Taly By Noum

Taly By Noum

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Taly By Noum, Health/Beauty, Talatamaty, Antananarivo.

�Tongasoa ato @Taly By Noum�

�Manao karazana taly ze tianao
�Avec postiche ou sans postiche
😻Manao model rehetra
🥳Hifampizarana izay mahasoa ihany koa ny page
💥Abonnéo ary pagentsika e

Photos from Taly By Noum's post 25/04/2026

Taly by Noum🫶😍

Iza koa no te hatao an'izao model zao?🥰
Midira mp ary afaka manao à domicile🫶

les jejouuu😘😘

Photos from Taly By Noum's post 24/02/2026

Bonsoir les filles🥰
Ity misy model iray😍
Ahoana ny fahitanareo azy💥?

Mankasitraka be dia be anty cliente mamikely ity🫶
aza miala am page fa hisy vaovao holazaiko anareo eto😱
N.B: alina nakana ilay sary dia tsy mazava tsara 🥹

Photos from Taly By Noum's post 07/02/2026

Hey les filles🥰
Tianareo ve ity style ity?😻
🫶Sady mihaja kely afaka entina lanonana sns io an🥰
Vitsy mpanao azy io eto amintsy,nefa tena style tsara be mintsy😍
Mba miovaova kely indray e🙃
Sa ahoana ozy nareo🥹

🫵🏽Avy ianao hataoko hotranio🫵🏽

06/02/2026

Bonjour les filles🥰
Hasiana lalao ahajoana cadeaux Taly gratuit ve?😱🫶

Mazotoa nareo sa tsia🥹?
Eo am commentaire daholy ary hoe ze mazoto jerena🫶😻

03/02/2026

Hey🥰
Arabaina tongasoa ireo efa abonnée ato am page🫶

Mbola mangataka fiaraha-miasa aminareo anefa zahay🙏🏽
Invitéo amis anao hi-abonnée page tsika😍

Rehefa betsaka tsika ny ato dia asina lalao ahazoana Taly gratuit 🤤
Bonne journée 🙏🏽♥

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Talatamaty
Antananarivo
101