Antsirabe manal'azy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antsirabe manal'azy, Health/Beauty, kfkxkxkc, Antsirabe.
Hoe manina tsara hoe🤣🤣🤣
Tena marina🤣🤣🤣
31/01/2026
Fanamarihana mialoha :Ndeha hoheverina fa olon-kafa no nanaparitaka ilay vidéo fa tsy izy roa mihitsy.
Ndao ary,
👉Nisy ilay vidéo sextape an'i Wendy C sy Ckicky miparitaka ankehitriny, ary efa tsy voalohany izy io, ka misy olona mieritreritra hoe mety ilay kala be ity no efa trop vulgaire. Hisy indray izao hiaro azy ve, hitady solidarité féminine indray ve izy ?
Izany no fijerin'ny fiarahamonina, fa ahoana kosa ny fijerin'ny lalàna ?
Voalohany indrindra, tsy misy lalàna eto Madagasikara miteny mazava hoe tsy azo atao ny mandefa sextape amin'ny réseaux sociaux raha tsy nahazoana alalana avy amin'ny tompony.
👉Kanefa misy lalàna azo heverina ho mifanarakaraka amin'izany ihany :
Article 20 – Loi n° 2014-006 sur la lutte contre la cybercriminalité
« L’injure commise envers les particuliers, par le biais d’un support informatique ou électronique, lorsqu’elle n’aura pas été précédée de provocation, sera punie d’un emprisonnement de six mois à cinq ans et d’une amende de 100 000 Ariary à 10 000 000 Ariary ou l’une de ces peines seulement. »
👉Ny fanaparitahana na fandefasana vidéo sextape tsy nahazoana alalana ve no fanalana baraka olona sa fanompana ?
Valiny :
Ny diffamation dia fiampangana olona iray ho nanao zavatra précis mba hanimbana ny voninahiny (ohatra : « Io admin io dia nangalatra volan-drasoa »).
Ny injure kosa dia expression outrageante, terme péjoratif, invective na insulte tsy misy fait précis, fa mivantana manafintohina ny voninahitra na ny considération (ohatra : « vendram-pr ilay admin », « tena tsisy saina », na fanambaniana hoe "adala, Alika , sns.).
Eto anefa tsy misy fiampangàna mazava, tsy misy ompa na fanambaniana mivantana hoe « vendram-pr » na « Alika ». Fa vidéo fotsiny no miparitaka.
🤝Noho izany, tsy maintsy avela ireo satria tsy mifanaraka tanteraka amin'ny zavatra voalazan'ny lalàna ho an'ny art. 20.
👉Hiditra amin'ny article 25 isika :
Art. 25 "– Le fait soit de fabriquer, de transporter, de diffuser par quelque moyen qu
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
