Rasazy sassah

Rasazy sassah

Share

Ra mila toro-hevitra momba ny fitondrana vohoka na hanao analyse dia aza misalasala miditra @ mp

14/03/2025

Tena marina 😂
Rehefa Mandeha mouchoir, lingettes, couche ts maints ao anaty poketra

28/02/2025
21/02/2025

ANALYSE GRATUIT !
afaka manao analyse gratuit ho an'i vehivavy bevohoka 3 za manomboka @ alatsinainy. Antsirabe.midira @ mp
* HIV
* URINE ASA ( albumine, sucre, acétone)

21/02/2025

Salama daholo e!
Elaela Kely tsy teto fa mbol sahirana nikarakara Kely an'io Zaza Io e..

08/03/2024

Mirary soa ho antsika vehivavy rehetra

08/01/2024

Mirary soa ho antsika rehetra oh!

10/11/2023

Rasazy kosa nama a🤣🤣

07/11/2023

Mampatsiahy ahy ramatoa 1 izay ity sary ity. Ozy oe Andriamanitra oh! To mainty b ny zanako , izy mivady amin'io samy mainty daholo fa tsy misy fotsy 🤣🤣

23/10/2023

FIRY ANDRO AORIAN' Ny FITERAHANA NO AFAKA MANAO FIRAISANA ARA-NOFO ?
🫂Fanontaniana matetika misy manontany io ka andeha ho valiako eto.

🫂 Aorian'ny fiterahana dia mila miadry enina herinandro FARAFAHAKELINY alohan'ny hanaovana firaisana ara-nofo ( 6 semaine) . Tsy tongatonga ho azy io fe-potoana io: io no fotoana ilain'ny vatanao hiverina amin'ny toerany.
Alohan'ny ahafahanao manao firaisana an-kalalahana dia:
👉 tsy maintsy mikatona indray ny vozon-tranonjazanao ( col),
👉tsy maintsy sitrana izay zaitra rehetra ra notatahana
👉, ary tsy tokony hisy rà mandeha intsony.
👉 Farany anefa lehibe indrindra : rehefa vonona tsara ny saina

Photos from Rasazy sassah's post 17/10/2023

SALAMA DAHOLO !
ity page ity tompoko dia natao hanomezana toro-hevitra ara-pahasalamana, koa aoka izay mila toro-hevitra iany no handefa mp fa manjary ilay tena mila toro-hevitra indray no tsy voavaly.
ZA EFA EN COUPLE O!🤣🤣

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antsirabe