Queen's Beauty Mdg

Queen's Beauty Mdg

Share

11/06/2026

Andao ary e🥰🛍️

🔔Ity misy fampafantarana arivariva zareo a📖✍️

👉🏻Maro be ianareo no sahirana rehefa mijery pataloha : Inona ary ny « taille » ako? ho atonona ahy ary ve ity? Firy ary ny « tour de taille » ako ? Sns …..

Io ary misy fampianarana na fampafantarana moramora azonay zaraina aminareo 😘👇

Zay fa dia soavan’ny alina aby i😅😍❤️

📞0346173445

Photos from Queen's Beauty Mdg's post 08/06/2026

Andao ndray ary e🥰🛍️

Mirary erinandro feno fahombiazana ho atsika rehetra ❤️

📍Service à Domicile (Antsirabe)
📞0346173445

05/06/2026

Andao ary e❤️🛍️

Iza avy no manana molotra vakivaky ato?🥹💋
Mbola misy ireto «baume à lèvre» ireto zareo a❤️

📌Mety tsara ho an’ny Zaza😍
📌Tsy misy fofona 🥰
📌Tsy misy loko😘

Authentique 💯✅

💰12.000ar
📍Disponible Antsirabe

📞0346173445

31/05/2026

Andao ary ooo🫶🏻❤️🛍️

Mirary fety sambatra ho atsika Reny rehetra ❤️🌸

Eto ihany koa izahay dia maneho fisaorana feno ho anareo rehetra izay tonga nandray anjara, sy nitsidika ny « Stand 25 » nandritry iny Hetsika izay nokarakarain’ny Femmes Entrepreneures du Vakinankaratra iny fa tena Mamy tena Mamy lisany🫶🏻🥰

Misaotra an’i All in One Shop ihany koa nifandray niara niasa teo foana🙏❤️

📌Misokatra ny fiaraha miasa amin’ny olondrehetra

Misaotra zareo aaa🫶🏻🥰❤️

‼️ Ny commande Rideaux Rehetra dia
0385299971 na ao amin’ny in One Shop ‼️

Oroka mamy be 🫶🏻😍❤️

📞0346173445

30/05/2026

‼️10.000ar daholo ny farany ato anh‼️👖🛍️🫶🏻❤️
Aingana sao taraa😅🫢🥰

Photos from Queen's Beauty Mdg's post 30/05/2026

Andao ary e🥰🛍️

Andro faha4 farany isika zareo aaanh🥰😍📆

Misaotra bedebe sahady ho anareo rehetra izay nandray anjara, misaotra betsaka ihany koa ho an’ireo nitsidika ny « Stand 25 » 🫶🏻❤️

‼️Mbola eto isika androany, arivariva mihitsy isika vao mifarana aaa, misy Promotion be ny entana rehetra ety amin’ny stand Anio fa tongava aingana fa efa vitsivitsy sisa ny ato zareo aa‼️

🌸Faranatsika Mamy be ny androany fa Tongava Maro🌸

Fara Andriam
All in One Shop
Femmes Entrepreneures du Vakinankaratra

Photos from Queen's Beauty Mdg's post 29/05/2026

Andao ary e🥰🛍️

3 eme Jour📆

‼️Tongava daholo ilay tsy nahazo Wide leg omaly fa misy arrivage xs à 2XL ato…. ‼️

Tianay be nge oa lisany dia atao izay mahafinaritra anlisany e🥰❤️ Vidiny tsy miova anh🫶🏻❤️

⚫️ « Stand 25 »

📌Parfum & Déodorant Reebok-Bies ✅
📌 Misy tee shirt Maman👕🌸
📌Rideaux mamy be🥰

Fara Andriam
All in One Shop
Femmes Entrepreneures du Vakinankaratra

📞0346173445

28/05/2026

Misaotra atsika rehetra indray aloha t@ androany🥰🙏
Mbola eo foana isika rahapitso ho an’izay tsy nahazo androany🫶🏻
Fa tena mamy oa lisany iii🥰❤️
‼️Mitohy hatrany ny Promotion Wide leg sy Parfum anh‼️Sao tara🌸

Photos from Queen's Beauty Mdg's post 28/05/2026

Andao ary e🫶🏻🛍️

2eme Jour sahady isika reto a📆

Mandeha be ny fotoanaa ee🥺

‼️Aza adino fa sabotsy izao ny farany aa‼️

📌« Stand 25 » no misy atsika !!! Mitohy foana ny Promotion atsika ety anh🫶🏻❤️

Tongava maro ary eee🫶🏻🥰

📞0346173445

Photos from Queen's Beauty Mdg's post 27/05/2026

Andao ary e🥰🛍️

Efa ety aki izahay miandrya anareo anh🥰😍🫶🏻❤️

Nisy fiovana kely anh : « Stand25 » no misy atsika🥰

Tongava maro ooo🛍️🥰

📞0346173445

Fara Andriam
All in One Shop
Femmes Entrepreneures du Vakinankaratra

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Route D'Ambositra
Antsirabe
110