Stylée à Petit Prix

Stylée à Petit Prix

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Stylée à Petit Prix, Beauty Salon, Antsirabe.

21/02/2026

Misy haut stylé 50 pièces alefako 2.000Ar (1) zay maka izy reheta Marque : ZARA , SHEIN , PRIMARK presque Marque daholo.
Commente dia hidirako Mp
Zay Tonga aloha fa tonga dia mijery mivantana mety

Photos from Stylée à Petit Prix's post 28/01/2026

Lot de 5 (5.000Ar)
Manao Jp eo aminy commentaire fotsiny dia idirako Mp.

📍Antsirabe
À récupérer

Photos from Stylée à Petit Prix's post 27/10/2025

🧡 LIQUIDATION 🧡
Les lots de 4 hauts sont à 15.000Ar seulement ! 😍
Jp en commentaire 🥰
📍Antsirabe
Xs-XL 🤩

Photos from Stylée à Petit Prix's post 24/10/2025

‼️Ce soir 18h 🔥 Live spécial +200 hauts de marques à prix mini 🛍️
📍Antsirabe

Livraison possible partout à Madagascar 🇲🇬

soyez prêtes🥰

5.000Ar pas plus de 15.000Ar

09/05/2024

Ao milalao oh 😍😍

Coucou 🤗 elaela zay tsy nisy publication fa asiantsika jeux kely aloha amin'izao ankatokin'ny fête des mères zao. Tsotrakely ny condition antsika 😊😊.
📌Mi-j'aime sy mi-abonne ny page onglerie Glory by chabb ianareo, dia mi-tagguer namana tsy latsakin'ny anaki telo(3)
Izay be réaction betsaka indrindra ny partage no mahazo ny loka voalohany, dia ho an'ny faharoa izay betsaka reaction ny commentaire, ny fahatelo dia coup de ❤ Ka olona anaki telo(3) no hosarihina amin'izany ka ny lundi 20Mai no ho atao ny tirage. Ny lokantsika amizany
📍Ho an'ny voalohany: Spa pédicure complet+ pose vernis
📍Ho an'ny faharoa: Spa manicure complet+pose vernis
📍Ho an'ny fahatelo: Pose capsule américaine+soin
Mazotoa daholo.

12/03/2024

Coucou coucou les filles 🤩
Maro be ianareo no manontany sy mandefa message privé ahy ho valiko androany 🥰nikatona tanteraka ny salon ny « Onglerie » zay efa nahalalanareo ahy hatramizay ny antony moa dia tsy any an-toerana intsony aho 🙏😊
Misaotra betsaka anareo rehetra ♥️
Dia Mirary soa bedebe ho antsika rehetra 🥰

Bisous toraka avaty alavitra beeee🥹♥️♥️

Photos from Stylée à Petit Prix's post 23/01/2024

Nanana tantara kely mihintsy ity ongles ity 🥰

Tapaka ny hevitra fa tsy anao « Faux ongles » intsony fa te anao « ongles naturel » amizay hono izy , Nefa tena tiany Ilay izy lava. ( niaritra kely mitsy aloha izy taminy Ilay voloany izy fohy )
Izao izy manana « Ongles naturel » lava tsara no sady otran’i « Faux ongles »
Sady Salama tsara 😍😍😍

❗️Tena tsara ny gainage ❗️💯

Photos from Stylée à Petit Prix's post 17/01/2024

Les filles 😍
Efa ela ela zay tsy namoka sary tato 🥰
Efa manana carte de fidélité vaovao zao zahay an 🥰
❣️Les accessoires sont disponibles de suite chez nous💍♥️


🏠Antsirabe hôtel TYVAHINY ❣️
📞032 70 660
95

Photos from Stylée à Petit Prix's post 09/01/2024

Mafatifaty kely eh ?🥹❤️
👉🏻Extension gel sur demi-capsule
Baby boomer effet naturel kely 😋😍

Photos from Stylée à Petit Prix's post 03/01/2024

Bonne année les filles 😍😍😍
Misokatra izahay manomboka rahampitso 4 janvier 8h-18h 🥰
Bisous bisousss ❤️❤️❤️

Photos from Stylée à Petit Prix's post 28/12/2023

Marbré 🥹 tena tiko loatra izy ity 😋 Tena mahafinaritra ahy mihintsy manao azy ity😍😍😍😍
❤️

Extension cils seulement à 30.000Ar
🏠Est Gare hôtel Tyvahiny
📞032 70 660 95

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antsirabe