Longrich Antsirabe

Longrich Antsirabe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Longrich Antsirabe, Beauty, cosmetic & personal care, 11 18 F 165 Mahazoarivo Nord, Antsirabe.

10/07/2023

✔️Azo antoka tsara ara-pahasalamana ny serviette hygiénique magnétique sy protège slip Superbklean novokarinay:

🌸Mihidy tsara ny fonosana, tsy atahorana hidiran'ny mikraoba
🌸Manify
🌸Mitroka tsara ny hamandoana
🌸Tsy misy fofona
🌸Misy anion manetika
🌸Manampy ny vehivavy manana olana amin'ny fadim-bolana toy: cycle mikorontana, manala fanaintainana, pertes blanches sns...
🌸Manampy ireo izay tratran'ny infection
🌸Misy karazany 3 ny serviettes : mini, jour ary nuit.
🌸Ny protège slip Longrich dia manampy ireo lehilahy manana olana amin'ny prostate.

📩Mp ny fanaovana commande tompoko

☎️034 39 201 58
🚴 Manao livraison koa😉

23/05/2022

Izay any Antananarivo ka maniry ahafantatra misimisy kokoa mahakasika ny business.

Tanora ve ianao?
Manana tanjona na koa nofinofy eo amin'ny fiainana?
Maniry ny hisehatra amin'ny fandraharahana?

✅Ianao mihitsy no tadiavinay, ary mety tsara aminao ny fandraharahana Longrich. Satria dia mbola mitady tanora maro vonona hiara-hiasa aminay izahay.

Manasa anao àry izahay hanatrika ny "Présentation du business Longrich" ny Zomà ho avy izao.
Hitanao eo amin'ny peta-dridrina ny ora sy ny toerana hanaovana izany.

Ny Stockist MG6022 Andry Ranarijaona sy ny Team Andry & Pri dia vonona handray anao ampifaliana ary koa hamaly ireo fanontanianao rehetra mahakasika ny Orinasanay, ny fomba fiasa, ny vokatra ato aminay, sns...

Voafetra ny toerana koa manasa anao izahay hisoratra anarana eto amin'ny pejy raha maniry ny hanatrika izany.
Na koa antsoy ny laharana 034 39 201 58

📢

18/04/2022

Salama e,
Miavaka ny fankalazana ny P***a amin'ity taona ity satria tsy fandaniam-bola fotsiny no atao fa omena fidiram-bola maharitra ny olona.

Tolotra ho antsika eto Antsirabe ity ary voafetra ny toeraka ka vonjivonjeo.

Finaritra e,

Mirary fetin'ny p***a mahafinaritra ho antsika ny ekipan'ny pejy Longrich Madagascar.

Ho feno ny fanatrehan'Andriamanitra anie ny fiainanao sy ny ankohonanao.

Mitady asa ve na vadin'asa ianao?
>> Mandalo ao Antsirabe ireo ekipanay amin'ity herinandro ity hanazava aminao mahakasika ny business.

Amin'ny alarobia izao no fotoana ao amin'ny Alliance Francçaise.

📩Afaka misoratra anarana eto amin'ny pejy amin'ny alalan'ny MP ianao.

Voafetra ny toerana fa izay misoratra anarana mialoha no mahafandrika toerana.

23/03/2022

Hafatra mazava

Hey,

ça fait longtemps que nous n'avons par eu ce petit message de notre leader :)

Notre message d'aujourd'hui ;)

La persévérance en affaires, c'est lorsque votre entreprise continue d'aller de l'avant malgré les obstacles et les défis. Sans la décision de continuer quoi qu'il arrive, une entreprise s'effondre face à n'importe quelle difficulté. Mais la valeur fondamentale de la persévérance vous motive, vous et votre équipe, vers le succès.

09/02/2022

Ireto ihany ny karazana adhésion Longrich.
Tsy misy ny 25.000AR ka ahazoanao compte Longrich.

Aza manaiky ho fitahina!

Salama e,

Manao ahoana ny andronao androany? Tsara ve ny ho fandehan'ny herinandro.

Ny eto amin'ny pejy dia tena mandeha tsara ny herinandro ary faly izahay mahazo ireo retours mahafinaritra avy aminareo mahakasika ny produits.

Hainao ve fa azonao atao ny miditra ho mpikambana ato amin'ny Longrich Madagascar. Afaka misitraka commissions, primes isan-karazany ianao amin'izany.

Mividy pack no ahafahana manao izany :).

Ireto avy ireo karazana pack ahafahanao manao adhésion.

MARIHINA FA TSY MISY NY ADHESION 25.000Ar NY LONGRICH MADAGASCAR (tsy tompon'andraikitra amin'ny PONZI ataon'ireo tsy mbola mahazo ny système Longrich izahay. Système madio ny Longrich Madagascar)

Ny vola miala aminao amin'ny adhésion dia ahazoanao code MG # # # # # sy mot de passe hidiranao amin'ny plateforme Longrich (tableau de bord) antsoina hoe Back Office. Ankoatra izay dia TSY IZY tompoko.

Ary koa, ny produits vidianao amin'ny adhésion dia ahazoanao points izay hitanao mivantana ao amin'ny Back Office.

Antitranterina fa ireto ihany no karazana adhésions manankery raha toa ka te hisitraka feno ny avantages rehetra eto amin'ny Longrich ny olona iray.

Longrich Madagascar

13/01/2022

Salama e,

***Mahakasika ny prime: Fonds mini-voiture***

Am-pifaliana no ilazanay amin'ireo mpanjifa sy ireo misafidy hiara-hiasa amin'ny Longrich Madagascar fa ity Mini-Car Fund ity dia nampiakarina ho an'ny taona 2022.

👉 Raha toa ka 💰 15.600.000Ar izy nanomboka tamin'ny 2019 dia efa 💰16.000.000Ar izy izao.

👉 Ho an'ireo mahatratra ny tanjona hatramin'ny volana Oktobra 2022 dia miampy 4.000.000Ar izany.

👉 Miaraka manomboka manatratra tanjona ny membres rehetra nanomboka ny 10 janoary teo. Ny Points vaovao manomboka ny 10 janoary no isaina amin'ny Car Fund rehetra, ary anatin'izany ity Mini-Car Fund ity.

👉 Vao manomboka izy ity ary afaka manao ezaka ny rehetra.

Am-pifaliana koa no ilazàna fa tsy arakaraky ny ranking (💎 Diamant) izy ity fa izay mahatratra ny fepetra isana points.

👉 Tsy misy fetrana isa izy ity ka fa izay mahafeno fepetra dia mahazo daholo. Herintaona no fotoana hanatrarana azy ary hatramin'ny 8 janoary no fetra.

👉 Noho izany dia na 1000 aza no mahafeno fepetra dia mahazo daholo.

Ireo izay mbola vao hiditra membre koa dia afaka mahazo rehefa feno 🎯 ireo fepetra. 🏃

📩 MP ny fidirana membre tompoko ary faly handray anao ireo ekipa ato aminay. Afaka ny ho anao koa ny opportunité toy izao fa tsy ho an'ny hafa akory :)

Photos from Longrich Madagascar's post 15/11/2021

Oui
Nous espérons que plus de leaders iront avec cette merveilleuse personne la prochaine fois.

On va travailler pour ça

21/07/2021

Andao àry araraoty ity promotion ity.

Pack 50.000Ar dia efa ahazoanao compte Longrich ahafahanao manomboka business lovainjafy ;)

VAOVAO TSARA O!!!

WOW!! WOW!!! 🥳🤩

Ny Longrich Madagascar dia vonona hatrany hanome fahafaham-po ho anao.

Ankehitriny dia azo atao ny ho tonga membre Longrich amin'ny alalan'ny "Pack de démarrage" mitentina 50.000AR, eny 50.000Ar monja. 😍

Ho anao izay efa ela no te ho isan'ireo ekipa Longrich Madagascar nefa niandry vola na tsy nanana vola. Omena anao ny fahafahana :)

Vokatra mitentina 51.000Ar omena anao 50.000Ar ;)

Miandry anao amin'ny MP 📩 izahay. Efa maro ireo mirohotra anaty MP fa mbola afaka raisinay koa ianao ;) :)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

11 18 F 165 Mahazoarivo Nord
Antsirabe
110