Sava's vanilla
Une vanille pure et de qualité supérieure, gage de santé. 🏆
10/06/2026
VANILLE BOURBON DE MADAGASCAR – QUALITÉ TK, GOURMET ET MEXIQUE GOURMET
✨ À la recherche d'une vanille d'exception ?
Nous vous proposons :
🏆 Vanille Bourbon TK
🏆 Vanille Bourbon Gourmet
🏆 Vanille Mexique Gourmet – 18 cm
✅ Gousses soigneusement sélectionnées
✅ Qualité supérieure et riche en arômes
✅ Bien séchées selon les normes internationales
✅ 100 % naturelle
✅ Idéale pour l'extraction, la pâtisserie, la chocolaterie et la gastronomie haut de gamme
📦 Disponible en gros et demi-gros
🏝 Origine : Madagascar
💎 Une vanille authentique, parfumée et d'une qualité remarquable pour satisfaire les professionnels les plus exigeants.
☎️: 0386754341 / 0374251469.
04/06/2026
vanille disponible à Tananarive
02/06/2026
VANILLE BOURBON MADAGASCAR 🏆
Mitady lavanila kalitao ambony ve ianao?
✅ Vanille Bourbon voafantina tsara
✅ Halavany: 16 à 20 cm
✅ Efa maina tsara araka ny fenitra takiana
✅ Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena momba ny kalitao
✅ Hanitra mahery sy voajanahary
✅ Mety ho an'ny mpanondrana, mpanamboatra sakafo, mpanao mofomamy ary mpividy matihanina
⏳ Aza tara fa voafetra ny tahiry misy amin'izao tolotra manokana izao.
📩 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana fanampiny na te hanao kaomandy.
📞 : 0386754341 / 0374251469
Sava's vanilla 🏆
25/05/2026
Vanille disponible :
Bourbon, Mexique et Tehitensis (Pure vanilla 🏆)
Sava's vanilla
23/05/2026
MITADY VANILLE TENA KALITAO SY VOAFANTINA TSARA VE IANAO ?
Izahay dia manolotra
✅ Vanille Bourbon TK Noir
✅ Vanille Gourmet
✅ Vanille Mexique
✅ Vanille Tahitensis
📏 Habe maro samihafa
🌱 Vokatra voajanahary 100%
👨🏽🌾 Mivantana avy amin’ny mpamboly sy mpanao préparation
📦 Mety amin’ny exportation, pâtisserie, parfum, extraction ary sous vide
💎 Kalitao premium – hanitra mahery – lava sy matavy tsara.
📞 Contact : 038 67 543 41 / 037 42 514 69
📧 Email : [email protected]
📍 Page : Sava’s Vanilla
12/05/2026
VANILLE MADAGASCAR HAUT DE GAMME 🏆
Mitady vanille tena manitra, be voany ary tsara kalitao ve ianao ?
Eto aminay misy avokoa ireo karazana vanille tena voafantina tsara :
✨ Bourbon — manitra mahery, kalitao export
✨ Mexique — lava tsara, be nofo ary premium
✨ Tehitensis — hanitra miavaka sy tena parfum naturel
✔️ Vanille avy any SAVA
✔️ Préparation ataonay manokana
✔️ Hamainana manaraka fenitra iraisam-pirenena
✔️ Mety ho an’ny export, pâtisserie, cosmétique ary consommation
📦 Misy quantité sy qualité rehetra ilainao
🚚 Livraison possible eto Tananarive sy faritra
📞 Contact : 0386754341 / 0374251469
📩 Email : [email protected]
📍 Page : Sava’s
07/05/2026
VANILLE HAUT DE GAMME DISPONIBLE ✨
🏆 Vanille Bourbon TK Noir & Gourmet
🏆 Vanille Mexique
🏆 Vanille Tehitensis
✅ Gousses longues, noires, charnues et très parfumées
✅ Riches en grains et en vanilline
✅ Préparation artisanale de qualité export
✅ Humidité maîtrisée selon les normes internationales
✅ Idéales pour pâtisserie, cuisine, cosmétique et parfumerie
💯 Vanille authentique de Madagascar 🇲🇬
📦 Disponible en quantité selon vos besoins
🤝 Vente en détail et en gros
📞 Contact : 0386754341 / 0374251469
📩 Email : [email protected]
📍 Sava’s Vanilla
Sava's vanilla
05/05/2026
VANILLE MADAGASCAR – KALITAO AVO 🏆
Mitady vanille tena tsara kalitao sy manitra ve ianao? Eto no vahaolana ho anao!
✅ Vanille Bourbon TK Noir & Gourmet
📏 Halavany: 16 à 20 cm
➡️ Matevina, be voany, manitra tsara, ary mifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena
✅ Vanille Mexique
📏 Halavany: 18 à 27 cm
➡️ Lava tsara, tsara tarehy, manitra mahery
✅ Vanille Tahitensis
📏 Halavany: 16 à 24 cm
➡️ Manitra miavaka, be voany, tena kalitao premium
💯 Avy any SAVA (Sambava) – izahay ihany no manao préparation
✔️ Madio tsara
✔️ Voafantina tsara
✔️ Tsy mampiahiahy ny kalitao
📦 Afaka manao livraison
📞 Raha liana dia miantsoa: 0386754341 / 0374251469
Sava's vanilla
04/05/2026
VANILLE MADAGASCAR – KALITAO AVO 🏆
Mitady vanille tena tsara kalitao sy manitra ve ianao? Eto no vahaolana ho anao!
✅ Vanille Bourbon TK Noir & Gourmet
📏 Halavany: 16 à 20 cm
➡️ Matevina, be voany, manitra tsara, ary mifanaraka amin’ny fenitra iraisam-pirenena
✅ Vanille Mexique
📏 Halavany: 18 à 27 cm
➡️ Lava tsara, tsara tarehy, manitra mahery
✅ Vanille Tahitensis
📏 Halavany: 16 à 24 cm
➡️ Manitra miavaka, be voany, tena kalitao premium
💯 Avy any SAVA (Sambava) – izahay ihany no manao préparation
✔️ Madio tsara
✔️ Voafantina tsara
✔️ Tsy mampiahiahy ny kalitao
📦 Afaka manao livraison
📞 : 0386754341 / 0374251469
03/05/2026
⚠️ Fantatrao ve fa mety hahavery vola anao ny tsy fahalalana ny karazana vanille?
Eto Madagasikara dia maro ny karazany, ary samy manana ny kalitao sy ny lanjany!
🤞 Manomboka ANIO dia hampahafantarinay anao tsikelikely ny tsiambaratelon’ireo vanille rehetra eto an-toerana:
✔️ Ny maha samy hafa azy
✔️ Ny kalitao
✔️ Ary ny tena mendrika ho fidinao
👇 Jereo ao amin’ny commentaires ny fanazavana voalohany androany!
Aza tara fa mety hahaliana anao be 👀🔥”
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
