TsouTsou Boutakely
>
โจ Lรจve toi et brille โจ
BOUTAKELY๐งธโค
09/05/2026
๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
Nanao pub za omaly tam 1h du matt hoe tsy mahita tory๐, dia iny fa nisy niantso vo mazava ny andro hoe avy ho reglena ny problรจme anao ๐.
Dia inona ozizy nareo fa ireto kidoro matsiro be ireto no hitako s'y nitsena ana tany๐๐ค saika tsy nety nody ny tenako fa tamana eeh๐๐
Raha olona marary lamosina ianareo misy spรฉcial hoan'izay ao.
Raha Mila torimaso mamy dia mila manana kidoro tonga lafatra๐ Misy karazany izy ao fa ndana jereo izay tinareo fa misy fihenamhbidy be izy ao an, demain ny farany sady manao week-end no miantsena kidoro matsiro, afaka manandrana matory mihintsy ianareo an, tena hoe omena fahafam-po be.โ
Ny fahandraisana aloha tsy ho teneniko intsony fa tena hoe waouh ๐ฅฐ๐ฏ
๐ผ๐๐๐ผ ๐๐ ๐ผ๐๐๐๐ผ๐๐ผ ๐ผ๐'๐๐ผ๐๐๐?
>>> Ao amin'ny Drym mandray anjara amin'ny FIM (Foire Internationale de Madagascar) CCI IVATO box 284 ao zareo, mora hita kely fa vo miditra ianareo dia cรดtรฉ gauche izy.
De rien๐๐...
Iza avy ilay tany androany?? Nakanaka torimaso otrana๐คญ
Efa taitra ve๐๐
adiny firy mba natorinao?
Ps: adiny 3, fa efa ndao ndray tsinjaka partie ๐คญ
Bonne journรฉe mes amouuuuurs ๐๐
08/05/2026
Iza ko mbola tsy dodo amzao lera zao๐ฅน? Asio prรฉsence kely alo.
Sinon, bonjour jiaby eeh๐คฃ๐
TsouTsou Boutakely ๐
Nanina an'ty ndray ny zanak'olona??
>>>Izy tia jerijery ka ๐ฅด
Bonne journรฉe mes amours ๐ TsouTsou Boutakely ๐งธ
05/05/2026
๐ซ๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐
๐๐๐๐๐ฬ๐ซ
Ka raha ny angezako no anankihananao ana isan'andro, anaovanao teny mandratra dia hoy aho hoe: diso adiresy ianao fa efa sitrana amin'ny blablabla io olona io๐
Bisouuus be fona dia bonne nuit ๐๐ค
TsouTsou Boutakely ๐งธ
Ho ravahako tsiky ny eny am tavanaoโจ๐ฅฐ
Bonjouuuuur et bonne semaine les gars ๐โค
03/05/2026
๐๐๐๐ฆ ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ง๐ฬ๐ ๐จ๐ฎ ๐ญ๐๐๐ฆ ๐ฌ๐จ๐ข๐ซ๐ฬ๐ ๐ข๐๐ง๐๐จ?? ( Mba asina faharatsina kely alo๐)
Ps: soirรฉe ๐ (na makaiza io na makaiza fa tena hafa mihintsy ny zavatra tsapako rehefa manomboka tss masoandro za mivoka.)
Coucou les teams zanak'alina ๐๐!! Raha misy ato๐ฅน
Aza manao valaka be fa efa LUNDI RAPITSO AN ๐คญ
TsouTsou Boutakely ๐งธ
โจ
02/05/2026
Fa ianao no harenako, raha mbola eto an-tany fanomezana tsara indrindra avy any ambony anyโจ๐
AZA ADINO MANOME TENY MAMY KELY NY TENANAO ISA-MARAINA ๐
Bonne journรฉe mes seliiiiiesโโค
Bisous ๐
TsouTsou Boutakely ๐งธ
01/05/2026
Ity no hamaranantsika ny herin'andro sady anombohantsika ny volana MAI ๐ฅฐ๐ (mafimafy fa vita iany๐ฅน)
โ
Raha manomboka androany ianao an, dia mety efa hioty vokatra amin'ny erin'andro.
โ
Raha manomboka androany ianao, dia tsy teo amin'ilay place-nao omaly intsony.
โ
Raha manomboka androany ianao dia,...? TOHIZO KELY ANGE EEH๐ฅฐ
Ka dia miandry inona fa atomboy amizay eo aloha, aza miandry rapitso rapitso lava izay hafak atomboka anio. Tadidio fa ny excuse lava dia mapihemotra anao any am farany. Ka Dia GO alefao dia bon courage be: n'a kotrana io, na asa, na projet... Aza miandry fa riato any. ๐
Zay fa dia Bisouuuus be dahoolo๐
TsouTsou Boutakely ๐งธ
30/04/2026
Rehefa le mandalo iny ndry.
๐ฃ๏ธ: Oh mangatsiaka ny andro ooooh. Oh mila **** maventy eeh.
Zah: sady mang**** eeeh๐๐ญ๐ฉ (miady rima tsara izy amizay)
Mba aza atao an'izany izahay fa mijaly eeh, aoka zay ny herisetra atao aminay, n'a ngeza izahay n'a kely...Aleo zay hiaina๐ฅน๐. Mba samy miaina ny azy eny dia samy maka tsirony.
Tss bisou lo androany fa marary fo ny admin ๐ฉ๐คฃ.
29/04/2026
Izao no tadidio, tsy hoe iny olona iny no ratsy. Fa tsy goรปt anao fotsiny izy n'a tsy mety aminao๐
Mirary tontolo andro mafinaritra hoanareo ny tenako androany โจโค
๐: Sewing Art
Bisouuuus๐
TsouTsou Boutakely ๐งธ
Click here to claim your Sponsored Listing.
