Soa Gasy Cosmetics

Soa Gasy Cosmetics

Share

Maro hifampizarana ny fahasalamana sy ny hatsarana. Vokatra matihanina hatrany no atolotra @ pejy �

Photos from Soa Gasy Cosmetics's post 26/03/2026

🔥 NY VOLONAO, AZA Avela HO SIMBA ! 🔥

💆‍♀️ Streax Spa Nourishment – Gamme Professionnel

👉 Raha:
❌ Maina ny volo
❌ Simba noho ny coloration / chaleur
❌Mila traitement efficace ho an’ny volo natao lissage na botox.
❌ Tsy mamirapiratra intsony

💥 Ity no solution tena mandaitra !

💖 Hery miafina ao anatiny :
✔️ Nutrition lalina avy hatrany
✔️ Mamerina ny herin’ny volo
✔️ Manome brillance “mi-shine” be
✔️ Vokatra toy ny natao tany amin’ny salon

🚫 Tsy hoe manatsara fotsiny…
🔥 Fa manova tanteraka ny volonao !

✨ Vokatra hita avy hatrany :
💇‍♀️ Volo malama, silky, mamirapiratra
💇‍♀️ Tsy mikorontana, mora tantanana
💇‍♀️ Miverina velona sy matanjaka

⚡ Aza miandry – ataovy SPA ny volonao anio !
Prix : 55000 ar
📩Mp vitsy sisa ny ato a
🚚Livraison partout Madagascar

Photos from Soa Gasy Cosmetics's post 13/03/2026

✨ Te hanova loko volo ho mamirapiratra sy manintona?

KIT COMPLET Mora atao 😊

✨ Te hanova loko volo ho mamirapiratra sy manintona?

Andramo ny Streax Hair Highlighting Kit – Soft Blonde 🤎
Manome loko volo blonde malefaka, mamirapiratra ary classy toy ny avy any salon.

📦 Ao anaty kit :
• Poudre décolorante ( 2 sachets de 20 g)
• Developer (80 ml )
• Colourant (40g)
• Apres shampoing (20g)
• Gants
• Pinceau
• Aluminium foil
• Notice

💫 Vokatra : Loko volo mamirapiratra sy tsara tarehy avy hatrany.

📩 Mp aingana
🚚 Livraison à partir de 3000 ar

11/03/2026

➡️Cliente satisfaite 🥰
Jade Miel

11/03/2026

Merci Jade Miel 🥰 Notre cliente fidèle.

➡️ Coloration 7.3 no nandramany teto 🥰 dia afapo satria izy ts tia couleur miseho be .

📩 Mp aingana

09/03/2026

✨ NY SECRET HO AN’NY VOLO MILOKO✨

Vao avy nanao coloration ve ianao nefa matahotra sao ho maina na ho simba ny volonao?
Aza manahy intsony, fa eto ny Argan Secrets!

Ity serum ity dia namboarina manokana mba ho VOATOKANA ho an’ny volo miloko sy ireo volo mila fikarakarana manokana:

💎 MIARO NY LOKO misy ANTI- UV : Mitazona ny famirapiratan’ny coloration-nao mba tsy ho mora miala.
🌿 MANOME TANJAKA : Manasitrana ny volo simba vokatry ny fandokoana Sy ny produits fandikom-bolo.
🛡️ TSY MIONGOTRA : Manatanjaka ny fotom-bolo hatrany anaty mba ho salama sy matevina foana.

🆕Tsy gras mihintsy ny volo

🌟 MAMIRATRA TANTERAKA : Omeo hery vaovao ny volonao, ho malama Sy manitra .

Aza avela ho very maina ny hatsaran’ny lokon’ny volonao. Arovy amin’ny tsara indrindra izy!

📍 Disponible dès maintenant !
📩 Je commande aingana ary

06/03/2026

🌸 SPÉCIALE FETIN’NY VEHIVAVY 🌸

Vehivavy mendrika volo tsara, mamirapiratra ary matanjaka 💁‍♀️✨

Ankehitriny dia misy PROMOTION EXCEPTIONNELLE amin’ny shampoo:

✨ Manampy manalefaka sy mampamirapiratra ny volo
✨ Manome nutrition lalina amin’ny volo
✨ Manampy manatsara ny santé du cuir chevelu
✨ Mahatonga ny volo ho malefaka, matanjaka ary mora bangoina ny volo
✨Manitra saddy tsara fofona be

💥 PRIX SPÉCIAL : 20 000 Ar fotsiny

🎉 Promotion manokana ho an’ny Fetin’ny Vehivavy

🚚 Livraison partout à Madagascar
📦 Commande rapide en message privé

⚡ Stock limité — aza tara!

Photos from Soa Gasy Cosmetics's post 06/03/2026

✨ VOLO MAINTY MANGIRANA – MAHAFA-PO TANTERAKA ✨

Te hanana volo mainty mangirana, malefaka ary tsara endrika ve ianao?

💎 Andramo ny Streax Gel Hair Colour Professionnel
Coloration manome vokatra matihanina, sady mora ampiasaina.

🌿 Tombony :
✔️ Manome brillance sy douceur amin’ny volo
✔️ 100% manarona volo fotsy
✔️ Misy Hyaluronic & Kiwi Extract ho fiarovana ny volo
✔️ Tsy misy ammoniaque

📦 Kit ao anatiny :
• Colorant
• Oxydant
• Après-shampoing
• Mini Serum Streax
• Pinceau application
• Gants

💁🏽‍♀️ Vokatra: Volo mainty, mangirana ary tena tsara tarehy.

📩 Commandez maintenant en message privé
🚚 Livraison possible partout à Madagascar.

02/03/2026

Arrivage vaovao ity les Manja an 🎉

🧴LOTION HYDRATANTE MAHARITRA 24 H 🕛 BE ZAO 😱

🌿 Inona no ataony amin’ny hoditrao?

✔ Manome hamandoana 24 ora – tsy maina intsony ny hoditra
✔ Mamelona sy manalefaka – lasa malefaka sy mora kitihina
✔ Miaro amin’ny fahamainana sy loto (Vitamine E sy super herbs)
✔ Mampamirapiratra – manome glow voajanahary
✔ TSY miraikitra, manitra malefaka be 🌸☺️

💧 Vokany rehefa ampiasaina matetika:

✨ Hoditra malama sy salama
✨ Tsy miketrona haingana
✨ Madio sy mamerovero
✨ Afaka ampiasaina isan’andro (tarehy, tanana, vatana)

📩 Ataovy ny commande dieny izao

🚚Livraison Partout à Madagascar 🇲🇬

27/02/2026
Photos from Soa Gasy Cosmetics's post 27/02/2026

🆕ARRIVAGE Be dia BE amin’izay ireo nicommande rehetra mp 🎉😘

🌿 Gamme Streax®️ Professional Canvoline 🥰

Natao manokana ho an’ny volo efa nandalo lissage, botox capillaire, na traitement kératine, ny Canvoline®️ dia manampy hitahiry ny faharetan’ny lissage sady mikarakara sy manamafy ny volo.

✨ Ahitana akora manan-danja :
• Complexe Kera-Charge™️
➡️Manome protéine hanamafisana ny volo
• Céramides mimétiques
➡️Manampy hampihena ny fahatapahan’ny volo
• Huile de Baobab
➡️Manome hamandoana lalina sy sakafo ho an’ny volo
• Beurre de Karité (Conditioner) ➡️Manalefaka sy manome malefaka
• Vitamine E (Serum)
➡️Manampy famirapiratana sy fiarovana

💧 Tombontsoa lehibe :
🌺Manitra be aloha Izy an
🌺Manamafy sy miaro amin’ny fahatapahana
🌺Tsy mimpihintsana volo
🌺Manalava ny faharetan’ny lissage
🌺Volo malefaka
🌺Tsy tapatapaka sy vakivaky intsony ny Volo
🌺Mangirana be ny volo
🌺Tsy misy sulfates sy parabènes

Routine feno ho an’ny volo voakarakara tsara, malefaka ary mamirapiratra aorian’ny traitement ✨

📩Mp amin’izay [Je commande ] raha I commande avy hatrany
🚚 Livraison à partir de 3000 ar

Photos from Soa Gasy Cosmetics's post 26/02/2026

PROMOTION BE TSISY OTRAN`ITY TSONY E TENA MARINA E

🌹I ROSEMARY TSY MISANGY AMIN`NY VOLO E 😁

STREAX SPRAY ROSEMARY WATER
🌼 Manalava volo
🌼Ataovy veloma koa ny volo mihintsana 2 semaines dia vokatra hita maso be.
🌼Ny volo lasa mora maniry sy matevina
🌼Tsara fofona tsy mahery be

❌❌SANS SULPHATE ET PARABEN❌❌

😱😱Aiza koa ahita produits professionnel be otrizany nefa mora

➡️PRIX 💵: 30 000 Ar au Lieu de 40 000 Ar

WOWWWW

📩Tonga de mp sao tsy mahazo eo indray

📦Livraison possible

Photos from Soa Gasy Cosmetics's post 25/02/2026

✨ Tarehy "Glowy" ao anatin’ny 3 andro monja! ✨

Reraka be ny tarehinao ? Tsy mazava ny lokon'ny hoditrao? Feno tâches era nandramana Izao rehetra izao fa vao tsy ampiasaina dia miverina ihany?

Ity ny Streax Bright & Shine (18% Vitamine C):

🌸Manazava ny tarehy avy hatrany

🌸Manala tasy sy manadio ny loto.
🌸Malandina tsara ny tarehy , ny maso-koditra misokatra sy mihaina tsara

🌸Matihanina: Vokatra haingana sy azo antoka (Dermatologically tested).

Fidio ny kalitao Professional ho an'ny hatsaranao. 💎

1 semaine dia misy vokany hita maso 🥰

🛍️ Vidio
💬 Manorata "MP" raha hi- commande

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo
101