Ciara's Beauty

Ciara's Beauty

Share

✨ Votre nouvelle routine beauté commence ici !
♥️ Produits cosmétiques
♥️ Parfums
♥️ Accessoires de beauté
En vente au détail et en gros.

Commandes & infos au 📱 0382738946

24/05/2026

Aza avela handalo fotsiny raha mbola tsy nanandrana ianao, fa efa natao mora vidy be izao 👇🔥
💇‍♀️ GAMME ENZO 🧴 Shampooing : 300ml
💆‍♀️ Masque : 300ml
✨ Sérum : 100ml
💰 Vidiny manokana : 20.000 Ar 🎉
💖 Tombony azonao :
✔️ Mamerina ny volo simba sy reraka
✔️ Mampamirapiratra sy mampahazava volo ✨
✔️ Mety amin’ny karazana volo rehetra@
✔️ Afaka anaovana lissage na curly 💁‍♀️
✔️ Manampy amin’ny fitomboan’ny volo 🌱
🚚 Livraison eto Tana ✅
📦 Livraison any amin’ny faritra rehetra koa ✅
📞 038 27 389 46

13/05/2026

🌸 Te hanana volo lava, matevina ary mamirapiratra ve ianao? 💖

✨ Gamme TRICHUP — fikarakarana volo mahomby sy misy akora natoraly 💥
💰 17.000 Ar Promotion

💎 Tombony azo:
✅ Volo malefaka sy mamirapiratra avy hatrany
✅ Manampy ny volo hitombo haingana sy ho hita maso
✅ Miaro amin’ny fihintsanana
✅ Manamboatra ny volo vakivaky
✅ Vita amin’ny akora natoraly (graines de sésame & coco)

📦 Ao anaty pack:
👉 Shampooing 400 ml
👉 Masque 300 ml
👉 Sérum 100 ml

📩 Manaova commande izao: mp direct
Na miantso 0382738946
🚚 Livraison: Tana sy mandefa colis Province🚀

07/05/2026

🎉✨ PACK MAMIKELY VAOVAO✨🎉
🔥 PARFUM MENGLUSI + CRÈME MAIN 🔥

🍫 MENGLUSI CHOCOLATE 🍫
✨ Parfum 100ml – maharitra 24h
✨ Crème main – manalefaka tanana sady mamela fofona chocolat mamikely 🍫

📦 Scellé sous carton
Promo spécial : 20.000Ar

📩 Aza misalasala mandefa MP raha hanao commande
📞 Na miantso : 0382738946
🚚 Livraison eto Tana
📦 Mandefa colis Province

Photos from Ciara's Beauty's post 06/05/2026

🎉✨ TONGA INDRAY ARY NY PACK MAMIKELY ✨🎉
🔥 PARFUM MENGLUSI + CRÈME MAIN 🔥

🍓 MENGLUSI STRAWBERRY 🍓
✨ Parfum 100ml – maharitra 24h
✨ Crème main – manalefaka tanana sady mamela fofona fraise manitra be🍓

🍫 MENGLUSI CHOCOLATE 🍫
✨ Parfum 100ml – maharitra 24h
✨ Crème main – manalefaka tanana sady mamela fofona chocolat mamikely 🍫

📦 Scellé sous carton
Promo spécial : 20.000Ar

📩 Aza misalasala mandefa MP raha hanao commande
📞 Na miantso : 0382738946
🚚 Livraison eto Tana
📦 Mandefa colis Province

Photos from Ciara's Beauty's post 26/04/2026

✨💖 MENGLUSI PARFUM 💖✨
💃 Mitady fofona manintona, mamy ary maharitra mandritra ny andro? 🌸
👉 Ity no safidy mety aminao 👇

🍓 Strawberry Cake
🍫 Chocolate
☕ Cappuccino Coffee
🌿 Choco Vanilla
🧁 Organic Cupcake
🍬 Sugar-loaf Cake

💎 100ml | Fofona mamy sy elegant
🔥 Maharitra 24H
🎁 Sous carton scellé
💰 Prix : 15 000 Ar

💌 Commande en MP
📞 038 27 389 46
🚚 Livraison Tana & faritra ✔️

25/04/2026

🌸 Te hanana volo lava, matevina ary mamirapiratra ve ianao? 💖
Tsy mila miandry ela intsony… efa misy ny vahaolana

✨ Gamme TRICHUP — fikarakarana volo mahomby sy misy akora natoraly 💥
💰 17.000 Ar Promotion

💎 Tombony azo:
✅ Volo malefaka sy mamirapiratra avy hatrany
✅ Manampy ny volo hitombo haingana sy ho hita maso
✅ Miaro amin’ny fihintsanana
✅ Manamboatra ny volo vakivaky
✅ Vita amin’ny akora natoraly (graines de sésame & coco)
❌ Tsy misy sulfate na paraben — azo antoka tsara

📦 Ao anaty pack:
👉 Shampooing 400 ml
👉 Masque 300 ml
👉 Sérum 100 ml

📩 Manaova commande izao: mp direct
Na miantso 0382738946
🚚 Livraison: Antananarivo sy Province 🚀

23/04/2026

🎉✨ PACK FRAISE MAMIKELY ✨🎉
🔥 PARFUM MENGLUSI + CRÈME MAIN 🔥

🍓 MENGLUSI STRAWBERRY 🍓
Mitady fofona mamy, manintona be ary maharitra tontolo andro ve ianao?

👉 Ity combo ity no tena game changer
✨ Parfum 100ml – maharitra 24h
✨ Crème main – manalefaka tanana sady mamela fofona fraise manitra be🍓

📦 Scellé sous carton ✅
💥 Promo spécial : 20.000Ar izy roa💥

📩 Aza misalasala mandefa MP raha hanao commande 🥰
📞 Na miantso : 0382738946
🚚 Livraison eto Tana
📦 Mandefa colis Province

22/04/2026

🎉✨ PACK CHOCOLAT MAMIKELY ✨🎉
🔥 PARFUM MENGLUSI + CRÈME MAIN 🔥

🍫😍 In love with CHOCOLATE 😍🍫
Mitady fofona mamy, manintona be ary maharitra tontolo andro ve ianao? ❤️

👉 Ity combo ity no tena game changer 😏
✨ Parfum 100ml – maharitra 24h ⏱️
✨ Crème main – manalefaka tanana sady mamela fofona chocolat mamy 🍫🤲

📦 Scellé sous carton ✅
💥 Promo spécial : 20.000Ar izy roa💥

📩 Aza misalasala mandefa MP raha hanao commande 🥰
📞 Na miantso : 0382738946 ☎️
🚚 Livraison eto Tana
📦 Mandefa colis Province

Photos from Ciara's Beauty's post 22/04/2026

👉 Parfum huile Dubaï 6ml 👈✨

Fofona maharitra hatramin’ny 24h 🕐

Kely dia kely fotsiny no ahosotra fa efa manitra be 💫

Misy karazany maro ho an’ny lehilahy sy vehivavy 👨‍🦱👩‍🦰

💰 Vidiny : 10 000Ar / iray ✔️

📩 Midira mp raha hanao commande na antsoy ny 0382738946
🚚 Manao livraison Tana sy Provinces

22/04/2026

✨🔥 ARRIVAGE VAOVAO HO AN’NY LEHILAHY 🔥✨

🌑 Parfum Séduction in Black – 50ml
🖤 Déodorant Smart Black – 200ml
👉 Vidiny : 15.000 Ar fotsiny izy roa 😱🔥

✨ Fofona manintona be, maharitra hatramin’ny 24 ora ⏳
😏 Manimanitra ery ianao vao mandalo fotsiny dia efa mitodika ny olona 🥰
🎁 Mety atao cadeau hoan'i Ramose🤭

🚚 Livraison Tana sy Province
📩 Aza misalasala manao commande dieny izao !

📞 Contact : 038 27 389 46

Photos from Ciara's Beauty's post 21/04/2026

🎉✨ CHOCOLAT MAMIKELY✨🎉

🔥 PARFUM MENGLUSI🔥
🍫 😍 In love with CHOCOLATE 😍🍫
Parfum tena manintona sy maharitra mandritra ny tontolo andro❤️

🧴 100ml
⏱️ Tenue : 24h
📦 Scellé Sous carton✅

💰 Prix : 15.000Ar Promotion

>>Aza misalasala mandefa Mp manao commande🥰
Na miantso 0382738946 ☎️
🚚 Livraison eto Tana
📦 Mandefa colis any amin’ny faritra rehetra

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Tsiazotafo
Antananarivo