Sakafo Feno Otrik'aina

Sakafo Feno Otrik'aina

Share

👉“Mivarotra sakafo 100% naturel sy mahasalama🌿"
☎️: 0389836824/0374115947/mp Facebook/whatsApp/

27/05/2026

🍯 Tantely pure 👉 mamay voajanahary izay manan-karena tombontsoa ho an’ny vatana 🌿

Fantatrao ve? 😉
Ny tantely pure dia afaka manampy:

✔️ manome énergie voajanahary 💪
✔️ manampy hery fiarovana 🛡️
✔️ mampitony tenda sy kohaka 🤧
✔️ manampy ny digestion 🌿
✔️ mety ho solon’ny siramamy amin’ny sakafo sasany

💡 Ahoana ny fihinana azy?

🍋 Tantely + rano mafana + voasary makirana → tsara amin’ny maraina
🥣 Tantely + flocons d’avoine → sakafo maraina mahasalama
🥜 Tantely + amande → snack naturel
🍞 Tantely + m**o → tsotra nefa manome hery

⚠️ Aza afangaro amin’ny rano tena mangotraka be (mafana be loatra), sao mihena ny tombontsoa sasany 😉

💚 Ny fahasalamana tsara dia miainga amin’ny zavatra kely atao isan’andro

📩 Miel pure disponible ato aminay
🍯 1L = 25 000Ar
🚚 Livraison disponible 😊

27/05/2026

👉Hainareo ve ny vokatsoa azo avy amin'ny fihinanana Amande?
Andeha ho fantarintsika indray ary izany androany😊

Ny Amande dia miaro amin'ny:
✔️ Fikoriana ny ra
✔️Fahanterana aingana
✔️ Fahasalaman'ny fo
✔️ Mampitombo fitadidiana
✔️ Mampitsiky hatrany, Mampiaina ny moraly

👉Mety tsara amin'ny olona misy tosi-drà (tension) noho izy manankarena magnésium izay manampy mampidina tension, misy gras tsara (bons lipides) izay tsara ho an’ny fo

👉Aza adino hatrany mipartage sy manaraka ny pejintsika ahafahanao mahita ireo toro-hevitra mahasoa ☺️

27/05/2026

👉“Te hanana hery sy fahasalamana tsara ve ianao? 🤔

Ny grain de chia dia 🌱:
✔️ manampy amin’ny digestion
✔️ manampy amin’ny fihenan-danja
✔️ manome hery mandritra ny andro
✔️Tsara ho an'ny fo
✔️Mampikoriana ny ra
✔️Manamafy ny taolana sy ny nify
✔️Mitondra fanatanjahantena tsara

👉 Afaka ampidirina amin’ny yaourt na jus 😍

Raha olona tia fanatanjahantena (sport) ianao dia tena manampy sy tsara ho an'ny fahasalamana ihany koa izy io an!

👉Aza adino hatrany mipartage sy manaraka ny pejintsika ahafahanao mahita ireo toro-hevitra mahasoa

Photos from Sakafo Feno Otrik'aina's post 27/05/2026

Vita indray ny fety🎉… Fotoana izao hikarakarana ny vatana mba ho salama sy tomady hatrany🌿💚

Rehefa avy nihinana sakafo mavesatra sy mamy be, mila sakafo maivana sy mahasalama ny vatana mba hiverina amin’ny équilibre 😉
Disponible izao ka alefaso aingana ary ny commande
🥜 Noix de cajou
✔️ manome énergie
✔️ snack naturel ho an’ny andro lava

🥜 Amande
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️
✔️ manampy hery sy fahasalamana

🌱 Grain de chia
✔️ manampy digestion
✔️ mahatonga tsy ho noana haingana
✔️ manampy ny vatana hiverina amin’ny équilibre

🥣 Flocons d’avoine
✔️ manome énergie maharitra
✔️ tsara ho an’ny digestion
✔️ mety amin’ny sakafo maraina maivana

📩 Alefaso ny commande mp na miantso 😊
☎ 038 98 368 24
🚚 Livraison disponible à partir 3000ar

👉 Araho hatrany ny page raha mila conseils sy sakafo mahasalama ianao💚

Photos from Sakafo Feno Otrik'aina's post 15/05/2026

🔥 PROMOTION SPÉCIALE NOIX DE CAJOU – Ity herinandro ity ihany fa araraoty 🔥

🥜 NOIX DE CAJOU Nature 👉 Snack mahasalama, tsara ho an’ny énergie sy sakafo kely isan’andro 💪

60 000Ar 👉 1kg
6000Ar 👉 100g

⚠️ Promotion voafetra mandritra ity herinandro ity ihany !

👉 Mety ho an’ny:
✔️ travail
✔️ étude
✔️ snack mahasalama
✔️ olona mila énergie mandritra ny andro

🚚 Livraison disponible
📩 Alefaso message dieny izao sao tapitra ny stock 😉
⚠️ Stock limité !!

Photos from Sakafo Feno Otrik'aina's post 13/05/2026

Alefaso dieny Zao ny commande ary 😊
👉 Noix de cajou & Amande & Flocons d'avoine
👉Graines de chia & Graines de sésame & Grain de courge

🚙Livraison disponible
📞 038 98 368 24

Photos from Sakafo Feno Otrik'aina's post 13/05/2026

📩 Arrivage vaovao be indray avec prix toujours abordable 👌 alefaso aingana ny commande

👉 Noix de cajou & Amande
👉 Grain de chia

Aza adino manaraka ny page-tsika Raha mila sakafo mahasalama sy toro-hevitra mahasoa ianao 😊

Photos from Sakafo Feno Otrik'aina's post 13/05/2026

👉 🥣🌾 Sakafo tsotra… fa tena mahasalama, disponible izao 🌿

🥣 Flocons d’avoines
✔️ manome énergie maharitra 💪
✔️ tsara ho an’ny digestion
✔️ tsy mampahita noana haingana

💰 1kg 👉 19 000Ar
💰 500g 👉 9 500Ar

🌾 Grain de sésame
✔️ manamafy taolana 🦴
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️
✔️ manampy amin'ny fitadidiana (mémoire) sy vatana isan’andro

💰 1kg 👉 10 000Ar
💰 500g 👉 5 000Ar

🚚 Livraison disponible
📩 Alefaso ny commande en message privé na miantso
☎ 038 98 368 24
⚠️ Stock limité fa aza tara😉

Photos from Sakafo Feno Otrik'aina's post 11/05/2026

👉Sakafo naturel ho an’ny énergie sy fahasalamana disponible de suite 💪

🥜 Noix de cajou
✔️ Manome énergie sy manamafy ny taolana
✔️Manampy amin'ny fihenan'ny aretim-po sy ny fahatapahan'ny lalan-drà
✔️ Mampihena ny tahan'ny siramamy ao anaty

💰 100g 👉 7 500Ar
💰 250g 👉 19 000Ar

🥜 Amande
✔️ tsara ho an’ny fo ❤️
✔️ manampy hery sy fahasalamana
✔️ Tsara ho an'ny fikoriana ny ra

💰 100g 👉 9 000Ar
💰 250g 👉 22 500Ar

🌱 Grain de chia
✔️ manampy amin'ny digestion
✔️ mahatonga tsy ho noana haingana
✔️ manampy amin’ny fihenan-danja

💰 100g 👉 9 500Ar
💰 250g 👉 23 000Ar

🚚 Livraison disponible et Antananarivo
📩 Commande en message privé na miantso
☎ 038 98 368 24
⚠️ Stock limité

09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers 🥰! El Jaz, Soloteny Valisoa, Randria Tahiana

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo