Ô Pieds Doux

Ô Pieds Doux

Share

Vente de savons et huile antifongiques pour les ongles des pieds.

01/04/2026

salama harivariva daholo ooooo, saropady dia saropady ny vatantsika ity re olona a , singaniko eto ny hoho tongotra , indrindra ho antsika mpihazakazaka itony , matetika dia azo avy @ kraro,na tennis tery , dia lasa mangana na lasa misy aretina lay hoho , nefa tena sarotra ny mitsabo azy ( mycose ) dia noho izany dia soroy dia ny zao aza manao kraro tery , rehefa mividy zavatra eny frip dia sasao tsara alony tsara aza adino koa mandona azy @ vitsine ( astuce kely ) , dia ny farany nefa tena ilaina indrindra dia ny savony sy huile zay miharo azy koa ,mankasitraka ireo mpanjifa nahita vokatra tsara , tsy vety vety akory lay mitsabo fa mila faharetana

09/03/2026

Miarahaba o!
🌿🌱Izahay dia manana menaka sy savony vita amin'ny akora natoraly toy ny arbre à thé, neem... hikarakarana sy hitsaboana ny hoho tongotra ho antsika mpanao trail, mpihazakazaka, mpandeha tongotra. 🏃🏃🏃

🌱☘️Entina hisorohana ireo aretina mety hahazo ny hoho sy hikarakarana azy ireo na dia salama ary satria manamafy ny hoho.

Prix huile 30 Ml: 30 000 Ar

Prix savony: 15 000 Ar

Aza misalasala mandefa commande amin'ny MP.

27/02/2026

Huile antifongique pour les ongles des pieds à base d'arbre à thé.
Les bienfaits:
- Repousse
- Fortifiante
- Prévention ongle incarné
30 Ml.
Prix: 30 000 Ar

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo
101