Jade's Beauty

Jade's Beauty

Share

Vente des produits cosmétiques

08/05/2026

🌸 Défrisage vs Soin Lissant ✨
Vehivavy maro no mbola afangaro ireo 😌👇
💥 Défrisage
✔️ Manitsy volo maharitra
✔️ Manova ny texture naturelle
✔️ Produit chimique matanjaka
✔️ Mila entretien sy retouche matetika
✨ Raha tianao ho tena mahitsy ny volo dia défrisage no mety aminao
🌸 Soin Lissant
✔️ Manalefaka sy mampandamina volo
✔️ Tsy manimba be raha oharina amin’ny défrisage
✔️ Manala frisottis
✔️ Mampamirapiratra sy manome effet naturel
✨ Raha tianao ny volo malefaka, souple ary naturel dia soin lissant no tsara 💖
💡 “Ny volo tsara dia tsy voatery mahitsy be… fa salama sy voakarakara 😍”

24/04/2026

💇‍♀️ Miongotra be ve ny volonao ? 😩
Tsy irery ianao… fa misy solution naturel sy efficace 🌿✨
👉 Andramo ity astuce tsotra ity dia:
✔️ Mihena ny fahaverezan-volo
✔️ Matanjaka ny fakany
✔️ Miverina mamirapiratra ny volo 😍
💚 Vokatra hita maso raha ampiasaina matetika
✨ Tsarovy: Ny fikarakarana volo tsara = hatsarana maharitra
📩 Manorata aminay raha mila torohevitra na soin professionnel 😉

22/04/2026

✨ ASTUCE BEAUTÉ NATURELLE ✨
Te hanana tarehy madio, malefaka ary mamirapiratra ve ianao? 😍
Tsy mila produit lafo akory… ao an-trano ihany dia efa misy vahaolana! 👌
💖 Ataovy tsy tapaka ireo soin tsotra ireo dia ho hitanao ny fiovana:
✔️ Mihena ny boutons
✔️ Lasa malefaka ny hoditra
✔️ Miverina ny glow naturel ✨
⚠️ Tsarovy: ny faharetana no lakile!

🌸 “Ny hatsaranao dia miainga amin’ny fikarakarana ny tenanao”

abonnez-vous 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo