GLOW BY MARIA

GLOW BY MARIA

Share

Rayonne avec moi � | mode, beauté & self-love�������

Photos from GLOW BY MARIA's post 29/05/2026

Anisany zavatra iray tena atahorantsika ny mandeha irery izany . Soa misy mijery , Soa misy mifosa , Soa Otrany mampalaelo kely . Maro ny olona Tsy sahy mandeha irery ary mataotra ny hirery ❤️🥰
Tsy tsampantsika anefa 👉 C’est dans la solitude qu’on se connaît le mieux, c’est dans la solitude qu’on se découvre, et c’est dans la solitude qu’on devient fort. 👈 aiko fa maro ny olona miaina anatina dépendance affective na fitiavana na resaka fiaraha monina , maro ny esprit limitante Izay matonga antsika Tsy ho sambatra 😘❤️

Taloha anisany zavatra natahorako izany ivoaka irery izany: androany noreseko ny tahotro 🥹❤️ Satria Izaho dia olona Feno , sambatra Tsy ny fisiny hafa ny mamaritra ny hafaliako fa ny fikarakarako ny tenako sy ny fankafizako ny fotoana iarahako amiko ❤️

# olona sambatra GLOW BY MARIA❤️❤️ Abonneo ny page ❤️

21/05/2026

Alefaso ny commmande ❤️❤️😘 te hanodona vola na te hi varotra ❤️❤️ idéal tsara ❤️❤️❤️ dispo de suite ❤️

21/05/2026

Satria maro loatra ny fangatahanareo ❤️❤️❤️🥰 ary maro koa ireho namana te anodim bola ❤️❤️😘 dia mandefa par bal za ❤️😘 mini bal ❤️❤️😘 tsara kalitao ❤️❤️😘

Photos from GLOW BY MARIA's post 21/05/2026

Satria ny fahasoavanao noho naha toy Izaho ahy GLOW BY MARIA❤️❤️

Photos from GLOW BY MARIA's post 20/05/2026

Sur commande mes amours ❤️❤️❤️❤️❤️❤️

Photos from GLOW BY MARIA's post 20/05/2026

Sur commande uniquement ❤️❤️❤️🥰🥹

Photos from GLOW BY MARIA's post 20/05/2026

Ho avy ny andro mangatsiaka ❤️❤️😘 ataovy dieny Izaho ny commande ❤️❤️❤️❤️mp les filles ❤️❤️😘

20/05/2026

Sur commande mes amours ❤️❤️❤️❤️ mp avy hantrany oh ❤️❤️❤️❤️

Photos from GLOW BY MARIA's post 20/05/2026

Sur commande pour le moment mes amours ❤️❤️❤️🥰 mp avy hantrany ohh ❤️❤️ Sady mafana tsara no mihaja ❤️❤️❤️❤️❤️❤️

Photos from GLOW BY MARIA's post 20/05/2026

Sur commande uniquement 😘😘❤️❤️❤️❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Anosipatrana
Antananarivo
101