Evah's Hair Salon
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Evah's Hair Salon, Hair salon, Avaratsena Betafo, Antsirabe.
01/05/2025
❤️🎊" HAPPY ONE YEAR EVAH'S HAIR SALON" 🎊❤️
Misaotra an'Andriamanitra lehibe tamin'ny zavatra rehetra tao anatin'izay taona iray izay, dia apetraka Ampelan-tanany fona ihany koa ny ho avy rehetra✨
Misaotra indrindra ihany ko ho anareo cliente rehetra 🥰,
Faly ny fo dia tsy hita izay lazaina fa ny
ho rariana dia Hiroborobo hatrany anie ny COIFFURE EVAH🙏❤️
Mbola vao fanombohana iny, nahitan ireo nety sy ny tsy nety rehetra dia havaozina tsikelikely 😊
Ho marikin'ny fifaliko sy mba hizarako izay dia misy promotion androany 😍🎁
REMISE 20% avokoa izay manao volo androany, izay miteny code: na rehefa miarahaba 🎊😜
Bonne fête de travail ihany ko😘
Fa tongava manao manjamanja fa Evah hiasa ho anareo🤗
Bonne journée daholy ary e 🎊❤️❤️
30/04/2025
Tapitra ilay jeux😛
Bravo Manitra Randriamifidy nahamarina👏❤️
Ouiii!!!
1an rapitso ny Evah's Hair Salon 🥹❤️🎉
30/04/2025
Bonjour daholy👋🎀❤️
Ela ela izay e!? Hihi
Asiako jeux kely vao maraina aloha a !!
"MISY INONA ARY RAPITSO ❓"
➡️Izay mahamarina voalohany ao am commentaire dia ataoko GRATUIT ny volony rapitso 😛😍, Ouiiiii gratuit!!!
Ndao ary !!
Bonne journée daholy ary 🎀❤️
08/03/2025
Être une femme c'est être forte, fière et libre❤️🙏✨
Passé une merveilleuse journée à toutes les femme🥰
26/01/2025
Hello tout le monde ❤️ 🤩
Tadidinareo ve ilay kilalao nataotsika iny? 😁
Izy ilay nandresy de zao vao natao ilay izy
-Coupe ✂️🦋
-Coloration Marron café no safidiny😍
-Brushing dia N-balayé-na ilay izy
"Dia toy izao ny vokatra" ❤️❤️❤️
Merci beaucoup Ai Na 🥺
Bon dimanche daholy🥰
Bonjour daholy 👋❤️
❌Annulé ny promotion tsika androany fa ny rahampitso no misy❌
(Noho ny antony tsy fahasalamana 😌)
Bonne journée daholy ! 🤩
Merci pour la compréhension 🥹
04/01/2025
Hello hellooooo♥️👋
"BONNE ANNÉE DAHOLY OH !" 🥳❤️
Hitondra fahasoavana sy fitahiana anie ity 2025 ity ✨
Ndao asina promotion Bonane😛 ho anareo ary e😍
📣Ny 10/11- janvier 2025 ho avy izao dia 8.000ar avokoa ny manao volo rehetra📣
Bonne journée daholy ary😍😘
➡️ Lieu:Avaratsena BETAFO
Evah's Hair Salon
18/12/2024
Bonjour daholy o👋😍
Efa akaiky fety a !!!🎄☃️
Ndao hanao manja manja fa atao afa-po tsara mintsy 😍❤️
Bonne journée daholy ary o🤩🙏
➡️ Lieu: Avaratsena BETAFO
Evah's Hair Salon 😘
18/11/2024
Bonjour tout le monde ❤️🤩
Vita omaly ilay lalao tsika "GIVEAWAY"
Félicitations Ai Na 🎁🏆
Nahazo ilay réaction betsaka indrindra😁
Manasa anao hiditra mp🥰
Misaotra ireo nandray anjara rehetra ihany koa🤩😘
Amin'i manaraka indray dia atsika mihatsara ihany ny loka ho an'izay mandresy😋
Bonne début de semaine à tous ❤️❤️❤️
25/10/2024
Salama daholo oh👋😍
Tonga ary ilay fotoana nifanomezan-tsika e! 🥳
"It's GIVEAWAY time“ 🎀
Ndao ary hilalao amin'izay!!!!!🚨📣
🎁LOKA:" Coloration + coupe+ brushing +finition steam styler (effet steampood)
👉🏽Lisse na bouclé na wavy izay safidinareo🥰
IRETO ARY IREO FEPETRA ARAHINA:
1️⃣Mi_j'aime ny page
2️⃣Mi_invité namana 5 farafahakeliny hi_ abonné ny page
3️⃣Mi_partage ity publication ity en mode public dia mentionné_na ny Evah's Hair Salon
❌Izay commentaire mahazo réaction betsaka indrindra sy nanaraka ireo fepetra no mpandresy❌ 🏆
: Ho an'izay mbola tsy vonona ny handoko volo kosa dia misy surprise hafa omena azy raha ianao ilay mpandresy😛🤩
✅FARAN'NY LALAO TSIKA: "17 Novembre à 23:59" 😁❤️
➡️LIEU: AVARATSENA BETAFO
23/10/2024
Hello tout le monde 👋❤️
Efa manomboka misokatra androany o!😍
Ho ataoko ato ho ato amin'izay ilay GIVEAWAY fa aza miala lavitra😉
Bonne journée daholy ary o💐
Evah's Hair Salon
➡️Lieu: Avaratsena BETAFO
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Antsirabe
