Chez Ravo Randria

Chez Ravo Randria

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Ravo Randria, Health/Beauty, Ambatolampy 104, Antananarivo.

Photos from Chez Ravo Randria's post 01/05/2026

Arrivage _tsika vaovao ndray ô🥰
💥Kavina inoxydable 💥
❌Mp ny confirmation ❌

Photos from Chez Ravo Randria's post 10/04/2026

Pantaloa ho an'i ankizy ndray Ary e!
Efa mangatsiaka ny andro fa ndao etsena 🥰
Amin vidiny mirary
❌12.000ar fixe ❌
Mp ou 0383909764

Photos from Chez Ravo Randria's post 04/04/2026

Tasse bakoly qualité tsara👍
6pieces en carton 🥰
❌20.000ar prix fixe❌ efa tena mora bé
Mp pour confirmation ❤️

01/04/2026

Ombako manana ity teninao ity ❤️

Misy zavatra tsy tokony hozaraina amin’olona rehetra…

Inona avy izy ireo ?

1. Ny tanjonao lehibe eo amin’ny fiainana
2. Ny fidiram-bolanao ( na firy na otrinona )
3. Ny fiainanao ara-pitiavana (tokantranonao)
4. Ny tetikasanao manaraka

Fa maninona ?

Satria matetika, tsy ny olona lavitra no hanimba anao…
fa ny olona nampidirinao tao amin’ny fiainanao, izay nahafantatra be loatra momba anao.

Tsy misy famantarana mialoha anefa ny olona ratsy.
Tsy misy soratra eo amin’ny handriny.

Izay mitsiky aminao, tsy voatery tia anao.
Izay miara-mandeha aminao, tsy voatery faly amin’ny fahombiazanao.

Noho izany :
Raha te hiaina am-pilaminana,
raha te hahomby am-pilaminana…

➡️ Ataovy mangina ny drafitrao
➡️ Tanterao mangina izay ataonao
➡️ Ary mahaiza manakombona vava

Na namanao be ary izy, na olona tianao ka mbola tsy vadinao, ny filazanao ny tsiambaratelonao amin’olona dia toy ny manome lalana azy hamotika anao indray andro.

Réussir avec Martin

01/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Odette Rakotomalala, Dowell Rj, Sabbathie Aljoh, Ashton Agroplus

28/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fyh Naya Raherivololona, Rinasoa Miranatsoa, Georline Lahiaby, Dah Hasina, Prosper Techniciens, Angela Mod, Fitia Nomenah

17/03/2026

Ndao ifanampy 🥰😘❤️ retour assuré

Photos from Chez Ravo Randria's post 16/03/2026
Photos from Chez Ravo Randria's post 16/03/2026

Sandales plateforme 🥰
Qualité au top❤️
Pointure 37 à 41😘
❌ Prix 30.000ar fixe ❌
Mp pour confirmation ❤️
Couleur dispo noir, beige, blanc,rose

Photos from Chez Ravo Randria's post 15/03/2026

Kapa plate forme @ lay kalitao tsara 37 à 41🥰
Prix mora bé❌30.000ar fixe ❌
Mp pour confirmé ❤️

Photos from Chez Ravo Randria's post 13/03/2026

Vilia volamena amin'ilay kalitao tsara🥰
6pieces
❌ prix mora bé❌
55000ar❤️
Mp pour confirmation

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ambatolampy 104
Antananarivo