhyde azy dia 2à 3mois ihany
Livraison Tana&Provinces
☎038 75 081 75
22/05/2026
✨Gamme keratin Morocco à base d'huile de Maroc
🥰 à seulement 28 000ar 🤑
🌸 Shampoing 500ml, masque 1kg, Sérum 50ml
🌸Mampalefaka sy mampangirana tsara ny volo
🌸Mitsabo izay rehetra marary amin'ny volo
🌸Tsy mifidy karazana volo
🌸Miaro ny volo tsy ho tapatapaka sy mihintsana
🚚Livraison Tàna&Province
☎️038 75 081 75 /037 34 082 59
21/05/2026
✨ SÉRUM MISS Wendy
🌸Miss WENDY Professionnel
🌸GOLD 24K
🌸A base d'huile D'ARGAN de Maroc
🌸Riche en Vit E
🌸 Pour tout types de cheveux
🌸 Ultra -RÉPARATEUR
🌸 Mitsabo ny volo simba rehetra
🌸Manome humidité ho an'ny volo
🌸 Mampisy volume tsara
🌸Mampaniry volo vetivety
🌸 Manome sakafo ny volo
🌸 Manala angadrano
🌸Quantité :200ML
💰PRIX :20 000ar🤑
🚚Livraison Tàna&Provinces
☎️ 038 75 081 75 /
20/05/2026
✨Riche en Caviar,Riche en Résultats
🔥Gamme Caviar
Prix :39.000ar 🤑
Shampoing:900ml
Masque:1000ml
Sérum:80ml
🌸Soins pour cheveux sady mampalefaka volo tsara
🌸Mampaniry volo be ihany koa
🌸Azo ampiasana tsara any de coiffure
Livraison Tàna&Provinces
☎038 75 081 75 /037 34 082 59
19/05/2026
✨Pack Duo à base d'huile de coco 🥥
💰25.000ar
Shampoing :1000ml
Masque :1000ml
💧Manamandina sy mampalefaka ny volo maina sy simba
🌸Ahitana vitamine E izay miaro sy manome aina ny volo
🌸Mampaniry sy mitsabo ny volo
Livraison Tàna&Provinces
☎038 75 081 75
18/05/2026
✨ Ré-disponible Gamme keratin pretty smooth
À seulement 30. 000ar 🤑
Shampooing 780ml+Masque 1kg + sérum 100ml
Tsy dia mety loatra amin'ny olona tia manao curly fa mety tsara amin'ireo tia manatsotra
Mety foana na pour usage personnel na ho an'ireo manana coiffure 🤗
Livraison possible 📦
☎️Contact : 038 75 081 75
18/05/2026
✨ Gamme Argan oil à base d'huile de Maroc
💰 18.000ar🤑
✨ Shampoing 400ml, masque 300ml,Sérum 50ml
🌸Mampalefaka sy mampangirana tsara ny volo
🌸Mitsabo izay rehetra marary amin'ny volo
🌸Tsy mifidy karazana volo
🌸Miaro ny volo tsy ho tapatapaka sy mihintsana
Livraison Tàna&Province
☎️038 75 081 75
14/05/2026
✨Le secret d'une brillance professionnelle✨
GAMME PROTEIN BRAZILIAN
👉🏻38.000ar👈🏻
Shampoing 900ml + Masque 1000g + sérum 100ml
🌸A base de protéine + kératine sy huile d'argan ihany koa (combo tsara ary tena tian'ny volo)
🌸Mampaniry volo be ihany koa
🌸Professionnel tsara noho izy pour tous types de cheveux
Livraison Tàna&Provinces
☎038 75 081 75 /037 34 082 59
14/05/2026
✨Gamme Botox Amino Acids( Botox avec des acides aminés) à seulement 45.000ar izy telo:
shampooing 1000ml
Masque 1000ml
Sérum 100ml
🌸Mampaniry sy miaro ny volonao
🌸 Mampitsahatra ny fihintsanan'ny volo,
🌸 Natao hoan'ny volo maina sy simba, vakivaky sy tapatapaka,volo ngita ary ny volo miloko
🌸Mampifitsaka sy manatsara ary manamafy ny fotom-bolo
🌸Mamerina ny volo simba sady mitsabo azy ihany koa
Sans sulfate,ni parabène,ni silicone
Livraison Tàna&Province
📞038 75 081 75 /037 34 082 59
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
