Ruach Kadashah

Ruach Kadashah

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ruach Kadashah, Beauty, cosmetic & personal care, Madagascar, Antananarivo.

23/03/2026

Fa izao zavatra ary rehetra izao dia samy maniry fatratra ka miandry ny fampisehoana ireo zanak'Andriamanitra; — Romana 8 : 19

Reraka vé ianao ? matsiaroa hoe tena tsy misy azo itarainana intsony ???

toa tsapanao hoe tsy ho Possible izany intsony ny Mbola hivahan'ny olana Zay misy Aminao?

toa tsapanao hoe Tsy ho sitrana intsony io aretonao io ve?

tsia Andriamanitra irery no tompon'ny teny farany!

Hifanoana aminao aho ndao tsika hifampaehery na mifanalavitra aza❤️❤️

Groupe de Discussion
Messenger, whatsapp
Ruach Kadashah
izarako fampaerezana hifampitondratsika am-bavaka isan'andro.

soraty hoe IVAVAKA dia ampidiriko ianao 🥰🙏

18/03/2026

Hifanoana am-bavaka isika!
Mandalo ady ianao? 🥺
matsiaro ho irery ? 🥺

Mivavaka nefa tsy misy na inona na inona miova ?

💥💥💥 Ndao tsika hitombo amin'ny fahanana tsara an'Andriamanitra mafohiza fotoana fo azy!

Groupe Messenger : Ruach Kadashah
Groupe WhatsApp : Ruach Kadashah

fotoana Ampaherezako anao sy hitombonao amin'ny Aram-panahy

isan'andro 05h30 / 14h
Lundi, Jeudi , Dimanche 20h

Hifampitantana ho any An-danitra isika 🥰🥰🥰

Manoratra vonona ao @ commentaires izay te hiditra groupe dia ampidiriko 🥰

14/03/2026

JESOSY KRISTY NO TENA IZY

NY OTA REHETRA NA INONA NA INONA KARAZANA FINOANA DIA MILA SORONA AVOKOA NY FANADIOVANA AZY.

na inona na inona finoana misy eto ambonin'ny Tany . Dia misy Didy fitsipika tsimaintsy arahina avokoa.

Ary na Iza na Iza mpino( na silamo,bodiste, kristianina, mpandalina fomban-drazana, Indiana) dia tsy misy mahatandrina ireo fitsipika izay apetrakin'ny finoana avokoa( Na iray aza).

MBA FANADIOVANA olona iray nandika fitsipika dia misy sorona tsimaintsy atao na inona na inona finoana misy il olona io. ( Ra latsaka ihany no mahafaka fadisoana)

voasoratra ao amin'ny Baiboly izany: Hebreo9(22).
Raha nanota fady ohatra tafahinana Kisoa nefa fady Kisoa dia Mila sorona hanadiovana io fady notana io.

fa Zao Andriamanitra dia fitiavana fantany tsara fa ara-panahy no mifehy ny tontolo hitamaso izay hiainatsika.(surnaturel) Tao aorinan'ny nanotany Adama sy Eva dia tsy misy olona mahafehy tena tsy hanota ka Raha Mila sorona foana MBA ho afaka amin'ny fahotana dia ho lany ringana Ny zava-mananaina eto an-tany Raha izany no mitohy.
tsy misy akoatran'io anefa ny làlana tokana anadiovana fahotana( fandikan-dalana) ka dia nomeny ny zanany lahy tokana ho sorona 1 ampy hanadio ny fahotan'ny olona rehetra. (Jaona3:6)

Làlana tokana afahana mandray io sorom-panavotana io Dia Finoana an'i Jesosy kristy tokana ihany.

izay Tsy mino an'ny Jesosy kristy na tsara toetra bé na mpanao asa soa Dia ho very Mandrakizay.

Ny atao hoe tena tia Dia Ilay tia tsy misy fepetra. mety mahazo izay ilainao ianao fa misy Zavatra tambiny avieo Ary tambiny izay tsy eken'ny sainao satria anana'ilay nanome n'y fahefana dia azony alaina iny amin'ny fotoana ianao tsy manakara ny fombany.

tsy Mbola nisy olona nanompo Zavatra ka tsara atramin'ny farany ny fiainany akotran'izay nanompo an'i Jesosy irery ihany. Ary tsy Mbola nisy olona nanompo an'i Jesosy ka tsy niova ny fiainana.

fampanatenana mandalo ihany sy misy fepetra no ananan'izao tontolo izao.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Website

Address

Madagascar
Antananarivo
101