Lunor Miha

Lunor Miha

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lunor Miha, Health/Beauty, Imerintsiatosika, Antananarivo.

Photos from Lunor Miha's post 18/05/2026

f🌿 Ny voka-tsoa azo avy amin’ny spiruline 🌿
100% naturel
Ny spiruline dia sakafo voajanahary tena manankarena amin’ny protéine, vitamine ary minéraux ilain’ny vatana. Rehefa hanina tsy tapaka izy dia mety hitondra tombontsoa maro ho an’ny fahasalamana :

✅ Manampy mampitombo hery sy miady amin’ny havizanana
✅ Manamafy ny hery fiarovan’ny vatana
✅ Manampy amin’ny fahasitranana sy fanarenana ny vatana
✅ Tsara ho an’ny olona tsy ampy ra satria manankarena vy (fer)
âś… Manatsara ny hoditra, volo ary hoho
✅ Manampy amin’ny fanatsarana ny fahazotoan-komana sy ny fahasalaman’ny ankizy sy olon-dehibe
✅ Mety tsara ho an’ny mpanao fanatanjahantena sy olona mikarakara vatana

Azo hanina amin’ny endrika poudre, comprimé na paillettes ny spiruline. Tsara raha atomboka amin’ny fatra kely aloha dia ampitomboina miandalana.

🌱 Spiruline : sakafo voajanahary hanampy ny vatana ho salama sy hatanjaka isan’andro.

Alefaso mialoha n'y commande a!!

Poudre:6 000 ar
Gellule :20 000 ar
Comprimés :18 000 ar

28/01/2026

Te ho salama sy matanjaka ary ampy hery fiarovana ve ianao ??
Te hitombo na hanena vatana a ??
-->Ity ny vahaolana🌿 SPIRULINE,🌿
❤️ Ireo voka-tsoa hafa azo avy amin'ny fihinanana azy
✔️Manatsara ny torimaso
✔️Mampitombo ny fitadidiana ho an'ny mpianatra
✔️ Manala" cholestérol "
✔️ Mampitombo hery fiarovana
✔️ Manankarena protéines
✔️Mety ho an’ny olona manao "sport"
✔️ Manampy amin'ny fampitombona vatana
✔️ Tsara ho an’ny reny mampinono, antitra ary olona marefo

🍽️ Fomba fihinanana: 1 na 2 sotro kely isan’andro:azo afangaro amin’ny jus, yaourt, akondro, na goûté ihany koa
đź’° Prix :
-Poudre 6000 Ar
-Gélules 20 000 Ar
📦Manao livraison

📞 MP na antsoy : 038 71 732 43

Safidio ny SPIRULINE, fanampin-tsakafo voajanahary 100% 🌿

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Imerintsiatosika
Antananarivo