Fit Sister MooD

Fit Sister MooD

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fit Sister MooD, Health/Beauty, Antananarivo.

22/05/2026

Full body ao antrano 😁
iza no mazoto hanao ity challenge ty iaraka amiko 😁 ?

Photos from Fit Sister MooD's post 21/05/2026

Ny sakafo anio 🥰
Ilay vary moa dia tena tsy lany fa nanesorana fa tsy azo sary intsony.

Prise de masse

20/05/2026

Ny paoziko manao challenge tao amin'ny LE KEFIR avy nikotrana vai maraina 😁

Photos from Fit Sister MooD's post 18/05/2026

Coucou les fit-sisters.

Androany dia atoroko salle de sport anisan'ny ampy fitaovana sy tsara kalitao nefa abordable ianareo.

✅ Olympius Fitness Ampasapito (5 000 Ar ny séance)
Tena hoe tsara SADY ampifitaovana.
Anisan'ny mora raha ny fitaovana misy ao.

Ny mampiavaka azy dia tsy mitsahatra mikaroka matériel vaovao hoan'ireo mpikotrana ao aminy izy ARY koa mivoaha na dia alahady aza 😉

✅ Kaizen Gym Mahamasina ( 8 000 Ar à 10 000 Ar ny séance)

Tena tsara loatra. Toerana fikotranan'ireo olomalazan'ny muscu😂 ry Mihaja Raza sy ry Stella Rasoa ohatra 😍

Ny mampiavaka azy dia manome promotion rehefa andro fety ka lasa 5 000 ar ny séance😁

✅ MINÀ PRO Fitness Ankazomanga (7 000 Ar ny séance)

Anisan'ireo salle de sport tsara sy ampy fitaovana nefa mora ny MINÀ PRO Fitness. Tsy misy tantaraina fa tena hoe 😍

Be bogosy be hono mikotrana ao fa tsy haiko izay fahamarinany afaka misy manamarina ve 😂😂😂😂

Photos from Fit Sister MooD's post 02/05/2026

Akon'UTOP - Ultra trail des Ô plateaux izao maraina.

Bon courage ireo izay mbola andana.

02/05/2026

3 eme Ultra
UTOP - Ultra trail des Ô plateaux

02/05/2026

UTOP - Ultra trail des Ô plateaux

1er arrivée Ultra 👏

01/05/2026

Maka aina ve nareo ao sa mampiritrano e? 😊

Photos from Fit Sister MooD's post 30/04/2026

Ce ne sont pas juste des ensembles.

C'est le signe que tu as décidé de te prendre au sérieux.

Sélectionné par une femme ACTIVE, pour des femmes ACTIVES.
Seconde main — première qualité.

✅ Testé avant mise en vente
✅ Qualité vérifiée pièce par pièce
✅ Prix accessible, aucun compromis

Tu t'entraînes dur.
Ton équipement doit faire pareil.

📩 Envoie-moi un message pour réserver.

Photos from Fit Sister MooD's post 30/04/2026

Team push-up nareo sa team leggings tsotra?

Misy cadeau ao amin'ny commentaires ao à midi.

Friperie premier choix.

Inviteo ny namanao mpanao push up iny 😄😁

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo