NY Akama Beaute
bienvenue à toutes à tous
21/05/2026
Tianareo vé ilay coupe ❤️💋
Faly bé mihintsy ity cliente ity,
Tsy nampoiziny hivoka otran'izao ilay volo satria tena farak'izay manify tena manify
🌺Cliente satisfaite 🌺
Iza daoly ndray ary no Liana am SOINS BOTOX Capillaires ❤️
Tongava ety am FIHAVANANA CENTER box_54 fa tena ho afa_po ianao ❤️
🌺Prix abordable zaka ny rehetra 🌺
12/05/2026
Tsindrio ny suivre ery ambony Raha mino ianao
22/04/2026
ity couleur ity Zao efa marobe indray no manao anazy ato aminay ah
Tongava maka rendez_vous en mp ary
na Tonga de tongava mivantana aty am salon FIHAVANANA CENTER box 54 no misy anay ah ❤️😍
Tongava fa ho afapo iany rehefa Tonga ato aminay ❤️😍🌺
-----------------------------------------------------------------
⁉️FA INONA MOA ILAY BOTOX CAPILLAIRE
👉Botox capillaire dia sakafo sy fikarakarana entina mitsabo volo simba.
👉Ity botox iray ity dia tena tsarabe satria :
1) Mamerina aina volo:
Manalefaka, manome famirapiratana lasa mangirana tsarabe
2) M-hydrater en profondeur:
mampamandina volo manala ilay makinakina be
3) Volo simba tapaka tsy mety maniry, makina miverina ho tsara.
👉Eo ny eo ihany dia mahita fihovana ianao.
👉Maharitra hatra@ 8 herinandro faharetany
⛔️Tsy lissage izy akory izany hoe tsy manimba fibre capillaire anao
-----------------------------------------------------------------
18/03/2026
ireto ary ilay crop top manjakely ❤️
Frip amin'ilay qualité au top
tsara bé daoly ny lambany
jereonareo amzao fotsiny eh tsisy ho tantaraina bé fa tena tsara
⏬
ao am commentaire Mbola misy maro afaka isafidianana
🌺 FIHAVANANA CENTER box 55 no misy anay ah,
Tongava mijery mivantana ho an'izay afaka mandalo
17/03/2026
Rapitso ary ny fotoanantsika , amin'ilay crop manja Kely , ❤️
13/03/2026
Coucou mes loulous. Aza hadino fa isan-taona Dia fety be foana Antsirabe isakiny P***a . Ka izahay eto @ ihany koa dia vonona anome fahafam-po anareo @ tontolon'ny Hamanjana rehetra .
Hataovy dieny izao ny rendez vous Ary e
Jumpsuit manja bé ❤️
Jereo anie ilay tanany eh amle tsisy mpanana mitsy
Alefaso ny commande_nao aingana fa alefa mora bé ,
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |
