So cute Antsirabe

So cute Antsirabe

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from So cute Antsirabe, Health/Beauty, Antsirabe.

Photos from So cute Antsirabe's post 24/07/2025

Coucou?! ♥️🥰
Efa manomakomana fidiran ny mpianatra daholo vé?
Ho antsika manana Zazah hitondra sakafo any ampianarana🌺🌺
Na ho antsika efa miasa ka hitondra sakafo any ampiasana ? 🌺🌺
Na MBA mitondra sakafo mitsangatsangana sns iny 😍😍
❤️❤️❤️LUNCH BOX ❤️❤️❤️
🌈3 PIECES
🌈Efa misy sotro+fourchette +fasiana azy
🌈Efa misy sac isotherme mitazon tsara ny hafanana 😘
Fa INDRINDRA INDRINDRA tsy manary Ilay mandena cartable bé ireny fa na misy rony aza entinao mety foana 🌿🎉🎉
Mila vé ianao ???
💯💯Sur commande fa raisina eto Antsirabe mardi izao
💯💯Mp contact+commande
Merci

Photos from So cute Antsirabe's post 14/07/2025

Cartable bluey mafatifaty 🥰🥰🥰
🌸🌸Mety bé hoan i Zazah ity an
🌸🌸3ans - 5 ans eo
🌸🌸Couleur bleu, saumon, et rose (Stich)
🌿Sur commande
🌿Raisina eto Antsirabe
Mp Ary o

14/07/2025

Coucouuu🥰🥰🥰
Cartable lapinou mafatifaty hoan n'y Zazah o ♥️♥️
Mety ho an n'y Zazah 5-9ans eo
Atonona cahier grand format
Vaovao ,tena tsara bé
🌸🌸Antsirabe

Photos from So cute Antsirabe's post 14/07/2025

Coucou daholo o🥰🥰🥰
Ataotsika prix cadeau bé ireto tapis salon tsara bé ireto o 🌿🌿
💯💯1m60 sur 1m20
💯💯Vaovao an
💯Fourrure
Eto Antsirabe
Livraison possible

13/07/2025

Andao aloha fenoina 300 abonnés isik Dia alatsako eo Ilay jeu ahazoana cadeau bé Dia bé oo 🥰🥰🥰
Invitez ny amis o ❣️❣️❣️
Bisouuuus 😘😘😘

13/07/2025

Manome fotoana antsika Ary rahariva o ♥️♥️♥️
Hilalao isika Dia hisy cadeau tsara bé mazava ho azy 🌿
Antsoy daholo ny namana sao tara oooo 💯💯💯💯💯

13/07/2025

Coucou 🥰🥰🥰
Hisy lalao tsy ho ELA♥️♥️ ahazoana cartable tsara Kely hoantsika eto Antsirabe o
Andao Ary inviter-o ny namana hanaraka ny page o
Asio coucou ho antsika efa ato ooo 🥰🥰
Gooo

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antsirabe