Valiha Boum Boum
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Valiha Boum Boum, Health/Beauty, Antananarivo.
26/05/2026
Lasa izao indray ๐
๐๐๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐ ๐๐ก๐ข๐๐๐ก๐ ๐ ๐๐๐๐ฆ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐๐๐ญ๐๐ก๐ ๐ก๐ฌ ๐๐๐๐๐ง๐ฆ๐๐ -๐ฃ๐ข ๐ฆ๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ฆ๐๐๐ก๐.
Maro ny olona manana fahaiza-manao sy fahalalanaโฆ saingy misy sakana tsy hafahany mandroso sy mivelatra mihitsy noho ny tsy fahatokisan-tena, ny tsy fahaizana mitantana ny fihetseham-po, ary ny fisian'ireo karazana ratra miafina izay sedrainy amin'ny fiainana andavanandro sy ny fiarahamonina misy azy.
.. ๐๐ถ๐ฎ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐๐ ๐ณ๐ถ๐ผ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ โผ๏ธ
Izay natao mba hanampy anao hifehy indray ny fiainanao manokana, ny fifandraisanao aminโny hafa ary ny asa aman-draharaha ataonao.
๐ฏ ๐๐ก๐๐ง๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐๐๐ก๐๐๐๐๐ฅ๐๐ก๐ :
โ๏ธ Gestion รฉmotionnelle
โ๏ธ Culture de valeur
โ๏ธ Confiance en soi
โ๏ธ Estime de soi
๐ก ๐๐ข ๐๐ญ๐ข๐ก๐๐ข ๐๐ก๐๐ง๐๐ก'๐๐ง๐ฌ ๐๐๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐ ๐๐ง๐ฌ :
โ
Fahaizana mifehy tsara ny fihetseham-po
โ
Fahatokisan-tena bebe kokoa aminโny fanapahan-kevitra raisina.
โ
Hahatsapanao ny lanjanao sy ny tanjaka ary ny hery hanananao.
โ
Hahazo fahavitrihana vaovao indray ianao hanatratra ny tanjonao
โ
Hanana fomba fijery mihabo sy malalaka kokoa.
Araraotina ny fotoana satria itony fampiofanana itony dia mandalo ihany. Handrafitra toe-tsaina sy fomba fisainana vaovao ao anatinao ny tanjona. Dia hanampy anao ihany koa hahavita hifehy ny trangan-javatra rehetra indrindra fa ny olana sy ny tsy maintsy sedraina indraindray.
๐๐๐ ๐ ๐๐ฆ๐๐ฆ๐๐๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐,
๐๐ญ๐ ๐ ๐๐ฆ๐๐๐๐ฆ๐๐๐ ๐ ๐๐ก๐๐๐๐ ๐ ๐ฃ ๐ฌ ๐๐ฉ๐ฌ ๐๐๐ง๐ฅ๐๐ก๐ฌ ๐๐ข ๐๐ ๐๐ก'๐ก๐ฌ ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐๐ Cfam Mcar
๐ Samedi 30 Mai
๐ฃ 8h30 ร 11h30
๐ Bibliothรจque Nationale Anosy
๐ฅ Natokana ho an'ny MPIKAMBANA anatin'ireto :
โข Communautรฉ des Femmes d'Affaires de Madagascar
โข Kala Bota Community
โข Groupe des Mรจres Cรฉlibataires - CFAM
โ ๏ธ ๐ฉ๐ข๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ฉ๐ข๐๐๐๐ง๐ฅ๐ ๐ก๐ฌ ๐ง๐ข๐๐ฅ๐๐ก๐โผ๏ธ
๐ Contact : 038 67 159 73
๐ฒ WhatsApp : 032 12 330 25
"๐๐ข๐ต๐ณ๐ช๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐บ ๐ฎ๐ช๐ง๐ฆ๐ฉ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ฉ๐ฆ๐ต๐ด๐ฆ๐ฎ-๐ฑ๐ฐ๐ฏ๐บ ๐ฏ๐ฐ ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ข๐ท๐ช๐ต๐ข ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ท๐ข ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ข๐ช๐ฏ๐ข๐ฏ๐บ''
26/05/2026
Me โบ
Fiainana mamy kelyโบ
24/05/2026
Kala bota miantsena
Tsena Arivonimamo
Kala Bota Community
Kala Bota Agency
Kala Bota Agency II
23/05/2026
Fiรจre de l'รชtre ๐
Kala Bota Agency
Kala Bota Agency II
Fiรจre de l'รชtre โบ
23/05/2026
Lot sac ร pain + gant et paire de manique
โค๏ธโค๏ธโค๏ธ
23/05/2026
Avereno miaraka amiko ny hoe :
''๐๐ช๐ข... ๐๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ๐ฌ๐ข๐ง๐ช๐ป๐ช๐ฌ๐ฐ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ด๐ช๐ข๐ฌ๐ฐ'' ๐บ๐ฅ๐พโค
ยฉ Kala Bota
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
101
