Maha tsara volo
🌿 Sublimez vos cheveux naturellement
🥥 Huile pure & efficace🍯
💚 Résultats visibles
🚚 Livraison disponible
📩 Contactez-nous en message privé❤️
18/05/2026
Miarahaba atsika rehetra ny menaka “maha tsara volo” dia menaka manome sakafo lalina ny volo , mampatanjaka azy ary mampihena ny fahatapahan’ny volo❤️. Ary maro ireo izay afapo tamin fanjifana azy ✨Manampy amin’ny fampitomboana ny volo izy, manome famirapiratana ✨ ary miaro amin’ny fiantraikan’ny tontolo ivelany toy ny masoandro, rivotra na vovoka. Manatsara ihany koa ny fahasalaman’ny hodi-doha izy amin’ny fampihenana ny mangidihidy sy ny pellicules ✔️✔️
📌Mety amin’ny karazana volo rehetra izy, indrindra ho an’ny volo maina, olioly na simba.
Azo ampiasaina ho bain d’huile (fikarakarana lalina), na ibangona volo Amin’n’y andavanandro 🥰. Ary tena vomaika tsara ra irandranana , satria miaro sy ny volo ary vomaika mana faingana ny fiasanle menaka ❤️
🌿Ingredients 100% naturel
GM 15000Ar
MM 12000Ar
PM. 5000Ar
☎️ 034 28 334 12
032 46 744 42
033 41 625 90
03/05/2026
Te hanana volo salama sy mora maniry Ve enao ?
➡️ Mety amnao n'y menaka Maha Tsara volo izay Manampy :
✔️Amin’ny fitomboan’ny volo
✔️ Mampatevina sy manamafy ny volo
✔️ Miaro ny volo tsy ho tapaka sy ho maina
🌱 Ingrédients 100% naturels :
🥥 Huile de coco pure
🌿 Huile de ricin
🍯 Cire d’abeille
💊Vitamine E
🫚 Gingembre
🌸 Girofle
Sy ireo akora miafina afa izay mapiavaka ny vokatra anay ✨
📌Natao hoan’ny volo rehetra : tsotra , frisé, crépu
GM : 15000Ar
MM : 12000Ar
PM : 5000Ar
☎️ 034 28 334 12
032 46 744 42
033 41 625 90
02/05/2026
Efa misy ndray zao le menaka maha tsara volo ❤️ efa misy amle 1.2000ar ✨
📌marihina fa mety am volo rehetra ary mety am zaza na olona lehibe
Tena tsara be ra irandranana, bain de huile n’a ibangoina volo ❤️
Manampy :
✔️Amin’ny fitomboan’ny volo
✔️ Mampatevina sy manamafy ny volo
✔️ Miaro ny volo tsy ho tapaka sy ho maina
🌱 Ingrédients 100% naturels :
🥥 Huile de coco pure
🌿 Huile de ricin
🍯 Cire d’abeille
💊Vitamine E
🫚 Gingembre
🌸 Girofle
Sy ireo akora miafina afa izay mapiavaka ny vokatra anay
📌Natao hoan’ny volo rehetra : tsotra , frisé, crépu
☎️ 034 28 334 12
032 46 744 42
033 41 625 90
18/04/2026
17/04/2026
🌿 Te hanana volo salama sy lava ary mora maniry ve ianao ?
✨ Natao ho anao ity menaka maha tsara volo ity ! ❤️
Manampy :
✔️Amin’ny fitomboan’ny volo
✔️ Mampatevina sy manamafy ny volo
✔️ Miaro ny volo tsy ho tapaka sy ho maina
🌱 Ingrédients 100% naturels :
🥥 Huile de coco pure
🌿 Huile de ricin
🍯 Cire d’abeille
💊Vitamine E
🫚 Gingembre
🌸 Girofle
Sy ireo akora miafina afa izay mapiavaka ny vokatra anay
📌Natao hoan’ny volo rehetra : tsotra , frisé, crépu
☎️ 034 28 334 12
032 46 744 42
033 41 625 90
Ireo no asany akory tsirairay ao amin'ny menaka Maha Tsara volo Ary Mbola misy koa ireo akory miafina izay mapiavaka n'y vokatranay 🥰❤️
Marihana fa produit 100% naturel ary mety am volo rehetra ✨
🥥 huile de coco (huile coco pure)
Hydrate profondément les cheveux, les rend doux et brillants, et aide à réduire la casse.
🌱 huile de ricin
Favorise la pousse des cheveux, les épaissit et fortifie les racines.
🍯 cire d'abeille
Protège les cheveux, garde l’hydratation et aide à coiffer (effet fixant léger).
💊 vitamine E
Nourrit le cuir chevelu, stimule la circulation sanguine et protège contre la chute.
🌿 gingembre
Active la pousse, stimule les racines et aide à lutter contre les pellicules.
01/04/2026
✨Yeny afaka irandranana tsara ny menaka maha tsara volo ary afaka apesaina amin rehetra na ibangoina, na irandranana, na anaovana bain de huile Ary tena tsara Ary ra irandranana ❤️ mety daoly amzay ampesainao azy ✔️
‼️ Marihina fa mampitsiry volo, miharo ny volo mba tsy ho vakivaky ary mampatevina ny volo
Produit 100% naturel 🌿🥥 ary mety am volo rehetra sy amn olona rehetra ❤️
31/03/2026
Salama daoly 🤗❤️ io zao zazakely 10 ans mapiasa anle menaka “maha tsara volo” ary nenazy ny volo de ilay somary enjana ireny zany oe le sarotsarotra maniry ireny fa nenazy irandranany fona de maniry be ilay volo ✨
Marihina mo zan fa ingrédients 100% naturel🌿dia azo Antonko tsara ✔️✔️
‼️Mety amn rehetra : lehibe na zazakely ary mety am volo rehetra
📌Mampitsiry sy Miaro ny volo mba tsy ho tapatapaka sy tsy ho vakivaky
Mapatevina ary mampalefaka n’y volo ❤️
28/03/2026
Ireto avy ireo akora fototra ao Amin’ny menaka maha tsara volo ary mbola misy koa ireo akora afa miafina izay manome vokatra miavaka ❤️
✨Marihina fa vokatra 100% naturel 🌿 ary mety amin’ny olon dehibe na zazakely ary mety am volo rehetra✔️✔️
Maro ireo afa po sy nahitana vokatra tsara 🥰ka manasa anao anjifa ny produit atsika❤️
♦️Mampitsiry ny volo, mampatevina, sy manalefaka ary miaro ny volo ny menaka “maha tsara volo”
‼️Mety ibangona volo , bain de huile, ary vomaika tsara ra irandranana
15000 ar ny lehibe
5000 ar ny kely
☎️ : 034 28 334 12
032 46 744 42
033 41 625 90
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
