Tolotra Kely

Tolotra Kely

Share

❤️🙏

24/04/2026

Miarahaba antsika rehetra.
Efa nody ireto Tolotra an.
Misaotra an'Andrimanitra Tompo ny @ zavatra rehetra.♥️🙏
Misaotra antsika natsiaro ambavaka azy foana.Manao contrôle izy après une semaine. Début Mai no mivaly ny biopsie.Omena antsika eto foana ny tohin'ny fitsaboana.

Photos from Tolotra Kely's post 22/04/2026

Misaotra ny Tompo 🙏
Misaotra antsika rehetra t@ fitondrana ambavaka fa vita soamatsara ny " intervention chirurgicale pour une Dilatation " an'i Tolotra kely.
Ny tohin'ny fitsaboana azy mo dia manao an'io analyse "biopsie" io ao @ IPM, mba ahalalana sao sanatria misy marary ilay tsinainy.Efa kely dia kely ny eo antanana fa mba mangataka tompoko raha sitrakareo ny hanampiana azy ho tohin'ny fitsaboana azy hatrany hatr@ farany.
Dia Mankasitraka antsika sahady.
🙏🙏🙏
Ireto ny numéro an'ny Mamany.
034 45 675 12 Mvola
033 35 403 20 Airtelmoney
037 22 105 69 Orange money
(Elvia RAFARANIAINA)

Photos from Tolotra Kely's post 21/04/2026

Salama daholo.
Ela ela izahay tsy heno, ialanatsiny tompoko, satry ho ento foana fa zarainy andraikitra samy manana ny azy e..🙏🙏🙏
Ny fikarakarana an'i Tolotra kosa anefa tsy natao ambanin-javatra fa nitohy foana ihany na dia tsy hita teto aza izahay.Hitantsika @ vidéo zaraina eto mo fa efa matanjaka izy raha ampitahaina @ azy taloha.Hisaorana Andriamanitra, dia IZY ihany koa no omentsika voninahitra ny @ zany rehetra izany. ♥️🙏.Isika ,fitaovana fotsiny ihany.
Koa satria moa isika rehetra no angady nananana sy vy nahitana t@ fanampina ny @ fitsaboana an'i Tolotra.Dia tsy ho ataonay ambanin-javatra ny filazana vaovao amintsika momban'ny tohin'ny fitsaboana azy na dia sahirana aza izahay.
Nandritra ny fotoana tsy nahitanareo anay teto dia nitohy foana ny traitement an'i Tolotra (lavement ,fanatanjahana azy t@ resaka sakafo sns...)
Ho an'izay efa nanaraka azy hatr@ voalohany mo dia mahay hoe ilay lavaka famoahany maloto mintsy no olana hita hatreto.Tena vo tsy manao lavament kely izy tsy micaca normal mintsy.
✅ Dia rahampitso no RDV azo t@ Pr ny @ intervention chirurgicale atao aminy "Dilatation".
Ho atao anesthésie générale izy.
Koa dia mangataka vavaka amintsika rehetra mba ho tontosa soamatsara izany.🙏
Tena hoe ny Tompo anie no hiasa ahatanteraka ny fitsaboana hatr@ farany, satria isika rehetra koa dia mino hoe IZY no efa nanomboka an'io.Ary hanehoany ny voninahiny hatrany anie fahasalaman'i Tolotra kely.
Mankasitraka Tompoko dia milaza vaovao amintsika eto ihany.
♥️♥️♥️

24/03/2026

Maneho fankasitrahana feno ho antsika rehetra t@ fanohanana an'i Tolotra kely. Misaotra indrindra tamin’ny fanampiana sy ny fitiavana nasehonareo.Fitondrana ambavaka indrindra indrindra ♥️🙏.Ary ialanatsiny indrindra ihany koa @ tsy fahafahana mizara matetika eto amin’ny tambazotra noho ny andraikitra maro samy hafa no sady mifantoka @ fitsaboana.Betsaka mo isika no manontany no sady mitaintaina hoe efa nanahoana ihany ny fahasalamany.Io@ vidéo io izy (vidéo omaly).Izy ihany koa mbola notohanana ara-tsakafo fa matahotra ny RADny hoe mbola kely loatra ny heriny sy tanjany raha t@ le teo aloha teo no hiditra @ dingana manaraka, efa azo lazaina matanjaka mo izy raha oharina ny teo aloha.Ka dia faly mizara aminareo ny fivoharan'ny fahasalamany.Mirary soa daholo tompoko.
Andriniaina Harilala Rajonshon
Tsiry Volana Randriambololona
ʚĩɞ Miraniaina Lunna ʚĩɞ

06/03/2026

Miarahaba antsika rehetra.
Mialatsiny fa izao indray voa afaka nanoratra fa mbola sahirakirana kely.
Nasain' Dr nody aloha i Tolotra omaly mandram-pivalin'ilay Lavement opaque (radiographie any @ tsinay) satria après ny valin'io no ahitana ny tohin'ny fitsaboana azy.Mba ialana @ ilay fivezivezena be any @ misy an'zareo moa, sy mba ahafahana manaramaso azy dia nanofana trano aty Tana zareo.Mirary soa antsika rehetra dia aza adino mitondra ambavaka ho an'ny tsy salama rehetra.

Photos from Tolotra Kely's post 04/03/2026

Salama daholo !
Nahazo namana vaovao i Tolotra aty @ Hôpital, tena faly anie izy e ♥️♥️
Jeux somary mampiasa saina kely no ataon'zareo Zao eto, fa izy aloha tena zaza maranitsaina kely e.Classe de 10 ème hoe izy no najanona satria narary foana tany ampianarana.
Rahampitso @ 6h 30 no rdv azo t@ ilay lavement opaque atao azy.
Misaotra antsika rehetra @ firarintsoa sy fitondrana ambavaka azy.
Mirary soa ny tsy salama rehetra 🙏🙏🙏

28/02/2026

Miarahaba antsika rehetra.
Maneho fankasitrahna antsika nanampy an'i Tolotra kely na ara-bola na ara-batana fa indrindra ny fitrotroana am-bavaka... Maro isika manana fanahiana ny @ fisian'ity compte vaovao ity, tena rariny tokoa ny ahiahitsika ka izany indrindra no hanasana antsika hijery ity video izay nataon'i Maman'i Tolotra ity...
Misy ianareo no maniry te ahalala ny antony tsy nanohizan'ny association Mi Zara ny fandraisana an-tanana ny fanagonana ny vola sy ny fitantanana izany, dia efa nilaza ny antony izy ireo fa noho ny tsy fahasalaman'ny filohan'ny association...
Eto izahay dia manentana antsika, raha misy mampanahy dia aleo manantona mivantana eny amin'ny
✓Hôpital HJRA Ampefiloha
✓Service de chirurgie pédiatrique.
✓3 ème étage Porte 319, ary ny maman'i Tolotra kosa dia afaka antsoina @ numéro 034 75 233 19 indrindra raha te aheno ny feon'i Tolotra kely isika dia azontsika atao tsara ny miantso io laharana io. Araka ny fanazavan'i Maman'i Tolotra ao anaty vidéo dia ireto numéro telo ireto no ahafahana mandefa ny fanampina izay fointsika ho an'i Tolotra kely.
Mvola :034 45 675 12 (Elvia)
Airtelmoney :033 35 403 20 (Elvia)
Orange money :037 22 105 69 (Elvia).
Natao mo ity page ity mba ahafahantsika manaraka ny momban'i Tolotra,mba tsy hifangaro @ compte perso anay izay mifanampy aminy @ resaka communication.
Samia ho Tahin'Andriamanitra isika tompoko ary maniry fahasalamana feno ho an'i Tolotra kely, vavaka indrindra indrindra fa ny fivavakin'ny marina dia mahery indrindra.🙏

Misaotra Tompoko ❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Antananarivo
102