Kiala bory mdg 1.49

Kiala bory mdg 1.49

Share

Na lava na fohy na mahia na matavy😜
Ny rehetra dia samy mahazo ny anjarany🤗.

30/05/2026

O ry reto an🥺 MBA aoka asiana fifanajana foana fa MBA efa olon-dehibe daholo angamba isika ato😡. Izahay eto amin'ny pejy Dia miezaka ny mandefitra na inona fanadalana ataonareo na inona famitahana ataonareo ( oe tonga any Ilay livreur Dia tsy afaka ny handray an'ilay entana tampoka oe) na ( rehefa tsy mety aminareo Ilay entana Dia tsy hanome frais an'ny livreur ?🥵 aza MBA atao anzany kosa e! Varotra tsy raikitra tsy atao aharatsy fiavanana. Fa Ilay fanambaniana an'ilay asanay kosa aza atao e😡.
Aok'izay🤚atsipy hoan'ireo cliente manao tsinotsino aza mi-commande ra tsy manambola.🤨 hiala tsiny kosa ho anareo cliente mahafinaritra izay efa nanjifa teto aminao😘.

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 27/05/2026

Dispo de suite
Détails sur chaque photo
Mp directe
Livraison Tàna Province

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 18/05/2026

Dispo de suite
Détails sur chaque photo
Mp directe
Livraison Mada Province

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 05/05/2026

Dispo de suite
Détails sur chaque photos
Mp direct
Livraison Tàna Province

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 27/04/2026

Dispo de suite
Détails sur chaque photo
Mp direct
Livraison Tàna Province

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 13/04/2026

Détails sur chaque photo
Mp = commande : lieu + contact
Livraison Tàna Province

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 07/04/2026

Vita soa ny fety daholo.
Misy ny arrivage misy ny fihenam-bidy vita fety, amin'ny vidiny mirary foana nge kia Maman manjakely isany ny eto aminay e,
Détails efa eo
Mandefa any faritra n'aiza n' aiza

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 31/03/2026

Ireto indray maman manjakely isany ny dispo eto amin'ny pejy.
Détails efa eny amin'ny sary tsirairay fa afaka miditra Mp ihany pour plus d'infos.
Livraison Tàna Province fona.

Photos from Kiala bory mdg 1.49's post 28/03/2026

Arrivages arrivages
Robes, ensemble jupe mihaja
Tongava malaky mp fa vitsivitsy
Taille M L XL
Livraison Tàna Province

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Ambatoe
Antananarivo
10