Coiff'pro Mahasoa

Coiff'pro Mahasoa

Share

Faly mandray anao tompoko. Mivarotra fitaovana ho an'ny coiffeur marobe tsara sady mora izahay ato. Ny contact-nay dia:
034 16 543 39
Lieu: Ankadifotsy.

Manao livraison rapide izahay ary mandefa amin'ny faritra.

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 20/05/2026

Efa tena nampiasa ary afaka mijoro oe tsara ireto TONDEUSE QIRUI7 ireto.✅✅✅
Misy ny sans fil rechargeable ary misy ny avec fil.
1°/ TONDEUSE SANS FIL RECHARGEABLE 39.000ar😱
QIRUI 7 professionnel QR- 809B.
- Vaovao sous carton.
- Accessoires: 4 sabots(3mm, 6mm, 10mm, 13mm) + Huile+ câble USB type C + Peigne + ciseau
- Lame acier inoxydable
- Misy réglage ho an'ny lame( levier ) manamora ny fanaovana karazana style coupe rehetra
- Tsy mora mi-chauffe.
- Afaka ampiasaina tsotra ao an-trano, azo iasana tsara, autonomie 3h-4h. 🔋
- Mateza sy maranitra.
PRIX : 40.000ar QIRUI SANS FIL 😱

2°/ QIRUI AVEC FIL 33.000ar 😱
QIRUI 7 professionnel 🔌
- Mandeha amin'ny courant 220V
- Vaovao sous carton avec accesoires complet.
PRIX : 33.000ar QIRUI AVEC FIL,

3°/ Fitaovana hafa:
- Cape Coiffeur: 20.000ar
- PULVÉRISATEUR (Spray na vaporisateur) : 14.000ar sy 20.000ar
- PORTE-LAME : 9.000ar
- Ciseau coiffeur : 22.000ar
- Ciseau sculpteur : 20.000ar
- Balai Cou: 10.000ar sy 15.000ar
- Bande protège cou : 7.000ar ny rouleau.

Manao livraison rapide 🛵 ary mandefa amin'ny faritra 🚌

💌 MP haingana ary na tonga dia miantso 📞
038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 15/05/2026

Nohon'ny fangatahan'ny maro moa de averina ndray ity promotion Cape coiffeur ity,samia manararaotra ary sao tara.
17.000ar ny iray raha 20.000ar ny vidiny normal, misy ho an'ny olon-dehibe ary misy ho an'ny ankizy.
Manasa anao hiditra Mp na hiantso avy hatrany.
Contact-nay:
038 11 628 27
037 87 134 54
034 78 535 12
033 47 075 48

Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra.

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 08/05/2026

Ndao atao mihaingo tsara amn'izay ny atelier fa anisan'ny manintona client ny décoration.
Mba professionnel kokoa ny image-nao, no sady misy catalogue misy afaka isafidianan'ny client ao aminao.
Poster apetaka amin'ny rindrina ao anaty atelier : 10.000Ar ny iray
Amle ngeza io a, dimension : 1m*0.7m na 100cm*70cm
MP avy hatrany 💌 na miantso 📞
Contact: 038 11 628 27
037 87 134 54
032 50 569 90
038 62 423 75
Manao livraison rapide ary mandefa amin'ny faritra.

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 06/05/2026

PROMOTION TONDEUSE DALING
✂️ Coiffeur ve ianao?
Mbola very client noho ny fitaovana tsy matanjaka?
Aza mi-risk intsony.
DALING no solution matihanina 🔥
✔️ Tondeuse avec fil – puissance stable
✔️ Tondeuse sans fil – pratique, portable
✔️ Rasoir électrique – finition propre
💥 Promotion spéciale (stock limité)
42.000Ar – 49.000Ar – 55.000Ar – 59.000Ar
➡️ Qualité pro
➡️ Matanjaka
➡️ Maharitra
📍 Ankadifotsy
🚚 Manao livraison sy mandefa faritra
📞 038 11 628 27
📞 037 87 134 54

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 04/05/2026

Coiffeur ianao ka mitady fitaovana complet ?
Jereo ny ato aminay fa misy izay ilainao ato.
Tondeuse sans fil DALING.
Raha mitady ilay 08 sabot ianao de misy reo.
Contact :
038 11 628 27
037 87 134 54
032 50 569 90
038 62 423 75
Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra.

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 30/04/2026

Coiffeur ianao ka mitady fitaovana complet ?
Jereo ny ato aminay fa misy izay ilainao ato.
Tondeuse sans fil sy avec fil, misy QIRUI sy DALING.
Raha mitady ilay 04 sabot na 08 sabot ianao de misy reo.
Contact :
038 11 628 27
037 87 134 54
032 50 569 90
038 62 423 75
Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra.

27/04/2026

✂️ Tondeuse sans fil avec écran LED 🔥
💥 Offre spéciale : 33.000 Ar
💈 Parfaite aussi bien pour les professionnels que pour un usage à domicile.
💢 Profitez d’une coupe nette, rapide et sans effort, quand vous le souhaitez.
✅ Ses atouts :
🔹 Fonctionnement sans fil pour plus de liberté
🔹 Écran LED indiquant le niveau de batterie
🔹 Lames en acier inoxydable pour une précision optimale
🔹 Recharge Type-C rapide et pratique
🔹 Autonomie longue durée (jusqu’à 4h)
🔹 Utilisation silencieuse pour plus de confort
🔹 Design léger et ergonomique
📦 Inclus dans le coffret :
✔️ 1 tondeuse électrique
✔️ 1 câble de recharge USB
✔️ 4 sabots (différentes tailles)
✔️ 1 brosse de nettoyage
✔️ 1 huile lubrifiante
⏳ Mode d’utilisation :
👉 Charger avant la première utilisation
👉 Recharge rapide pour une utilisation continue
👉 Ajuster facilement la longueur de coupe
✂️ Un indispensable pour un résultat propre et professionnel à chaque utilisation !
🚚 Livraison disponible dans toute l’île
📞 Contact :
038 11 628 27
037 87 134 54
032 50 569 90
038 62 423 75

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 22/04/2026

✂️ Coiffeur ve ianao ?
Aza very client noho ny détail kely 👇
Alaivo sary an-tsaina :
❌ Feno volo ny akanjon’ny client
❌ Tsy mahazo aina izy
❌ Tsy hiverina intsony…
👉 Tsy talentanao no olana… fa ny équipement ampiasainao.
🔥 Solution tsotra: ✂️ Cape coiffeur professionnel
✔️ Tsy miraikitra ny volo
✔️ Mahazo aina ny client
✔️ Lasa PRO ny image-nao
💥 Résultat : → Miverina ny client
→ Mitondra client vaovao
🎯 Prix PROMO : 17.000Ar ny cape ato aminay.
⚠️ Stock très limité (vitsy sisa)
💡 Ny différence eo amin’ny coiffeur tsotra sy coiffeur mahomby ? 👉 Ny détail kely toy izany.
⏳ Aza miandry ho very client vao mihetsika…
👉 Soraty “CAPE” amin’ny commentaire na mandefa message privé avy hatrany
📍 Ankadifotsy pharmacie
🚚 Livraison disponible
📞 038 11 628 27 / 037 87 134 54

Photos from Coiff'pro Mahasoa's post 19/04/2026

✂️ Coiffeur ve ianao ?
Fantaro tsara 👇
Tsy ny fahaizana manapaka volo ihany no mahatonga client hiverina…fa ny expérience omenao azy.
Alaivo sary an-tsaina :
👉 Feno volo ny akanjon’ny client
👉 Tsy mahazo aina izy
👉 Ary na ianao aza ho menatra kely…
❌ Tsy hiverina intsony izy.
Ary ny tena marina ?
Tsy olana amin’ny talentanao izany…
fa détail kely tsy hitanao.
👇 Vahaolana tsotra nefa mahomby :
✂️ Cape coiffeur kalitao
✔️ Madio avy hatrany
✔️ Mahazo aina ny client
✔️ Lasa matihanina ny image-nao
🔥 Ary ny tena zava-dehibe : miverina izy + mitondra olona hafa
⚠️ Raha mbola tsy mampiasa ianao dia very client… very vola.
Izay indrindra no nahatonga anay nanao an'ity PROMO SPÉCIALE ity : 17.000Ar de efa azahoanao Cape professionnel ajustable.
👉 Soraty “CAPE” amin’ny commentaire na message privé
Alohan’ny hahatapitra ny stock

🚩Point de récupération : Ankadifotsy pharmacie.
🛵Manao livraison rapide ary mandefa amin'ny faritra.🚌
Contact 📞
038 11 628 27
037 87 134 54
032 50 569 90
038 62 423 75

N.B: *Raha manao J'aime ny page ianao de mahazo réduction kely ka lasa 16.000ar ny vidiny.

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ankadifotsy
Antananarivo