MA SANTE En Valeur

MA SANTE En Valeur

Share

Une bonne santé vaut mieux qu’une poche pleine
Il faut donner peu au plaisir, mais beaucoup à la san

Nataonay ity page ity hanampiana ny olona rehetra mba afahana mifanakalo hevitra amin ny lafiny ara-pahasalamana

Regle 1)Iangaviana izay rehetra manana tolo-kevitra natoraly mba hizara izany amin ny hafa fa tsy hitazona izany ho an'ny tenany manokana satraia ny tanjontsika ny amerina sy ampiaina ny atao hoe vokatra natoraly mba hialana amin ny zavtra simika

Règle 2) Aoka mba tsy hanaratsy ny za

27/04/2026

✅Tonga ilay nandrasanareo Essence de kangaroo

🍀Mapatanjaka
🍀Manaenjana tsara an Balita
🍀Manaela
🍀Misoroka aminy aretina mpipi lava
🍀Miaro sy misoroka ny prostate,rein, IMPUISSANCE ...

💪Misy pompe na rallonge koa natokana ho an ireo kely angady

☎034 66 615 14
Livraison partout Madagascar

20/04/2026

❤️😍😘

17/04/2026
16/04/2026

✨ Mila détente sy plaisir en toute discrétion ve ianao?
✔️ Mora ampiasaina
✔️ Qualité tsara
✔️ Livraison discrète
📩 MP raha mila infos na commande
🚚 Disponible de suite

14/04/2026

✨ Lubrifiant 200ml disponible izao ✨
✔ Qualité tsara
✔ Vonona avy hatrany
👉 MP izay liana 📩

26/12/2025

Mirary fety Sambatra ooo

09/12/2025

200ml
Dispo de suite ooo
Mety io na sim 1 na sim 2

Mp avy atrany
☎️034 66 615 14

22/08/2024

NY VADINAO ALOHA

Mialoha ny hampifalifalianao olona any ivelany dia ampifalifalio aloha ny vadinao

Mialoha ny hanomezanao fahasambarana olona any ivelany dia ataovy aloha ny hahasambatra ny vadinao

Mialoha ny hampirevenao olona any ivelany dia ampireveo aloha ny vadinao

Mialohan'ny hanomezanao vola olona rehefa avy nandray karama ianao dia omeo aloha ny anjaran'ny vadinao.

Satria :
Raha sendra tsy eo ianao dia ny vadinao no mitaiza ny zanakao
Raha sendra marary ianao dia ny vadinao no tena mikarakara anao
Raha miasa mafy izy tsy nohon'ny olona hafa fa noho ny fiainanareo roa ho tsara kokoa
Miaritra marary rehetra izy noho ianao
Na mafy aza ny fiainana dia miezaka ny mitsiky foana izy mba hafaly ianao.

Tsisy olona hahavita ny vitan'ny vadinao io fa mba mahatsapa tena. Ny vady ao antrano aloha zay vao ny ivelany
Raha mbola tsy havita hanao priorités ny vady dia aleo tsy manam-bady aloa.
Ny vady natao ho karakaraina fa tsy natao ho mpiandry trany fotsiny.

17/08/2024

❌🏊🏻TSY AZO ILOMANOSANA INTSONY, eo @ BORD MIAMI Toamasina
Noho ireto antony ireto 🙂:

✓Efa nalalinina be io sisin-dranomasina io
✓Lavaka be no ao fotoana izao. Misy "Algues" mety hamatotra anao ihany koa ambany any "fond".
✓Nolavahana mihitsy izy io mba hifanaraka ny harifenitra mifandray amin'ny fanitarana ny ''port Toamasina''.
✓Misy atsantsa(requin) 🦈 ihany koa mikendry ireo poti-tsakafo avy anaty sambo.

Raha vahiny enao (vacancier) na olona efa zatra milomano eo dia fadio ny milomano amin'iny morona iny fa hiteraka loza ho anao izany. Maro izay lasa izay (Maty)✝️. Mino izahay fa tsy te ho anisan'izany ianao😇

🗣️Noho izany, tsy mitsahatra manentana ny GENDARMERIE miasa amin'ny ''PORT de TOAMASINA fa ❌
*TSY AZO ATAO INTSONY NY MILOMANO SY MANJONO AMIN'NY SISIN-DRANOMASINA MANOMBOKA EO AMIN'NY SERANAN-TSAMBO(PORT) KA HATRENY AMIN'NY HÔPITALY BE ❌

🙏Ny Hendry ihany no anarina, lahitokana ny aina koa aleo misoroka toa izay mitsabo.🙏

👉 Hisy ny fepetra ho raisina ho an'ireo izay minia mandika ny toromarika ho fiarovana ny aintsika mianakavy. ‼️

Mankasitraka indrindra tompoko.

Namanao ny Zandarimaria🤝
de la Gendarmerie au Port de Toamasina.

16/08/2024

Efa maro taminy nareo no nitady tetsy sy eroa
Sy mba oe tia anandrana oe mba otrany aona ary
_ito:
Misy karazana gode ,faux va**na,....
Rehefa resaka misy ato aminay
Manana iany koa izahay sady kapoty lavable
Maro ny zavatra azo isafidianana ato
Mp izay mila na antsoy avy atrany

☎034 23 761 50

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address

Antananarivo
101